MITADY MPIANDRY
1. zakilinina
(
20/06/2009 05:36)
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna no atoniko. Toroy hevitra aho rey olona satria manahy aho fa ndrao dia sendra mpiandry diso lalana tompoko.
novalian'i zakilinina ny 20/06/2009 21:43
2. Bazily
(
20/06/2009 05:51)
Raha akaiky ny Toby fifohazana ianao (eto Madagasikara) dia tsaratsara kokoa ny mananotona any avy hatrany. Inoako fa ny lehiben'ny Toby any no afaka maniraka olona hanampy anao. Raha any ivelany ianao no tsy haiko.
Mety hifindra ity dinikao ity fa toa tsy dia resaka politika loatra ny fotokevitra fa fitadiavana fanampiana. :lol:

3. Noue
(
20/06/2009 06:48)
zakilinina:politikan'inona aloha ity eee ???
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna no atoniko. Toroy hevitra aho rey olona satria manahy aho fa ndrao dia sendra mpiandry diso lalana tompoko.
4. xxx
(
20/06/2009 07:47)
Ka ireo mpiandry tadiavinao aza efa voan'aretina politika ko!!! Tsy aleo ve miandry sao dia ifindran'ny aretiny eo koa ianao??? :-D :-D :-D
5. ravalotgve
(
20/06/2009 07:57)
mitady mpiandry razakilinina hoeeee
ANDRASO EO PAOLY HAHAHAHAHA
sniff
tchrouff
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ANDRASO EO PAOLY HAHAHAHAHA
sniff
tchrouff
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx
(
20/06/2009 09:14)
zakilinina:
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna no atoniko. Toroy hevitra aho rey olona satria manahy aho fa ndrao dia sendra mpiandry diso lalana tompoko.
Maninona anefa moa no mpiandry no tadiavinao fa tsy i Jesoa avy hatrany?
7. Noue
(
20/06/2009 09:19)
xxx:
Maninona anefa moa no mpiandry no tadiavinao fa tsy i Jesoa avy hatrany?
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
8. xxx
(
20/06/2009 10:48)
zakilinina:
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna no atoniko. Toroy hevitra aho rey olona satria manahy aho fa ndrao dia sendra mpiandry diso lalana tompoko.
"ny finoanao no aha-vonjy anao" fa tsy ny piandry
9. xxx
(
20/06/2009 11:07)
zakilinina:
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna no atoniko. Toroy hevitra aho rey olona satria manahy aho fa ndrao dia sendra mpiandry diso lalana tompoko.
Andraso kely anie é ,maninona raha manontany an'i Benoit XVI ?
Samy olona izao ve dia hifampiandry ry zakilinina aa!! fa inona no antonyilanao izany mpiandry izany aloh ( ...) ?
10. xxx
(
20/06/2009 11:23)
Andraso fa mety ho avy eo i ngaypasy fa efa nadalo teto izy nanala devolin' ny ra wuiwui. mety izy no mety aminao sady izy magikman
11. zakilinina
(
20/06/2009 20:48)
Tsy izany re rankizy fa anjakan'ny devoly ny fiainam-pirenena ka ilàna mpandroaka devoly. Ny mpiandry anefa hono no mahay mandroaka devoly. Mihazohazo anefa aho satria mifanipa-dalana ny mpiandry : misy mpomba ny fanonganam-panjakana ary misy mpomba ny ara-dalàna. Ny lalana sy ny lalàna anefa tsy mazava amiko intsony amin'izao andron'ny tetezamita izao. Izay mihitsy ilay olana ara-pinoana manjo ahy kanefa ataonareo vazivazy. Mba azonareo tanora nahita fianarana valiana ve ny fanontaniako ?