Saobakaka milomano ao anaty rano
21. niryna
(
21/06/2009 07:49)
cutie:
ze zavatra tsy tinao atao @ tenanao aza atao @ hafa.
Marina ve zay ry Niryna??
matina tanteraka ,dia ao koa ny hoe raha tianao ataon'ny olona aminao ny zavatra iray dia ataovy aminy iny,na hoe izay tianao ataon'ny olona atao aminao no ataovy amin'ny olona
dia ahoana ilay saobakaka ao anaty rano mafana sy mangatsiaka araka ny eirtretr'i cuite? tsy misy hoe diso na marina fa marina daholo izay eritreritsika a .Afaka manao ohatra ve indry ?
:D
22. niryna
(
21/06/2009 07:51)
fijo:
misy kosa tsy tiako atao amiko fa tiako atao amin'ny hafa ka
dia ataovy izany raha tsy maninona amin'ny eritreritrao.Tandremo anefa fa mamitaka ny eirtreritra indraindray an.Dia avereno foana ny tenin'i cutie hoe izay tianao ataon'ny olona aminao no ataovy na koa hoe izay tian'ny olona atao aminao no ataovy. sa ahoana
mahita ohatra ve fijo e
23. niryna
(
21/06/2009 07:54)
fijo:
ohatra za tia manindritsindry olona,fa tsy tiako raha tsindriana
dia tsy mijoro amin'ilay tenenin'i cutie izany fijo
ataovy hoe tia manindritsindry olona i fijo dia tsy mampaninona an'i fijo raha nanindritsindry an'i fijo koa ny olona
:D
