Tsy hay tsony
21. tess
(
20/06/2009 08:26)
mety misy koa tena mifankatia be nefa misy obstacle manasaraka an' izy roa " FITIA VOARARA", ny tamin' ny andron' i cendrillon, tsy misy intsonyTENA MISY IO KA! :-P ary tena manahirana ny mieritreritra an'ilay tranga raika io
22. endrika01
(
20/06/2009 10:16)
Afo anie io FITIAVANA io e e,mandoro izy io ....Mampahatsiaro anio hira io,ty resaka fitiavana, fitiavana ,fitiavana ty.Ny Fitiavana ono no ambony indrindra(baiboly) de tatazana doly ze alefany eo eh,fa ny aza fanimpanina fotsiny! :P
23. vale
(
20/06/2009 11:45)
HOY i xxx:
Mahavariana, asa dia nahoana loatra fa ny tiana, tsy tia. Ny tsy tiana indray no tia. Ny nandrasana, tsy tonga fa nandao. Ny laozana nefa tamy foana. Ny efa adino mipoitra lava, fa ny halahelovana tsy foy, tsy hita mihitsy.
Zany ve ilay fitiavana sa mba mifamaly mifandanja ihany?!
______________________________________
tena izany mihintsy, zava-pitranga ireo, sarotra mantsy ny mahita ny tena tinao ho hita, fa dia ny tsy tinao no betsaka satria tsy betsaka ilay mety ho tinao ho hita. lol ... mampiome be kou lay laaiko fa ts'hitako ze anazavaina azy ankoatr'izay. Hoy ny fitenenana hoe ceux qui t'aiment te fais rire, ceux qui t'aiment pas te font pleurer, halalaaa!! lol
zay le fiainana e, fa mirary anao ihany alou na izany aza ahita ilay TINAO, dia aza maimaika miditra rehefa lay TSY TINAO fa izany no mahatonga ny olana maro any antokantrano matetika.BONNE CHANCE.:wink:

25. xxx
(
20/06/2009 14:04)
xxx 16: ny zava-dehibe efa afaka ianao! Tsara izany hoe mba misy zavatra hafa nangirana ho anao fa tsy ho rariny kosa raha tsy nisy an'io! Toy ny ahy ihany zany ny anao. Zavatra hafa rehetra mandeha fa io ihany no hafa satria misy olona hafa tafiditra fa tsy vitan'ny tena samirery!
Tsy fantatro raha efa nahazo ny anjaranao ianao fa dia mirary soa indrindra hahita ilay tia sy ny tiana!
Misaotra ny nilaza hevitra rehetra fa raha ny novakiko toa tsy nisy betsaka nilaza ilay hoe sendra ny tia sy ny tiana tokoa. Sa za diso?
Sa nihonona tamin'izay eo ny ankamaroany?

26. xxx
(
20/06/2009 14:57)
xxx 16: ny zava-dehibe efa afaka ianao! Tsara izany hoe mba misy zavatra hafa nangirana ho anao fa tsy ho rariny kosa raha tsy nisy an'io! Toy ny ahy ihany zany ny anao. Zavatra hafa rehetra mandeha fa io ihany no hafa satria misy olona hafa tafiditra fa tsy vitan'ny tena samirery!Efa mba nahazo ny anjarako tokoa aho ry xxx1. Tia ahy izy ary izaho koa tia azy. :)