MATIO 18
22. niryna
(
18/06/2009 20:41)
maeva74:
Izay fandraisanao azy tsy maninona ry xxx, fa eo ampianarana baiboly aho izao ary misy zavatra tsy azoko tao dia nanantona mpitandrina aho ka nasiany nanao test kely dia io no fanontaniana nomeny ahy, ka io no hitondrako io toko sy andininy eto aminao, ny valin' ilay anareo nefa dia samy manana ny filazany avokoa, fa ny ahy dia notsoriko fa tsy dia haiko loatra ka nampianatra ilay mpitandrina ary tena variana aho nihaino azy fa tena tsy takatr' ilay saiko ny valiny, ka raha nanafitohina anao ny fangatahako ry xxx telo dia miala stiny aminao , tsy sendotra aho fa fantako ny tianao hatongavana, tsy kivy aho anefa fa mbola manasa ny hafa hilaza ny heviny
Maeva74
:D
Maeva a,eny e ,mety manana ny fandraisany azy avokoa ny olona,satria hianao tonga dia niteny hoe ahoana ny hevitrareo,marina aloha fa voatery namaky baiboly tokoa e,saingy lavabe ilay izy dia teo aho no nijanona
Inona amin'ireo teny ao amin'ny matio 18 ireo no tianao ho fantatra?
dia tantarao hoe ny nampianarina anao fa mba mianatra koa izahay ! misaotra
(l)niryna
23. maryline
(
19/06/2009 06:00)
niryna:

Angamba kosa tsy namaky ny hatreny amboalohany i Niryna fa efa nisy namana nizara tamintsika ny tokony sy ny andininy eo ambony ka anjaranao ny manome izay fantatrao toy ireo namana efa nanome koa ataoko fa efa nizara i Maeva eo amin' ilay hoe: " ilay tsy nahaloa trosa " fa mety tsy namaky ianao fa lava loatra taminao ilay izy nefa raha tsy diso aho ianao dia anisan' ny mpanome hevitra lava be eto koa ka mahagaga ihany raha hitanao fa lavabe ny an' ny sasany.Misaotra
24. fahamarinana
(
19/06/2009 07:12)
maryline:
nefa raha tsy diso aho ianao dia anisan' ny mpanome hevitra lava be eto koa ka mahagaga ihany raha hitanao fa lavabe ny an' ny sasany
:arrow: mba mora ho anao koa ilay mitsaingoka io an !Raha tsy nahavaky ve niryna dia mendrika koa tonga dia lazaina fa zatra manao lavareny ?.... aiza re ity tolérance dradraina ity e !Am-pitiavana re fa aza atao mivoana ny resaka e !
niryna a,io averiko io ny voalazany maeva74 dia tsy ho bedy intsony njy an !
maeva74::-* (l)
Ny amin'ny fanetren-tena - Ny lova avy amin'ny fanafintohinana - Ny fanoharana amin'ny ondry very - Ny fananarana ny namana - Ny famelana ny hadisoany - Ny mpitrosa tsy nanan-kaloa" ireo angamba no votoatin'ny "MATIO 18"
"Ny mpitrosa tsy nanan-kaloa"
Io ilay fampianarana azoko ka ho zaraiko aminareo namana tsy voatery anefa ianareo hanaiky izay ho lazaiko satria " Jesosy dia efa mahafantatra fa tia mifanditra isika olombelona ka izay no nilazany hoe" Aza mifanditra nohon' ny amiko ianareo"
ohatra iray no raisiko arak' ilay fampianarana azoko
Koa amin'izany, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray izay te-hamotopototra ny toe-pananany amin'ny mpanompony: 24 ary raha vao nanomboka nanao izany izy, dia nentiny teo aminy ny anankiray izay ananany talenta iray alina. 25 Ary noho izy tsy nanan-kaloa, dia nasain'ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany, mbamin'ny fananany rehetra, mba hanefana ny trosa. 26 Dia niankohoka ilay mpanompo, ka nifona taminy hoe: Mba omeo andro aho, dia haloako daholo ny anao rehetra. 27 Nangoraka ny fon'ilay tompon'izany mpanompo izany, ka sady nandefa azy handeha no namoy ny trosa taminy. 28 Fa raha vao nivoaka ilay mpanompo, dia tojo ity mpanompo namany anankiray izay ananany denie zato; noraisiny tamin'ny tendany ilay io ka nokendainy nataony hoe: Aloavy ny trosako any aminao. 29 Niankohoka ilay namany, dia nifona taminy nanao hoe: Mba omeo andro aho, dia haloako ny anao rehetra. 30 Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy an-tranomaizina, ambara-pandoany ny trosa. 31 Nalahelo loatra ny mpanompo sasany nony nahita izany ka lasa nilaza izany rehetra izany tamin'ny tompony. 32 Dia nampanalain'ny tompony izy ka nilazany hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko avokoa ny trosako rehetra taminao, noho hianao nifona tamiko; 33 ka moa tsy tokony mba hamindra fo amin'ny namanao va hianao tahaka ny namindrako fo taminao? 34 Dia tezitra ny tompony, ka natolony ny mpampijaly izy, ambara-pandoany ny trosa rehetra. 35 Dia ho tahaka izany koa no hataon'ny Raiko izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin'ny fonareo avy hianareo.
Ilay fanjakan' ny lanitra
ilay trosa dia ny fahotantsika olombelona,isika rehetra dia samy ananan' Andriamanitra trosa be tokoa tena bedabe tsy voaloha intsony satria tena betsaka, tsy nanan-kaloa isika dia nangatak' andro mba aloha tsikelikely nefa dia nofohanan' Andriamanitra izany trosantsika" navelan' Andriamanitra ny helontsika" satria hitany isika fa tena ory tokoa dia nagoraka izy dia nofohanany na dia hita aza fa trosa be tokoa. Isika koa anefa dia nampindrana vola olonkafa tsy dia vola be manao ahoana anefa mihoatr' ilay nofohanana tamintsika nefa isika tsy mba nanao toy ilay nataon' ilay nanafoana ny trosantsika fa tezitra isika ka naniratsira ilay nananantsika trosa sy nanao teny maharary tokoa.
Izay ilay fampianarana azoko dia ny fahaizana mifamela heloka, Andriamanitra dia efa namela ny fahontantsika na dia efa tsy azo avela intsony aza nohon' ny fahabetsahany ka tokony hamela ny rahalahantsika koa isika sy ny rahavavintsika tahaka ny namelan' Andriamanitra antsika.
Maeva74 ?
26. xxx
(
19/06/2009 08:38)
mba mora ho anao koa ilay mitsaingoka io an !Raha tsy nahavaky ve niryna dia mendrika koa tonga dia lazaina fa zatra manao lavareny ?.... aiza re ity tolérance dradraina ity e !Am-pitiavana re fa aza atao mivoana ny resaka e !
niryna a,io averiko io ny voalazany maeva74 dia tsy ho bedy intsony njy an !
Tena marina izany tsy fantatro na efa namaky ny loha - hevitry Niryna ianao fa , aoka tsy ho lazaina, lasa resa ekipakipa izy ato ity," raha voakitika ny aty dia maharary ny afero e!"
Ny tanjona dia samy ho an' ny Andanitra avokoa isika rehetra ka samia manao izay hatongavany any fa aza mifanenjika eto e! :-*

27. xxx
(
22/06/2009 12:46)
fahamarinana:
[quote=maryline] nefa raha tsy diso aho ianao dia anisan' ny mpanome hevitra lava be eto koa ka mahagaga ihany raha hitanao fa lavabe ny an' ny sasany
:arrow: mba mora ho anao koa ilay mitsaingoka io an !Raha tsy nahavaky ve niryna dia mendrika koa tonga dia lazaina fa zatra manao lavareny ?.... aiza re ity tolérance dradraina ity e !Am-pitiavana re fa aza atao mivoana ny resaka e !
niryna a,io averiko io ny voalazany maeva74 dia tsy ho bedy intsony njy an !
Iharaha- mahalala angamba fa i nyrina dia anisan' ny mpanao kabary lava eto nefa tia kritika ny hafa, izay tsy tianao atao aminao aza atao amin' ny olona, dia ilay mpiharo an' i nyrina koa mba mandiniha vao mitsara olona fa tsy hoe fahamarinana ny pseudoko dia ho marina avokoa izay lazaiko na akamako i niryna dia vasohako ny hafa fa i niryna harovako, aiza ny fifanajana no hisy satria samy manao kitranoatrano ny eto
28. fahamarinana
(
22/06/2009 13:13)
:arrow: oudryyyy ! tsy izy irery fa isika rehetra izao dia isan'ilay tia mi-critique daholo ry namana xxx na za na ianao io na ny rehetra koa !! sa ianao misongadina aminay rehetra ?
Raha ny ps-ko manokana indray dia ahy sy safidiko tahaka ny anao miafina ambadikin'ny xxx ihany koa ! :)
:-D :-D :-D ...ny kitranotrano dia ianao raika avao no mahita azy ary isan'ny tsy mahalala ahy tokoa ianao satria isan'ny mankahala kitranotrano aho !raha ny eto amin'ny serasera no resahako fa any amin'ny toeran-kafa indray dia hafa izay !
Ampiharo ilay tsiky dia ampy fa io no slogan mitondra ny sera e ! :D (l)

30. fahamarinana
(
22/06/2009 13:39)
:arrow: tywa :tena miteny irery marina kty,miresaka amin'ilay tsy hita maso sy tsy hay anarana e ,i xxx 26 fa zay moa no ahalalantsika azy eto kouh !!....eka ozy akia ry tywa ! :wink:
Andraso aloha sao lazain'olona fa kitranotrano amiko koa njy an !ho maro nareo ato ,serasera manontolo e ! :-D :-D (l)

32. maeva74
(
22/06/2009 14:22)
Izao zavatra miseho eto izao no antony no nanomezako ilay " MATIO 18" sy ny tokony hanompaza- maso azy kely,nefa samy olombelona nofo sy rà isika ka mahatsiro voatohina avy rehefa voadona. tsy hoe" mianakendry aho, na miseho ho izy , fa hilaina ilay fifampianarana eo amintsika rehetra mpisera, indrindra eto amin' ity sehatra fivavahana sy finoana ity.
Mazotoa daholo e!
Maeva74
Mazotoa daholo e!
Maeva74
33. niryna
(
23/06/2009 04:37)
fahamarinana:
:arrow: oudryyyy ! tsy izy irery fa isika rehetra izao dia isan'ilay tia mi-critique daholo ry namana xxx na za na ianao io na ny rehetra koa !! sa ianao misongadina aminay rehetra ?
Raha ny ps-ko manokana indray dia ahy sy safidiko tahaka ny anao miafina ambadikin'ny xxx ihany koa ! :)
:-D :-D :-D ...ny kitranotrano dia ianao raika avao no mahita azy ary isan'ny tsy mahalala ahy tokoa ianao satria isan'ny mankahala kitranotrano aho !raha ny eto amin'ny serasera no resahako fa any amin'ny toeran-kafa indray dia hafa izay !
Ampiharo ilay tsiky dia ampy fa io no slogan mitondra ny sera e ! :D (l)
faha
:D :D ,izay anie no tsy ahafohizako andry ity e :-*
-------------------------------------------------------------------------------------
asa aloha izay fomba nandraisan'ny mpizara sujet e. nisy nanao xxx tao ambony tao dia notohizako ilay izy satria mbola tsy nahita ilay fanazavana aho ka izany no nahatonga ahy niteny hoe omeo hoe ilay izy ?dia tantara hoe
---------------------------------------------------------------------------------
isika rehetra dia samy manana ny fandraisana zavatra avokoa,afaka mitsikera raha tian'izay tia mitsikera, afaka manitsy raha tia manitsy ,afaka mandray .Ny tanjona fotsiny dia mizara izay teny nomena ary tsy ho voatery handray ny hafa,mety tsy mbola tonga amin'ilay fotoana andraisana azy angamba dia izay
:-* :-* :-*
34. niryna
(
23/06/2009 05:15)
maeva74:izay ilay nangatahako teo aloha teo ka nahatonga ahy niteny hoe omeo hoe ny antoko .Azonao amin'izay ny antony ? satria mety ho diso eritreritra hianao dia miteny hoe tsy te hamaky na izay eritreritra hafa e,dia lasa tonga dia maminany an-tsaina fotsiny :D
Io ilay fampianarana azoko ka ho zaraiko aminareo namana tsy voatery anefa ianareo hanaiky izay ho lazaiko satria "
tsy maninona fa efa zatra ny aty :D izay ilay atao hoe mandefera amin'ny zavatra rehetra.Ny laferana no mandina hono dia noho ny fandeferana :D
maeva74:maeva > izay mba kely fantatro no omeko anao
Koa amin'izany, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray izay te-hamotopototra ny toe-pananany amin'ny mpanompony: 24 ary raha vao nanomboka nanao izany izy, dia nentiny teo aminy ny anankiray izay ananany talenta iray alina. 25 Ary noho izy tsy nanan-kaloa, dia nasain'ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany, mbamin'ny fananany rehetra, mba hanefana ny trosa. 26 Dia niankohoka ilay mpanompo, ka nifona taminy hoe: Mba omeo andro aho, dia haloako daholo ny anao rehetra. 27 Nangoraka ny fon'ilay tompon'izany mpanompo izany, ka sady nandefa azy handeha no namoy ny trosa taminy. 28 Fa raha vao nivoaka ilay mpanompo, dia tojo ity mpanompo namany anankiray izay ananany denie zato; noraisiny tamin'ny tendany ilay io ka nokendainy nataony hoe: Aloavy ny trosako any aminao. 29 Niankohoka ilay namany, dia nifona taminy nanao hoe: Mba omeo andro aho, dia haloako ny anao rehetra. 30 Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy an-tranomaizina, ambara-pandoany ny trosa. 31 Nalahelo loatra ny mpanompo sasany nony nahita izany ka lasa nilaza izany rehetra izany tamin'ny tompony. 32 Dia nampanalain'ny tompony izy ka nilazany hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko avokoa ny trosako rehetra taminao, noho hianao nifona tamiko; 33 ka moa tsy tokony mba hamindra fo amin'ny namanao va hianao tahaka ny namindrako fo taminao? 34 Dia tezitra ny tompony, ka natolony ny mpampijaly izy, ambara-pandoany ny trosa rehetra. 35 Dia ho tahaka izany koa no hataon'ny Raiko izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin'ny fonareo avy hianareo.
Fanoharana ho antsika io izay mampahafantatra ny tsy fifamelan-keloka (parable of unforgiving no ilazako azy amin'ny teny anglisy
kristy dia mampahafantatra antsika fa Andriamanitra dia mamela antsika avy amin'ny alalan'ny fifonana aminy ,mamela antsika maimaimpoana izany izy ary tsy misy takalony na tambiny .Isika koa dia tokony hamela ny hafa tsy misy tambiny..misy ilay fiteny hoe angaha adinoko ny nanaovan'io ahy
Misy koa ny fanazavana any hoe raha tsy mamela ny rahalahinao hianao dia tsy afaka amela anao koa Atra. ny vavaka nampianarin'ny Tompo manao hoe mamale ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay izany hoe nangataka famelan-keloka tamin'Atra izany isika ary dia nampahafantatra azy fa namela heloka ny hafa koa ?
Marobe ny mpiray tampo ,ny olona,ny namana tsy mifandevona,tsy mifampiteny ,tsy mifamela heloka fa mitazona an-dolom-po izay nitranga tamin'ny fiainana ,mitatao sy babeny ao an-damosina ao ilay hatezerana .Soa ihany kristy fa nampianatra antsika hoe mankanesa aty Amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no anome anareo fitsaharana
mbola maro no mafy fo kanefa raha mijery ny fahotantsika isika izay navelan'Atra avy amin'ny alalan'ny fifonana hoy izy hoe avia hifandahatra amiko fa na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala izany hoe tantarao amiko daholo ny zavatra nataonao,mifona amiko fa mora fo aho,mamela ny helok'izay mibebaka Amiko Aho raha atao tsotra ilay teny.Mifona ,miaika ,mibebaka ,mangataka famelan-keloka ary dia ho dioviny no fontsika ary tsy ho tsaroany intsony.Dia diniho ihany koa izany izay nanao ratsy tamintsika ary dia tokony avelantsika koa izany fahotany izany .
Raha mijery ny fahasoavana marobe izay nomen'Atra antsika dia tsy ho voavidy vola dia jereo ary izany fahasoavana izany ary dia ho mora amintsika ny hamela heloka ny hafa na inona izany na inona satria nahafantatra isika fa efa voavela sy mamela ny helontsika koa Izy.
Mivavaha raha mbola mafy fo isika fa ny vavaka dia manova zavatra ary mangataha amin'Atra mba omeny fo madio ahay hamela amin'izay. Tompo o ovay ny foko mba ho mora anarina
maeva74 :
Ilay fanjakan' ny lanitra
ilay trosa dia ny fahotantsika olombelona,isika rehetra dia samy ananan' Andriamanitra trosa be tokoa tena bedabe tsy voaloha intsony satria tena betsaka, tsy nanan-kaloa isika dia nangatak' andro mba aloha tsikelikely nefa dia nofohanan' Andriamanitra izany trosantsika" navelan' Andriamanitra ny helontsika" satria hitany isika fa tena ory tokoa dia nagoraka izy dia nofohanany na dia hita aza fa trosa be tokoa. Isika koa anefa dia nampindrana vola olonkafa tsy dia vola be manao ahoana anefa mihoatr' ilay nofohanana tamintsika nefa isika tsy mba nanao toy ilay nataon' ilay nanafoana ny trosantsika fa tezitra isika ka naniratsira ilay nananantsika trosa sy nanao teny maharary tokoa.
Izay ilay fampianarana azoko dia ny fahaizana mifamela heloka, Andriamanitra dia efa namela ny fahontantsika na dia efa tsy azo avela intsony aza nohon' ny fahabetsahany ka tokony hamela ny rahalahantsika koa isika sy ny rahavavintsika tahaka ny namelan' Andriamanitra antsika.
Maeva74
misaotra mizara ,
anampiko ireo voalazanao ireo dia fanoharana mikasika ny tsy fifamelana ,inona no mitranga raha toa ka tsy mamela isika ?
mila mibebaka,mila mangataka famelan-keloka ary mila mamela ny heloky ny hafa toy Atra namela ny helontsika ary dia tsy ho tsaroany intsony izany fahotantsika izany fa tsy ho afaka fotsiny amin'izao akory ny trosa :D sa ahoana ?
Raha ity olo-mahantra ity no miantso dia nihaino Izy
:-*