Ho alefatsika lavitra ve ity raharaha ity e???
22. xxx
(
17/06/2009 15:23)
Hoy i xxx:
Avereno ny ara-dalàna dia milamina io, alefaso ny fifidianana raha mahasahy
ekena à100%
Mba alefaso lavidavitra kely ny saina e! dia mihevitra ve nareo fa hilamina tsy hiisy problema io raha ho tafaverina voafidy eo i Ra8 na Deba????
Dia mihevitra koa ve nareo fa hilamina tsy hiisy problema io raha hijanona eo i Andry???
23. Noue
(
17/06/2009 15:28)
xxx:zaho aloha mino fa tsy ny fiverenan'i Ravalomanana na ny fijanonan'i tgv eo no hampilamina na inona na inona ee ! fa kosa ny ara-dalàna , zany oe haroso aingana dia aingana ny fifidianana dia aoka ny vahoaka no handany azy ee
Mba alefaso lavidavitra kely ny saina e! dia mihevitra ve nareo fa hilamina tsy hiisy problema io raha ho tafaverina voafidy eo i Ra8 na Deba????
Dia mihevitra koa ve nareo fa hilamina tsy hiisy problema io raha hijanona eo i Andry???
24. xxx
(
17/06/2009 15:55)
zaho aloha mino fa tsy ny fiverenan'i Ravalomanana na ny fijanonan'i tgv eo no hampilamina na inona na inona ee ! fa kosa ny ara-dalàna , zany oe haroso aingana dia aingana ny fifidianana dia aoka ny vahoaka no handany azy e
Amiko dia tsy fahendrena ny handrosoana ny fifidianana fary izay haingana na dia izay aza no hetehetan'ny maro.
ANTONY: mbola maro ireo olona tsy calma na ireo tsy maty voalavo an-kibo ka na vao eo ampanaovana propagandy aza dia mety hipoaka ny ADY sy ny FAMONOANA eo @ samy mpifaninana.
Raha tiana ny hiroso aingana @ fifidianana dia tokony samy tsy misy mahazo milatsaka aloha ireo kandida izay ahina fa mety hanakorotana ny saim-bahoaka.Tsy midika akory izany fa tsy mahazo milatsaka intsony izy mandra-pahafatiny fa kosa asaina manao time out 4 na 5 taona aloha hieritreretany.