Ho alefatsika lavitra ve ity raharaha ity e???
1. xxx
(
17/06/2009 10:50)
Ho an'ireo HAT,TGV,TIM sy ireo mpilalao politika eto M/car ary isika vahoaka.
Ohatran'ny hita fa mitady raharaha tena henjana ireo mpilalao politika-tsika Gasy ireto.
Mba voaheritreritr'izy ireo ve ny vokatry ny zavatra ataony @ izao fotoana izao?
Hita mantsy fa dia manao filalaon'ny ambany saina avokoa izy ireo ary mitarika ny vahoaka Malagasy any anaty hantasana lalina.
Efa hita izao fa mizarazara i M/car amin'izao fotoana izao ary efa hita mibaribary eo imason'izao tontolo izao ilay tsy fahaizan'ny Malagasy miaina miaraka eto anatin'ny nosy iray lehibe.
Ihara mahita ny fahafam-baraka tao @ ambasady Gasy ao Paris, ny tsy fahaizana mifanaraka teo @ negotiation natao tao Afrika, ny fiatombohan'ny attentat @ explosions, ny fikorotanana sy fanararaotana eo @ ambaratonga maro sns...
Ny ekonomia moa dia efa tsy lazaina intsony.
fanotaniana no apetrako ho antsika izay milaza fa tia tanindrazana:
HO ALEFANTSIKA LAVITRA VE ITY RAHARAHA ITY E???
Possible tsara mihitsy mantsy ny iavian'ny GENOCIDE eto M/car ka handringanana ny vahoaka Malagasy tsy manan-tsiny sy manan-tsiny ary mety ahafatesana olona hatrany @ 10 000 000 000 any ho any raha tena alefa.
Asa na izay no tadiavin'ireo mpilalao politika Gasy vao ho tonga saina.

novalian'i xxx ny 17/06/2009 15:55
2. xxx
(
17/06/2009 11:09)
Misy eritreretàna kosa io ry Marc a!
Mba hiverenanao eo amin'ny seza dia hamporosihinao ny malagasy hifamono. Tsy vitan'izay fa hampiditra tafika vahiny mihitsy enao amin'izany.

3. xxx
(
17/06/2009 11:23)
Avereno ny ara-dalàna dia milamina io, alefaso ny fifidianana raha mahasahy
4. xxx
(
17/06/2009 11:25)
marina izany ry Andry a!
Mba hitazomanao le seza nangalarina de hamporisihinao ny malagasy hiady @ vazaha.De ze kely tafajanona eo aripaky ny kapisaty.

5. xxx
(
17/06/2009 11:50)
Raha mbola hifanilaka eto isika vahoaka dia hahazo vahana hatrany ireo mpilalao politika ka MIHEVERA ry Malagasy.
Na i Atoa Ravalomanana na i Atoa Rajoelina dia samy tsy misy fitiavana tanindrazana na kely aza. Ka isika Malagasy manotolo no lalaovin'izy ireo. Ny azy ireo anie ka affaire-reglement de compte mpianakaviana e!

8. xxx
(
17/06/2009 11:58)
Ray sy ray eo Mahamasina. Mety hilay a ????
Ampiadina ohatra ny akoholahy no tena mampety an
ireo mpilalao politika ireo. Dia izay maharesy gadraina any Tsiafahy ary ny resy kosa dia mbola ampidirina fonja ao Tsiafahy sady ampiraisana trano.
9. essera
(
17/06/2009 11:59)
Andry bandy nikotrana. Daka indray ary am hatony ary d fuiiiiiiiiiiiiiiii. DOOOOOOOOOOOOOOOO. :-P
10. xxx
(
17/06/2009 12:02)
fosazen-dravalo indrepa le mahia de tapaka ny entrecoteny.fioooooooo>KAYYYYYYYYYYYY mifone e
11. xxx
(
17/06/2009 12:06)
Ahoana ilay fanotaniana hoe HO ALEFATSIKA LAVITRA VE ITY TANTARA ITY ???
1/-Raha ENY ny valiny dia efa vonona ny cargo avy any Chine hamatsy ANTSY BE LAVA LELA toy ny tany Rwanda.Dia eto isika mianakavy no hifampitady.
2/-Raha TSIA kosa dia ataovy ny negociation na ESORY teo avokoa izy roalahy sy ny TARINY.
Raha mbola hilatsaka ho fidiana mantsy ny iray @ izy roalahy dia ITY AHO ETO MITENY fa TSY HILAMINA IZANY IO.

13. xxx
(
17/06/2009 12:34)
Ilay ANTSY BE LAVA LELA tena mariky ny BARBARIAN mihintsy ka! Sady amin'izay be ny faty hitsikafona eny Ikopa ary ivarina any Betsiboka sy any andranomasina any. Ireo sisa tsy voalevina dia hifandrohitan'ny alika sy ny saka ary ny lalitra eo.
14. essera
(
17/06/2009 12:51)
1/-Raha ENY ny valiny dia efa vonona ny cargo avy any Chine hamatsy ANTSY BE LAVA LELA toy ny tany Rwanda.Dia eto isika mianakavy no hifampitady.[/quote>
Eny, tena ilaina mihitsy ireny ry se fa afaro. *Zaraina am mpanao asa-tanana.
[quote]2/-Raha TSIA kosa dia ataovy ny negociation na ESORY teo avokoa izy roalahy sy ny TARINY.
Tsia, satria vao miakatra Ravalo d miditra i Andry, tsy miakatra Ravalo d tsy miakatra i Andry.
Ampiadina ohatra ny akoholahy no tena mampety an
ireo mpilalao politika ireo. Dia izay maharesy gadraina any Tsiafahy ary ny resy kosa dia mbola ampidirina fonja ao Tsiafahy sady ampiraisana trano.
Milay kosa ity fika ity fa zao ka :
- Ze maharesy omena mangazo.
- Ze resy mandreatra afo andraona mangazo.
15. xxx
(
17/06/2009 13:03)
tsy misy dikany @ tgv na misy 10 000 000 aza ny gasy maty rehefa mipetraka eo ambony seza izy. Firy moa ny olona maty vao tafakatra teo izy , dia nodiany nitomany devant l écran, dia fanina daholo ry essera sy ny namany kely téte rehetra.
16. halloween
(
17/06/2009 13:15)
io tsy lasa lavitra izany fa lé8 sisa no mitady fika hampiadiana ny samy malagasy @ alalan'ny fiantsoana hery avy any ivelany, hita anefa izao fa tsy misy manaraka i lé8 ary efa nahazo fampitandremana aza satria tsy eken'izao tontolo izao ny ady an-trano raha tonga ao madagasikara, d ilay tafika mpampandry tany anie resa-be fa tsisy marina izany é! fanankorontanana ny saim-bahoaka fotsiny io resaka tafika io fa tsy hisy akory!
17. RATOVOARY
(
17/06/2009 13:36)
Ampiadina ohatra ny akoholahy no tena mampety an
ireo mpilalao politika ireo. Dia izay maharesy gadraina any Tsiafahy ary ny resy kosa dia mbola ampidirina fonja ao Tsiafahy sady ampiraisana trano.
De izao no vokatra fa isika foana no very haminavina eto
http://img231.imageshack.us/img231/8022/boxei.jpg
20. RATOVOARY
(
17/06/2009 14:14)
xxx
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Zah koa aza mba tapatsinay t@ naharay an'io t@ msg-ko tato.