teny soa ao am OTV

1. fritou ( 17/06/2009 07:18)
tsy haiko ry reto nareo ra toa ahy fa itako tena mahafinaritra mitsy le toriteny ao isan'andro a! za alou mpino fjkm ary tena itako oe tena mitondra fifaliana sy fankaherezana fona le izy isan'andro sady fampianarana ho an'ny tsirairay! sa aona no hevitr'areo? ny olona sasany mantsy milaza oe refa tsy ao anaty ffkm de tsy tokony henoina nefa tena itako ary oe mahazo olona be ry zareo reo! ka manin nefa ary izay finoany fa ny zavatra tsara lazainy henoina de mba raisina e! sa aona hoy ianareo?
novalian'i niryna ny 18/06/2009 20:52
2. niryna ( 18/06/2009 20:52)
fritou:

tsy haiko ry reto nareo ra toa ahy fa itako tena mahafinaritra mitsy le toriteny ao isan'andro a! za alou mpino fjkm ary tena itako oe tena mitondra fifaliana sy fankaherezana fona le izy isan'andro sady fampianarana ho an'ny tsirairay! sa aona no hevitr'areo? ny olona sasany mantsy milaza oe refa tsy ao anaty ffkm de tsy tokony henoina nefa tena itako ary oe mahazo olona be ry zareo reo! ka manin nefa ary izay finoany fa ny zavatra tsara lazainy henoina de mba raisina e! sa aona hoy ianareo?

marina izany,toy isika mangetaheta dia misotro rano,raha tsy mangetaheta dia tsy mitady rano.
Rehefa zavatra vokisana ny tenin'Atra ny fanahintsika dia mandeha ho azy ny mihaino ny toriteny na indray andro manontolo aza.Tsara ho fantatra fotsiny fa mila mailo isika ,henoy ny mpitoriteny raha miresaka ny famonjena avy amin'ny Jesosy kristy sy ny hazofijaliany izy.Raha mitory ny soratra masina ka milaza ny teny ao anatin'ny baiboly,ny omaly ,ny anio ary ny rahatrizay,izay teny voasoratra ao no torina fa tsy analany na anasorany ka finoana miampy zavatra hafa dia mivilany izy izay.Mivavaha koa mba omen'Atra ny fanahy masina hianao satria ny olona mino an'i kristy ihany no omeny ny fanahy masina ary dia ho fantatrao ny marina ary ny marina no anafaka anao amin'ny ratsy .Izany akory tsy midika hoe dia ho masina foana amin'izay hianao,ilay fahamarinana ao anatinao no mahatonga anao ahatohitra ny ratsy ka raha tonga izany dia ny fanahy masina no mampahatsiahy anao tsy anao an'io .mahereza ao amin'ny tompo fa izay mitady dia ahita,izay mandona dia mivoa midanadana ny varavarana ho azy ...ao amin'ny Matio 7:7 izany teny fampaherezana izany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0571