Ho tonga eto Paris haka ny ambasady oe ??

1. Noue ( 16/06/2009 20:32)
dia variana ihany aho oe ho tonga eto Paris rajoelina haka de gré ou de force ny ambasady eto Paris . Nefa anie la frantsa est un État de droit eee! nga io azo hanaovana zay danin'ny kibony tahakizao ?? Dia tena nandefasana capsat mahintsiny ??
Raha jerevana ny lalàna , nga moa manana droit ny hat hanao ny danin'ny kibony aty ??

Andry rajoelina arrivera sur Paris ce soir, il compte venir en personne demain le 17 juin 2009 à l'ambassade de M/CAR avec ses éléments pour prendre de gré ou de force les locaux.

omaly nefa dia novakian'ireo olona miaraka @ rinah io ny varavaran'ambasady !!!

Résultats des courses de ce jour à l'ambassade de M/CAR à Paris, Rinah rakotomanga, son huissier et les militaires du CAPSAT se sont fait déboutés par les forces de l'ordre. Ces derniers les ont demandé les papiers justifiants leurs actes "Entrer par voie de huissier à l'ambassade". Après examen, ceux-ci se sont avérés non valables et la police les a invité à quitter les lieux.

dia efa zao ve no miseho dia mbola mi-insiste ihany eee ?? sa dia tena manantena oe ny frantsay no hanampy an'rajoelina haka an'io ambasady io ??
novalian'i rohy ny 17/06/2009 13:36
2. xxx ( 16/06/2009 20:43)
Asio etikety hoe risque de contamination Grippe A fotsiny eo ambavahady dé mlama ny fandehan- javatra é !!! :lol: :lol: :idea:
3. locl ( 16/06/2009 20:54)
ataovy resaka sérieux ry xxx a! Avelao ho avy eo @ izay izy tena mahita face à face avec les GTT e! Dia ho hita eo hoe iza no manana ny force
4. xxx ( 16/06/2009 21:16)
Ka tsy mety anie izany mampiasa hery izany ra locl é ! resaka fiainana = resaka politika , donc tsy mbola eo ny resaka , tsy mbola eo @ seuil ' ny fifanandrinana mivantana anie ny any antanàna , ary iriana ny tsy hisian' izany , fa mbola eo @ phase de resolution ny blème rehetra mahatonga ny fahantrana misy é !! Croisé du chemin io ary tsy tokony hanaonao foana mihintsy izay mpandray fanapahan- kevitra @ momba ny hetsika tokony hatao ! :oops: :oops:
5. ravalotgve ( 16/06/2009 22:19)
ary sao dia adinonareo aza fa i tgv anie no filohampirenena izao eee sady tsy miova toetra izy na fikoha aza

rehefa tsy homenareo ny ambasady hono dia hande hanao dj any @ sisiny nedala na ho eny @ tour eiffel ndray handripaka 20.000 euros kely sady eny tsy heno ny fofony

snifff
tchrouffffffff

6. tsiafoi1 ( 17/06/2009 06:46)

Avelao ho tonga de mba hanomany Accueil chaleureux na DJ ao kelifingotra e :D :D :lol: (tapis noir, poudre de charbon noir, blouson cuir noir atoraka eny aminy, sns...) Mihetsika izany ny any Paris fa handalo ny Président DJ
7. Noue ( 17/06/2009 06:48)
:-D :-D :-D :-D :-D
8. naritsimba ( 17/06/2009 07:43)
Raha izaho aloha dia tsy misy hivakiako loha @ izany e, efa tsy tia frantsay hatramin'zay aho, ka na hiady hifamaky loha sy hisy ho faty ao @ ambasady ao aza ianareo tsy olana fa izay maty alevina, raha izaho aza efa ela no tsy nifandray t@ frantsa izany, raha mahasahy ianareo milaza azy ho GTT dia tongava aty Madagasikara e, ento zay entina fa vonona ny aty, na hitondra amerikana na zoulou, na afrikana tatsimo dia tadidio fa hafa ihany oà ny tena malagasy ray sy reny fa tsy mpividy zom-pirenena izany. Ianareo any no efa voavidy raha misy ilana anareo fa rehefa tsy misy ilana azy dia lazainy fa afrikana dia menatra hihihi, jereo ange ireny footbaleur ireny eh, rehefa maharesy lafrantsa dia lazaina fa frantsay fa rehefa resy dia lazainy indray fa frantsay d'origine afrikana (camerounais) sns e!
Mba manakambo!
Tsiky dia ampy!!!!!
9. rohy ( 17/06/2009 13:36)
ajanony ry bainina le mifampihantsy fa tsy mety a.Samy eto an-tanana izao fa tsy maniry hiady @ gasy zany zahay.Mpizaha tany no ho avy eo fa tsy mpanani-bohitra.
sniiif torofoka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0453