Mitady IRIKA mafy Mme Frantsa

1. tsiafoi1 ( 16/06/2009 14:42)
Te hiditra ho actrice principale mafy Mme La Frantsa, ka atao daolo ny montage na scénarios samihafa. Aoka ho mailo ny légalistes ka tsy ho tratran'ny vela-pandrika fa ny tanjon'ny Mme Frantsa dia ny hidiran'ireo miaramilany atsy La Réunion eto, mody hoe hiaro ny tombotsoa frantsay sy ny tera-tany frantsay eto amintsika, nefa hiaro ny HAT izay marionnettes napetraka....

1- Asa mba iza loatra no tsy mataho-tody niketrika ny fahafatesan'ilay tera-tany Frantsay maty tao Ambohitrarahaba, nivoaka gazety iny?
2- Asa mba iza loatra no niketrika iny bombe artisanale nipoaka teny @'ny Leader Price iny?

Antsika no mamisavisa?
Fa tsy azon'ny saina ekena :
-Raha toa ka Industriel lehibe toy ireny no hofatifaty foana toy ireny raha tsy avo lenta koa ny commanditeur, ary nisy tetika maty paika tao, indrindra @'izao fotoana mampisy disadisa @'ny Madama roa tonta izao!!!
-Raha Orinasa frantsay, avo lenta @'ny lafiny sécurité sy fitiliana toy ireny no hamela kitapo tsy voasava hiditra ao anaty Magazay!!!!

Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha, ao ka ho mailo ny légalistes
2. xxx ( 16/06/2009 14:51)
MARINA IZANY E
3. tsiafoi1 ( 16/06/2009 14:55)
Na eo aza ny alahelo mavesatra noho ny ataon'i Mme Frantsa sy ny saribakoliny, dia aoka mba tsy hisy légalistes na dia iray aza ho tratry ny vela-pandrika ka ho alaim-panahy hikitika ny taranak'i Mme Frantsa na izay fananany sy ny momba azy, fa izay no kendry tokana ahafahan'i Mme Frantsa mandray anjara mivantana amin'ity film ity, ka ho avy izy sy ny miaramilany handrava ny tolom-panoherana amin'ny heriny rehetra


4. tsiafoi1 ( 16/06/2009 14:57)
ahitsy kely : Tolom-panafahana fa tsy tolom-panoherana
5. ravalotgve ( 16/06/2009 15:15)
aaleo hiditra ao daholo fa tsy hifanjevo ao ve ny hiafarany eee

sniff
tchroufff

rehefa mirehitra ny afo jervevana ze mahay miala afo

:^) :-w :-w :-w :-w :-w
6. Noue ( 16/06/2009 15:20)
aleo marina mailo fa mitady ho fetsy ry zareo ee ! misy olona iray zay ato raha mahita ity dinika ity dia ho avy hilaza Bbbbbb eo indray :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 16/06/2009 17:24)
:-D :-D :-D i essera e zanaka anabaviny mme frantsa iny kou :-D :-D
8. Noue ( 16/06/2009 19:07)
:-D :-D :-D :-D :-D
9. locl ( 16/06/2009 19:29)
tokony omena morce ny mpanentana ao @ legaliste mba hahamailo ny vahoaka. Tsy mahalala menatra anie ireo Mme Frantsay ireo e! Jereo tany Gabon, vao tonga i Sarkozy sy Chiraque dia nihorahan'ny vahoaka nefa hamonjy faty no nandehanany tany, dia avy mody nanao fanambarana hoe tsy manana candidat ny Frantsay, nefa dia izany no antony nihoran'ny olona azy ireo.Sady amin'izay tsy mhalala menatra mihintsy fa dia misolantsolana be hoatry ny hoe tompo-paty ery.

Ka izany koa no tedaviany hatao ao Mada ao
10. tsiafoi1 ( 17/06/2009 06:35)

Efa araky ny eny @'ny Magro ny fikafika voretran'i Ramarosahoana ka, MINO aho fa tsisy ho tafajabaka amin'izany ny légalistes fa aleo rizareo FAT hifandripaka sy hifamono ho faty ao. Efa ni-incité-ndreo efa ela ny légalistes t@'ireny tifitra sy ankamono teny @'ny 13mai ireny rehefa avy nivory teny Amboja fa tsy nahomby le fafy-sakoroka manko de io indray te handoto rano @'ny resaka terrorisme.

Dada tsy maintsy tonga na hanao inona, na hanao inona....
11. Noue ( 17/06/2009 06:47)
dia ahoana io bomba napoaka io ?? io aloha dia anisan'ny fikan'FAT(Y) indray eee ! dia ny hafa indray no henjehina @ io ! ny but ? io toerana io manko dia be frantsay ary ho lazainy indray zao fa fiarovana ireo frantsay any no hilavana ny mercenaires-ny ho any M/car :^) :^) :^) :^)
12. naritsimba ( 17/06/2009 07:23)
Mampalahelo ihany ity fanenjehana frantsay ity, ho ahy manokana efa naveriko foana fa tsy tia Frantsay aho, tsy tia Amerikana, sy izay manana fisainana hafahafa ka mitetika ny mbola hangeja @ fomba an-kolaka an'i Madagasikara. Nahoana moa no haratsiana ny Frantsay eny @ Magro fa ao ambadik'izao fitondrana izao, nefa ny Amerikana izay tena mpamono olona sy mpanjanaka antsoina hiditra eto, mahafantatra tsara an'i Ambroise ny tenako ary mahagaga fa legionnaire ilay zalahy io ary tany frantsa no nonenany, saingy mahavariana fa sady manenjika frantsay nefa milaza fa niresaka t@ frantsay, mbola sahiko ny milaza eto fa ireo very seza no ao @ Magro, izany hoe ireo mpiasan'ny Groupe Tiko sy fianakavian'ny deputé sy senateur.
Tsy ho tafaverina eto izany Ravalomanana na inona na inona anaovanareo azy, andao ho hitantsika eo.
13. tsiafoi1 ( 17/06/2009 07:38)
O leisy Ranary a, raha mahatoky valeur nahazaka vahoaka arak'io ventesiny isak'izay miteny io TGV an'là, tsy hitako izay tokony hatahorany an'leValo kely mpitery ronono...
Fa ny marina narombahina ankerisetra sy ampitaka teny ampelantanan'ny vahoaka ny fahefana, dia mihevitra ve elà fa haharitr'ela izany fitondrana izany???

Politika io Ranary a, tahaka ny nivoahany no nidirany sy mbola hidirany MINOA FOTSINY IHANY
14. naritsimba ( 17/06/2009 07:49)
tsiafoi1> andao ho hitantsika eo, ny tody tsy misy fa ny nataony ihany no miverina aminy. Indrisy mantsy raha mba nahay nihaino na dia iray minitra fotsiny aza izy, ary mba nisaina tsy ho izao no niafarany, ny mahavoa azy ange dia tsy mety tonga saina hoe tsy nety ny natao e, izy mamo indray no miantso polisy, ary ny gisa nangala-ketsa indray no avo vava.
Aleo ange ho avy hahitana azy eh! MINOA FOTSINY IHANY ny lainga afafiny e, efa ela ange izay no nilazany fa ho avy tsy ho ela izy eh, nefa aiza akory izay tonga eo? Ny volan'ny CNaPS indray ary no tonga aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1161