Ny olona AFAKA no manangan-tsaina 26 jiona

21. ravatorano ( 15/06/2009 10:07)
za wa efa nanagana fa ny manodidina ahy tsary mbola nisy nanagana ary d gaga sy varena aho ! sé hariva mosy aho izao d hanontany andry gilbert ao antsinanana ny antony tsy hanaovan-dry zareo an'izany ! :wink:
na eo lafrantsa na eo zamerika za zalahy malagasy petaka foana ah !
tsy hampiova anah zany ary atsangako wa ny saina-mpireneko ho fanajana ireo nahafoy ny ainy rehetra ho an'ity Madagasikara ity mba ho fahatsiarovana azy ireo ! izay ihany kah !
amen ouz essera zay :-D :-P
22. Noue ( 15/06/2009 10:46)
xxx:

Ahoana ary ra-Hery 'zany. Tiako hampatsiahivina kely fa resy isika malagasy tamin'ny ady taloha. Ireo GTT be zesta aty ireo dia niara niasa tamin'ny Frantsay ny ankabeazan'ny ray aman-dreniny na ny dadabeany mba ahazahoany taratasy vazaha amin'izao. Nefa izao toa mandrora mitsilany. Modia raha tena tia tanindrazana marina.
affirmation trop gratuite ny anao zany kosa ee ! nefa moa inona no olana t@ fahazahoany paps zany ?? mino aho fa tsisy hidiran'iza na iza zay fahazahoany paps zany !


23. reeves ( 15/06/2009 11:46)
Mety diso angamba io fomba fijerin`i xxx io kosa . Ny nahazahoan`ny gasy pap`s ny ankabeazany dia niady ho an`ny Frantsay nandritry ny ady lehibe ny raiamandreniny , niaro an`i Frantsa ary maty ho an`i Frantsa kanefa malagasy . Ny dikan`izany dia i Frantsa no manana trosa amin`izy ireo satria tsy olon`afaka i Frantsa raha tsy ny ady nataon`ny Raimandreniny tamin`izany ka rariny raha reconnaissant i Frantsa amin`izy ireo . Ny olana amiko fotsiny dia jereo ity mbola fanakorontanana sy neocolonialisme ataon`i Frantsa ny Firenena malagasy ankehitriny ( amin`ny alalan`i Andry Rajoelina izay citoyen français ) nefa isika aza niady ho fanavotana anazy , jereo ty mbola ataony ankehitriny nefa ny harenantsika aza nangalariny nandritry ny fanjanahantany taona maro ka mba mieritrereta kely vao miteny ary tokony ho tonga saina isika malagasy tsy ANKANAVAKA ( na Pro TIM , na Pro-TGV , na ny NEUTRE) amin`izany toe-javatra izany
24. xxx ( 15/06/2009 12:22)
MITOHY NY ISAN'NY LISTRA N'NY TIM HO VONOINAY E , ZE TSY MANAIKY NY ANTOKONAY SY NY HAT DE VONOINAY DAHOLO , AZA MIDITRIDITRA ETO M/CAR MIHITSY REHEFA TSY MANOHANA NY HAT FA NY AINA NO MANEFA RAHA VAO MIDITRA ETO, MIJANONA ANY IVELANY ANY IHANY ALOHA DE ANY MANAO FASANA , EFA MAZAVA NY LISTRA REHETRA HO AMBOARINA
25. xxx ( 15/06/2009 12:53)
mba ataovy ao anaty lisitra izahay e :-D :-D :-D , aleo mba samy hiteniteny foana eto kou :-D :-D
26. Noue ( 15/06/2009 19:29)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7858