Ô ramiramila ô...

1. mibalika ( 12/06/2009 14:40)
mijery ireto andiana miaramila mitondra basy sy casque"tsara tarehy " aho d mahatsiaro ny hiran'ny Mahaleo,
d lasa ny saiko ary raha tsy mitondra ireny basy reny v ianareo d sahy hizesta toa izao?
Mampalahelo indraindray ny fihetsika ...
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 20:50
2. Noue ( 12/06/2009 14:47)
tena mampalahelo eee ! jereo fotsiny indray ny nataony t@ ireo legalistes androany :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil: :evil:
3. locl ( 12/06/2009 16:07)
Ireo no sahiny di asiany e!! Fa aleo ange raha le importé no tonga eo raha mba manana herijika enti-miady fa handositra any ambanivohitra any daholo ireo e
4. fijo ( 12/06/2009 19:55)
mba mahaliana ahy tokoa rah asamy manana basy no mihaona ao an????mba tiako ho ita ny tena heriny rah amifanena amin'ny manana basy
5. sakaymena ( 12/06/2009 20:50)
tongava any bag dad de ho hitanao fa na miaramila na sivil de mitondr bas zahay loh tsy maniry anzany e
jereo reo tany afrikan sasany reo makanes any soudan de hitan\'fijo ny tsiron zany basy mirangaranga zany
6. sakaymena ( 12/06/2009 20:50)
tongava any bag dad de ho hitanao fa na miaramila na sivil de mitondr bas zahay loh tsy maniry anzany e
jereo reo tany afrikan sasany reo makanes any soudan de hitan\'fijo ny tsiron zany basy mirangaranga zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512