Ny fitiavana sy ny firaisana ara-nofo.

41. ikaretsaka ( 16/06/2009 14:25)
tywa68:

Ikaretsaka : Fahamarinana anie nanitatra kely nanontany an'ilay polygamie e :lol: Efa fantatra fa tsy mety eo @ kristianina ny fakàna vady maro fa 1 ihany, iny aza efa tsy araka sa tsy zany ry Ari.malala hihihih
Tsy hitako zay ho famaritana mila atao : rhf d'accord ny 2 tonta hoe hanao ny tiany atao, d mahasoava zany koa, samia mijinja zay afafiny :-D


misy mety koa.. araka ny interpretation an'ilay mpitarika an ilay "fivavahana kristianina" io amiko.. amintsika kato sns.. de manaiky aho ... fa
Raha lazainao hoe Kristianina ny mormons (mino an'i kristy ireo nefa ) dia mety izao
ny amish ...sns....


42. tywa68 ( 16/06/2009 19:35)
Ikaretsaka : mormons ny anarany d efa tsy ilay kristianina eritreretiko zay :lol: fa rhf hitany hoe mety aminy aza ny manambady maro, sy miaina ohatran'ireny d azy sy Atra zay. Rhf manaiky ho entina ohatran'ireny ilay vhv d azy zay :-D :-D fitiavana "mormon" zany no tojo azy sa voatendry ekena d zay, asa anefa...Ny tena important d iza no inoanao, d mifanaraka @zay fitondra-tena tokony alain-tahaka v ny anao sa zay mampety ny fiainanao no ataonao :-w satria tsy maintsy mijinja zay nafafy avy anie e :lol:
43. ikaretsaka ( 17/06/2009 02:12)
Tywa..zay le exclusivite extremiste zay.... naninona tsy natao hoe he izy zany fa protestant koa ilay namantsika sasany?

Sa ahoana moa ny def ny xtianina amindroky?
Ny mormons sy ny amish manko samy mino an drazezo toy le tsy enclusevandroky...
44. tywa68 ( 17/06/2009 04:51)
Ikaretsaka > zah tsy hanaraka azy na d kristianina aza izy satria ilay tantarany mihitsy no tsy mahasarika ahy, aiza v ka d hoe nanofy e...d nahita d hanangana fiangonana hafa... Ampy ahy sy mahafa-pò ahy ny efa narahiko sy nampianarina ahy. :wink:
45. ari.malala ( 17/06/2009 05:37)
exclusivité extremiste ahoana kosa moa? na mino an'i JEsoa aza ny mormoniste nga mitovy @ finoantsika kristianina ny finoany azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1634