Fa maninona Atra no nanao ny moka ? ngaha !
22. cutie
(
17/06/2009 13:28)
. Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-06-2009 16:31:02
Lohateny : Re : Fa maninona Atra no nanao ny moka ? ngaha !
Natao ireny mba hisainan'ny olona @ bzava-drehetra fa tsy hanomezana tsiny an'Atra e , raiso ohatra @ fiainana andavan'andro dia ho voavaly ny olanao
zay indrindra manko matoa mbola manontany we "nahoana Atra nanao an;zao sy zao"" de tsy aware @ zava misy ngamba ny oul iray lol. Just live the moment :wink:
23. rakapy
(
18/06/2009 07:46)
Lohateny : Re : Fa maninona Atra no nanao ny moka ? ngaha
Ny valin'itony fanotaniana itony ve tsy ilay hoe
"ANOTANIO ANY AMIN'NY NANAO AZY???"
I Nyrina koa marina ohatran'ny manotany hard disc @ mpamboly mangahazo any Ihosy .
24. bor2lais
(
18/06/2009 09:06)
Maro no efa naheno ity tantara ity angamba isika fa averiko eto ihany ho an'izay mbola tsy naheno :
Nisy olona nipetraka teo ambany rotra (reraka sy noana) ka velom-panontaniana hoe : hazo be tahaka itony ka nahoana re no nataon'Andriamanitra voa kely bitika no vokariny (tokony ho toy ny ampalibe fara-faharatsiny) ? Fotoana fohy taorian'izay dia nisy rotra nilatsaka teo an-tampon-dohany ... :D
Mampieritreritra ihany an !!!

25. xxx
(
18/06/2009 11:51)
rakapy:
Ny valin'itony fanotaniana itony ve tsy ilay hoe
"ANOTANIO ANY AMIN'NY NANAO AZY???"
I Nyrina koa marina ohatran'ny manotany hard disc @ mpamboly mangahazo any Ihosy .
Hay misy mitovy hevitra amiko : ilay fanontaniana mihintsy no hafahafa, efa lany angamba ny olana dia mamorona olana hafa :-)
dia lasa manontany hoe maninona no eo @ tarehy ny orona ?
27. ari.malala
(
19/06/2009 05:54)
:) voatohintohina tany @ marary azy tany @ dinika hafa hoa d mamorona dinika hafa alou anariana dia ny oul fa ts mamaly izay fanotnaniana tena apetraka aminy!
28. niryna
(
19/06/2009 18:47)
xxx:
Natao ireny mba hisainan'ny olona @ bzava-drehetra fa tsy hanomezana tsiny an'Atra e , raiso ohatra @ fiainana andavan'andro dia ho voavaly ny olanao
tsy fantatro ny tian'i xxx tenenina fa mba azava e
29. niryna
(
19/06/2009 18:48)
Koditra:
Mahay zavatra A/tra, nataony ifampihinana ny zavamananaina,
Niryna mihinana akoho, ny akoho mihinana katsatsaka, ny katsatsaka mihinana moka, ny moka mihinana an’Niryna dia samy matavy @zay hohanina avy eo. Misy ohatra bedabe azo raisina fa io aloha no akaiky indrindra. Dia natao hifamelona eo re eh! Sa tsy izany?
:D
30. niryna
(
19/06/2009 18:51)
cutie:
hihihihihi
Mila mandeha any Alaska mitsy za ka :-D
eny amin'ny zoo rehetra dia efa misy ka ,teny no nahitako io bear kely io nega ngezabe toy ny zanak'ondry ary dia milalao palstic ngezabe ary atositosiny eo ilay izy dia hoentiny milomano toy ny lakna-kejo
:D
31. niryna
(
19/06/2009 18:53)
ikaretsaka:
Ny ahy ny mba fanontaniako raha afaka manontany an'Atra zahako de hoe fa maninona I niryna no nohariany
:D dia anontanio ary izy ,dia hianao no anontanio voalohany hoe inona tokoa moa no antony noharianao ahy ,ny anao eto toa hoe fa maninoa i niryna no noharianao =)) =)) =)) toa milaza hoe tokony tsy nisy niryna =))
32. niryna
(
19/06/2009 18:56)
ari.malala:
ika, =)) =)) =)) =))
niryna, azafady fa somary HS kely, misy fanontaniana miandry anao ao ambanimbany ao mba valio azafady. misaotra
:D indry ity aky =)) =)) ahy,Atra anie hono no anontaniany e =)) =)) =)) fa angaha izaho dia avereno koa izany ny fanontanian'ika hoe fa maninona i ari no noharianao tahaka ny noharianao an'i niryna dia manontania tena koa indry hoe inona tokoa re no antony nahatonga ahy teto an-tany e.mbola ho lazaiko ny ahy rehefa avy manontany an'Atra ika =)) =))
aleo aloha indry omena holy kiss :-* :-*
33. niryna
(
19/06/2009 19:03)
niryna:
Rehefa voakaikitry ny moka isika dia mety lasa eritreritra kely tokoa hoe fa faminona Atra no nanao ny moka na ireny karazana biby maro samy hafa mety manaikitra antsika ireny ?
Atra dia nanao ny zavatra rehetra ho tsara avokoa tamin'ny voalohany saingy tao aorian'ny fahotana dia lasa mpifahavalo ny olona sy ny biby .Nataon'Atra hiaro ny biby ny olona kanefa dia lasa ny tena indray no kakerin'ny moka hmm ?? :D :D
Kanefa kosa toa izy ireny izay nanaikitra antsika indray lasa sakafon'ny vorona misitsiditsina mitovy aminy.
Fa amin'ny andro farany kosa dia :
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=11&andininy=6-9&dika=
(l) niryna
soanja:
Io zavatra notsindriako mainty io no mahatonga ny olona hanontany an' Nyrina eto hoe inona zany no tena foto-kevitry ny lohateny?
iza no nanontany ahy eto ,namaky ao fa tsy nahita izany,ny foto-kevitry ny lohateny dia efa nomeko io fa maninona Atra no no manao ny moka?
Fanontaniana amin'ny fiainana andavan'andro io .
fa maninona maninona ny trondro andranomasina no mihinana olona,fa maninona ny olona no manitsaka ireny biby kely ,vitsika na biby mandady amin'ny tany ireny tonga dia itsahina kanefa tsy maninona azy?
fanontaniana manintikitika ka mba zaraiko
:D :D
34. niryna
(
19/06/2009 19:05)
ikaretsaka:
Izay mantsy ry soanja...
Efa nisy resaka be koa teto momban'ny famaritana ny tsara sy ny ratsy..sy ny ota..efa averina foana hoe tsy hoe satria isaky ny misy raha tsy maha confortable an'i niryna de raisinao ho ratsy sy mpanota izay...
Izay no nahatonga ilay fanontaniako hoe fa naninona ianao no nataon'Atra ho nisy nefa ianao koa ohatra misy olona tsy ataonao confortable?
Somary mananihanny ilay fanontaniako fa jereo cote philosophique anie
odrry somary mitady haka vers ligne ika izany, hianao no nanontany hoe anontany an'Atra aho fa maninona i niryna no noharianao =))
35. niryna
(
19/06/2009 19:08)
Koditra:
Mahay zavatra A/tra, nataony ifampihinana ny zavamananaina,
Niryna mihinana akoho, ny akoho mihinana katsatsaka, ny katsatsaka mihinana moka, ny moka mihinana an’Niryna dia samy matavy @zay hohanina avy eo. Misy ohatra bedabe azo raisina fa io aloha no akaiky indrindra. Dia natao hifamelona eo re eh! Sa tsy izany?
tywa68:ti a andeha ahandro voanjombory sy henankisoa aho izao ataoko laoka rahampitso :D
Koditra > Mety végétarienne i Niryna :lol: fa tsy ny olona rhtra no kakerin'ny moka na d zany aza.
Vao avy nividy ravitoto koa aho io fa mbola miandry ny fotoana hafa indray
angamba asiko menaka sy voanjo fotsiny :D
Hafakely indray ty lohateny ty :-D :-D
:D :D
36. niryna
(
19/06/2009 19:10)
Hors sujet kely ity fa raha sendra mody any an-tanana hianareo dia fadio ny mihinana akondro fa tena tonga dia masaky ny moka mihitsy ary ny tena loza dia tsy mahazo manome ra ireny olona mila vonjy ireny raha tsy afaka herintaona satria lazain-dry zareo fa mitondra aretina ny moka any afrika
37. ari.malala
(
23/06/2009 06:19)
niryna:
:D indry ity aky =)) =)) ahy,Atra anie hono no anontaniany e =)) =)) =)) fa angaha izaho dia avereno koa izany ny fanontanian'ika hoe fa maninona i ari no noharianao tahaka ny noharianao an'i niryna dia manontania tena koa indry hoe inona tokoa re no antony nahatonga ahy teto an-tany e.mbola ho lazaiko ny ahy rehefa avy manontany an'Atra ika =)) =))
aleo aloha indry omena holy kiss :-* :-*
Aleo mba tsy ahodinkodina ny resaka azafady e! misy fanontaniana ao mikasika ny resaka firaisana ara-nofo sy ny fitiavana, nisy valin-teninao ts mazava ao d nametrahanay (zà s namana hafa) fanontaniana, fa tsmisy valiny lay izy hatramizao, efa t@ 11 na 16 angamba ts tadidiko. Izay no angatahana valiny fa tsy resaka miodinkodina.
38. niryna
(
23/06/2009 16:36)
ikaretsaka:
Ny ahy ny mba fanontaniako raha afaka manontany an'Atra zahako de hoe fa maninona I niryna no nohariany
niryna:
:D dia anontanio ary izy ,dia hianao no anontanio voalohany hoe inona tokoa moa no antony noharianao ahy ,ny anao eto toa hoe fa maninoa i niryna no noharianao =)) =)) =)) toa milaza hoe tokony tsy nisy niryna =))
io no resahiko ry ari-malala a
39. niryna
(
23/06/2009 16:44)
ikaretsaka:
Ny ahy ny mba fanontaniako raha afaka manontany an'Atra zahako de hoe fa maninonika, i niryna no nohariany
ari-malala:
ika, =)) =)) =))
niryna, azafady fa somary HS kely, misy fanontaniana miandry anao ao ambanimbany ao mba valio azafady. misaotra a I
niryna:
dia anontanio ary izy ,dia hianao no anontanio voalohany hoe inona tokoa moa no antony noharianao ahy ,ny anao eto toa hoe fa maninoa i niryna no noharianao toa milaza hoe tokony tsy nisy niryna
voavaly tompoko ny fanontaniana