malaza koa i le io
23. Rajakoo
(
10/06/2009 22:01)
Tsy hoe manajanaka rasily akory ianao ry sakay fopla de manohana anjambany ny tgvendrana , mba misaina,fa io no mampiavaka antsika @ biby
24. xxx
(
10/06/2009 22:07)
zah TIM foana azon'y sakaymena fa tsy zanaky AREMA sady efa vonona nga le cowboy hangalatr'omby ny dahalo
25. sakaymena
(
10/06/2009 22:18)
manina rajako tsy mananjanaka rasil ah fa very tadidy ianao aza mitov taona am dadanay ko ary ny zanako tsy hataoko rasil aryttsy hataoko @ rasil koa fa sao lasa rajako sal@ao eo ko. tsy aleo sakay fopla toy zay rajako nivoka tany tsimbazza
26. sakaymena
(
10/06/2009 22:21)
ary de ho tohanako hatr@ farany izy satria izy no nahafaka an' pety sy voninahitsy tam gadra rah tinao ho hay rabe tia anao manko rajako rasé
27. xxx
(
10/06/2009 22:26)
rajako ve miraraha an'izany fa ry zalahy reo ihany no tompom-pahefana ao ka inona no azona atao raha tsy hiaraka @ rajako
