malaza koa i le io

1. sakaymena ( 10/06/2009 13:17)
i Andrywui sy tgv no tena mitana ny laharana voalohany eto am politika ny serasera
novalian'i xxx ny 10/06/2009 22:26
2. yuka ( 10/06/2009 13:19)
Zany an :D :D :-P
3. xxx ( 10/06/2009 13:19)
Mbola mitohy ihany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. yuka ( 10/06/2009 13:23)
Nareo ihany anie no mamorona dinika hoan'ny akamanareo e :-D :-D :-D
5. sakaymena ( 10/06/2009 13:26)
hayyyyyyyyyyyy de mamorona koa re !!!!!!!!!!!!!
sa hamoronako enao de ataotsika malaza beeeeeeeeeeeeeeee
6. yuka ( 10/06/2009 14:36)
Tsy te halaza aho fa misaotra e! :D
aleo ihany zay hitapifipify ety an-tsisiny ety e! :)
7. xxx ( 10/06/2009 14:41)
Yuka, aza dia miletra sakay be loatra sao dia may eo ny vavam-boo.... rahampitso :-D :-D :-D
8. yuka ( 10/06/2009 14:56)
xxx a! zanakin'ny tsilanin-dimilahy ny aty,ka tsy matahopilo-mena e! :-P ;-) ^^
sa ahoana ry sakaimena :-D :-D :-D ^^
9. sakaymena ( 10/06/2009 15:12)
zah nefa tsy mataty sakayyyyyyyyyyyyyy annnnnnnnnnnn
10. xxx ( 10/06/2009 15:28)
i Andrywui nga no betsaka any an! ary mivoha @zay ry Rajakoo sy ny troupeny o miandry anareo ny sehatra efa io nge sakaymena niverina indray e!
11. yuka ( 10/06/2009 15:54)
De i xxx koa mba mivoaha ee! :-D :-D :-D
12. xxx ( 10/06/2009 15:54)
sady efa nanao perruque vaovao

:} (l)
13. xxx ( 10/06/2009 16:10)
ary yuka ito kay mitovitovy @ Mialy rajoel
8O
14. xxx ( 10/06/2009 17:58)
i Andrywui sy tgv no tena mitana ny laharana voalohany eto am politika ny serasera


vao tonga Essera sy patrick sy rakaroka sy sakaymena dia mihorohoro ny serasera ,raha i kidoro zany moa no mipoitra kely eo defa tsisy eo izy mianakavy zay
15. xxx ( 10/06/2009 18:33)
rakaroka sy sakaymena aloha tsy mampihorohoro eee :-D :-D

raha essera sy oay angaha dia ekena
16. fijo ( 10/06/2009 19:18)
vao tonga Essera sy patrick sy rakaroka sy sakaymena dia mihorohoro ny serasera ,raha i kidoro zany moa no mipoitra kely eo defa tsisy eo izy mianakavy zay "

midika izany fa ireo no adala indrindra eto.
17. xxx ( 10/06/2009 19:18)
Sao dia tsy mihorohoro fa LEO !!!
18. ravalotgve ( 10/06/2009 19:48)
tsss le ravalotgv toa sakanana sy tampenambava foana kosa rehefa milaza ny marina dia avy eo lazaina fa mpandefa sary porno de refavieo lazaina fa manao inona koa

tena matanjaka reto tim sy tgv reto hatraty @] serasera avy no mividy vola hamoahankevitra sy hanampenambava ny sasany

i hery koa amizay de manaraka ambokony an i noue sy yuka

sniff
tchrouffff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

ela ra wiwiw manao politika voavidy vola aaa

:-w :-w :-w :-w :-w :-w
19. sakaymena ( 10/06/2009 21:17)
tena lany lenga ko nareo tato tsa milaza fa de rawiwi ro natao fandanianandro ko refa tapitra ny balaoasy
i fijo milefa lava io ro tena adala kely rah hilefana
zan ny aina ko te hanao
de mitsiritsirika de ko i sariny io ko ny ataony
mitranga mihemotsa koa lelonjaza eo
20. xxx ( 10/06/2009 21:40)
anao roa tena sagnana ry sakaymena, novana ngah ilay sary , aiza indray izao mbola any jordanie ve? ny TIM ihany no role azon'i sakaymena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075