IZA NDRAY NO MANARAKA FA TOA NITSEFOTRA COMESA E

1. andrywui ( 09/06/2009 20:19)
HA HA HA !! iza ndray ny manaraka hampidirina eto M/car hamotika ny Tanindrazana malala amin'ny Bombe sy ny napalm (grenade mandoro) fa toa nitsefotra sy hitsefotra ndray ty comesa nadrandraina ty e!

--za zao tena sur fa tsy hitontona ao amin'ny zanak'i Bob Denard (Mercennaires) ao Commores ihany no hiafaran'ity Ravalomanan ity !!
--na ilay pirates Brezilian Ricardo swipp mpividy aina amin'ny famonoan'olona iny !!

-efa midelira sy azon'ny areti-Mitondra ty rangah ty marina ka manaonao foana !!

--tsara amoahana didy fampisamborana iraisampirenena haingana mihitsy le ngah io ho faizina mafy fa tena efa lasa gaigy !!



novalian'i essera ny 10/06/2009 09:29
2. andrywui ( 09/06/2009 20:22)
Ny olona ato sahirana mitady zay hampilamina kokoa ny isambatan'olona amin'ny fitadiavana lalambarotra isankarazany ahazahoana PPN mora sy voavidin'ny rehetra ary tsara kalitao !!

-- izy atsy miady lalana hampiditra jiolahy hamotika ny tanana no maha maika azy sy feno ao andoha keliny !!
-
--mba olona inona re ty ry lanitra oo !!
3. Noue ( 09/06/2009 20:22)
fa ilay izy anie tsy nilaza kosa ry zareo oe tena hisy concrétisation fa une possibilité eee ! ialahy oa aza mikoropaka fa cahque chose a son temps leisy aaa
4. andrywui ( 09/06/2009 20:25)
de ho hita eo letsy zany mbola fanatenanlah amzany ry noue fa hiandry vasoka eo nareo fa efa miteny aho zay !!
---tsy hitanlah angah ny frantsay efa mitsivalana be io !! de iza no sahy hanohitra an'i france ????
5. cyril ( 09/06/2009 20:54)
Aza manao dika vilana elah hoa ,
Ary fa ahoana no hifezaka @ frantsay zany
6. mmmhh ( 10/06/2009 04:44)
koa nga n y frantsay ihany fa ny ONU koa???
7. essera ( 10/06/2009 09:29)
Noue:
fa ilay izy anie tsy nilaza kosa ry zareo oe tena hisy concrétisation fa une possibilité eee ! ialahy oa aza mikoropaka fa cahque chose a son temps leisy aaa

Zesta fotsin reny ry Noue fa tsy ho possible mits io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592