Ajanony le resaka foko anona sy anona e !!!

41. bozyboleta ( 09/06/2009 14:40)
Soa fa efa ho lany tarana ny ohatranao

Kay havan-dry naritsimba mpanozona koa itony. 8O 8O 8O
Tsy hahafaty anay izany e!

Izay ange no ataoko hoe ambany be ny lenta dia rehefa tsy mahita ambara dia na manompa na manozona ny mpidinika otranareo e!
Izao moa no toe-tsaina ka inona no antenaina hidinika @ olona toa itony fa aleo mivadika zavatra hafa fa mandany andro.

Mampamangy any e! :-D :-D :-D
42. tsiafoi1 ( 09/06/2009 14:53)

Ekena le titre napetraka :
Le cause côtière aleo aloa hivalona any fa rehefa tsy te ho gasy mitsoraka any an-dranomasina no mety aminy...
43. bazylou ( 09/06/2009 14:55)
ka ireny anie tsy gasy fa cotier!!!!! :-D :-D :-D :-D
44. xxx ( 09/06/2009 15:12)
Voalaza teo :
Soa fa efa ho lany tarana ny ohatranao

Kay havan-dry naritsimba mpanozona koa itony.
Tsy hahafaty anay izany e!

Izay ange no ataoko hoe ambany be ny lenta dia rehefa tsy mahita ambara dia na manompa na manozona ny mpidinika otranareo e!
Izao moa no toe-tsaina ka inona no antenaina hidinika @ olona toa itony fa aleo mivadika zavatra hafa fa mandany andro.

Mampamangy an

Itony koa toa tsy mahay manavaka ny ompa sy ozona ary ny adi-hevitra :-D :-D :-D nefa mahay mampiady foko. :-D :-D :-D
Tsy maninona fa atako hoe avo lenta ny hevitry ialahy raha izay no ahitan'ialahy tory anio alina. :-D :-D :-D
45. andrywui ( 09/06/2009 16:43)

--ny Fitondrana na Mpitondra nifandimby rehetra teto M/car de nifandanja ny tanindrana sy ny tanivo !!

marina izay fa izao : naninn rehefa Ravalo no nitondra de nosoloiny tsikelikely le tanindrana tao !!
nisy 50% ihany tao tamn voalo fa rehefa nandeha kely ny taona de niova malama loha daholo sisa no tao !!

--miara manaiky anzay daholo angamba isika !!



?????????
46. rakaroka ( 09/06/2009 18:50)
Raha tiana hajanona ny resaka merina sy tanindrana dia "ilaina angamba ny tsy manao "vato atsindry ahazana" izay tsy lefitry ny iray @ iray.
Heu...Manoloana ny zava-misy "Magro may!" , ny Tim maro very asa ,very fihinanana, ary lazaiko marina etoana fa maro ao anatin'izany aza no "namako eto, no mitaraina, ary hihazonana, raha azo atao ilay "structure nivelomana iny" no mbola itoloman'ny milaza fa mandala ny "ara-dalàna!" , dia eo ankilan'izany, mibalance manondro tsara ny eo afovoany na somary mitanila kely "MAVESATRA" kokoa ny nanjo ny namana tanindrana maaaaaro nenjehin-dRa8, noho ny fiahiana sy tombana tsotra hoe naman-dRatsiraka ftsn. Ny filaza teo hoe tsy nisy maty t@ izany dia "diso" satria betsaka ny "niharan'izany" ary "MAHARARY" ireny olona ireny koa izany !
'Nareo milaza ny avelao hiverina i Dada, rariny ve ny fitsarana azy sns... :roll: :?: Mais Ce qu'il a fait "EXACTEMENT" aux autres io afotitry olona azy io koa ! Ohatra i Pierrot lasa taty hadinonareo angaha ilay "mandat d'arrét" nataony?....dia avy eo 'nareo fanina hoe maninn no mihatra aminy ny toa izao :roll: :?: :?: 8O 8O Tsy rariny sns....Tsia fa matoa izao no nisy dia
fierenan'ny nataony ihany!
Misy fahamarinany ny "approche" milaza ny faha malama loha ny "tsalo" fa 'zao
:-w :-w :-$ Misy namana "tanindrana efa "valorisé" sur le plan internationaly, ary ny valera valera foana, tsy hoe tsy te hody fa ny marina kokoa "bodoin'ny mpanao politika ny sehatra any Dago rahateo ny gasy @ ankapobeny tsy mahalala afa-tsy ny eo ambany masony, sady tsy te ahalala koa! mais bonf na izany aza...toa efa misy "piste" handraisan-dreo anjara @ raharaham-pirenena ankehitriny sy ny ho avy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.182