Ajanony le resaka foko anona sy anona e !!!

21. xxx ( 09/06/2009 12:21)
Andrywui:
--raha ny avy tao aminay "zanaka sakalavan'iBoeny" izao de tsy nisy solontena mihitsy raha ministra na directeur zany fa deputé sy senateur no mba nisy

Iza koa no nilaza an'lah fa mba saalava elah malama loha kely io sady zay mbola fotsy hatsatra kely. Herintaona elah no nandalo tay Boeny de sakalava aho weeee sns.......?
22. xxx ( 09/06/2009 12:23)

Raha hendry mivoaha @ io xxx io fa tsy miseho ho bevava eo.
Miala tsiny @ tompon'ny dinika raha hs ny tenanay fa misy marary saina ato

Misy ny safidy hanao xxx eto @ serasera ka any @ tompon'andraikitra ianao no mitaraina raha tsy faly. Ady hevitra no eto fa aza manao sain-jaza malaky mitomany sy manitsoka ianao Ry Bozy a!


Efa nolazaiko t@ dinika hafa tany fa vao niseho ange ny korontana teto dia nivoaka t@ fiafenany tsirairay tany ny federalista sy ny crn mangataka ity fanjakana mizaka tena ity. Ry piero sy ry roland ratsiraka moa tany Toamasina nidradradradra ny hoe "ny ao Antananarivo ao".

Ka inona no atahoran'elah fanjakana mizaka tena raha tena ao @ merina ny mana-pahaizana rehetra ??? sa atao fitia varavarana ny tanindrana , ilaina nefa atosotosika???

Ary ilay foto-pisainana hoe MBOLA HIISY HATRANY dia manamarika fa toe-tsaina lomorina tsy afaka ny hiova fa efa voafantsika tanteraka eo @ rindrina ka tsy afaka ny hivoatra intsony.
23. essera ( 09/06/2009 12:25)
bozyboleta:
Io tsy asiana fihatsarambelatsihy ary tsy olona iray na roa fotsiny dia hahafoana azy e!


Misy ekeko sy tsy ekeko fa efa hatrary ambany aho mantsy no niteny hoe raha hovoizina ilay izy d tsy tapitra io fa mila atao filamatra ny lalana nodiavin'ny amerikana ireny.
24. xxx ( 09/06/2009 12:32)
Tsy takatry ny sain'i boziboleta letsy zany ry Essera a! ny azy dia heverina fa toy ny volokoditra io ka tsy azo ovaina. Jereo anie ilay fisainana hoe "efa nisy, mbola misy, mbola hiisy!...) :-D :-D :-D :-D :-D
25. essera ( 09/06/2009 12:36)
Ny FITERIM letsy dia nisy erak'i M/car tamin'ny andron'i Deba eny fa na dia fivondronam-pokotany aza dia nahitana azy tany @ faritany.


Mety tsy azonao tsara ilay resaka. Tsy nahazo natao ny nanao fikambanana teto Antananarivo hoe Teraky ny Zanaky Imerina ??? Zava-nisy io fa nisy namana aza mahafantatra tsara an'io. Nahoana ??? saingy tsy mampiova ny train de vie-ko lou le izy d ts d nasiako sira loatra
26. andrywui ( 09/06/2009 12:41)
hoy xxx20 oe :

a koa no nilaza an'lah fa mba sakalava elah malama loha kely io sady zay mbola fotsy hatsatra kely. Herintaona elah no nandalo tany Boeny de sakalava aho weeee sns.......?
:-D :-D :-D :-D

fa mataoatra ahy ve elah raha sakalava aho letsy ry xxx20 !!

koa tiagno ho hay ngah ty manafo zanaka majunga zaho ! tsy fizahavano soranakahy hivolagnano raha kara zegny !! koua tianaoho hay leroa babako sakalava ,mamako ndro borizany,fa borizany bavata ta amajunga koa ,zaho tsy mila kalizy maro amino fa zio tou rah volagniko agnao ,tsy sorako kara borizany ndro hizahavano zaho fa zaho en personne ,sa karakory ?,, ambilao amzay ko tsis rah hainao rah volagniko amino, amaray koa demain vel'lahy!!

manafotsy hatsatra letsy le toetany aty a!
ha ha ha ha ha !!
27. bozyboleta ( 09/06/2009 12:46)
Misy ekeko sy tsy ekeko fa efa hatrary ambany aho mantsy no niteny hoe raha hovoizina ilay izy d tsy tapitra io fa mila atao filamatra ny lalana nodiavin'ny amerikana ireny.
Na be finiavana toa inona aza izaho sy ianao sy ny olona vitsivitsy, tena mbola be dia be ny tsy maty voalavo an-kibo ka ny ahy dia aleoko "raisonnable". Tsy ho foana io.
I Amerika no atao filamatra eto. Raha etazonia indray dia resaka fanavakavahana no nisy tany.
Niainga avy taiza ny amerikana nanafoana io resaka fanavakavahana io??? Efa lalan-davitra koa ange no nodiavina vao tonga @ zao ny amerikana e!
Ny guerre de sécession t@ 1861, ny fangatahana nataon'i Martin Luther King hahazoan'ny mainty mifidy sy mandeha @ toerana nosakanana tsy azon'ny mainty nandehanana, sns...
Nefa na dia efa firenena mandroso be toa an'i Etazonia aza mbola misy ihany hatr@ zao ny hetsika fanavakavahana toy ny ataon'ny K3 sns...
28. essera ( 09/06/2009 12:56)
Ny tsy ifanarahantsika sy bozyboleta mits d tsy voatery akory isika handeha amin'ireo dingana rehetra nalehan'ny amerikana rehetra ireo.

Raiso tsara fotsiny izao, tam zan fotoana izany d sur a fa ekenn'ny lalana ny fanavakavana am volokoditra any am fiasana. Izao anefa isika firy ny mainty be lehiben'orin'asa (miala tsiny rah misy tohina fa zava-misy io), SATRIA izy nianatra tsara sy niezaka. Firifiry koa ny ngah ndrina fotsy be mety mangataka satria niaina tam lova ka lany ilay teo an-tanana SATRIA ny rano an-dohasaha sy ampatsakana aza mety ritra refa maty kapoka.

Asa rah azonao tsara am zay ry bozyboleta, ny réalité izao tsy mitovy am réalité izao. Mora kokoa ny manafoana ny tribalisme sy ny racisme mihoatra amin'ny tamin'ny 40 na 50 taona lasa.

29. sakaymena ( 09/06/2009 13:00)
amiko aloh de mino mari ndrano aho fa ho afaka io rh hoarin am amerkanina
antony tsika nge ka malagasy ray ra e
ary de mitovy2loko fa ny ty amerikan maity sy fotsy mivaka tsara
f io miankina amitsika malagasy rehetra tsy akanavaka de zay
30. sakaymena ( 09/06/2009 13:03)
ary ny zavadrehetra miankina am fitiavana rah io no manjaka amintsika malagasy de hilamina ny zavadrehetra oh tiko fotsiny zao fa gasy ray ra amiko n'inona volokodiny n'inona fokony n'inona antoko politikany n'inona toetrany tiko fa gasy de vita
31. andrywui ( 09/06/2009 13:10)
raha vao miainga mihitsy ny hoe sakalava ialah na merina elah na betsileo elah de efa hisavoritaka zay na antoko io na fitondrana io na fivavahana io !!

--ohatra iray kou ty ! ny FJKM hono natokana ho an'ny Merina Andriana sy ambonimbony !!

--fa ny sekta sy ny fiangonana sasany zany ho an'ny sarambabena rehetra !!

-------marina ko ve io zao sa ahoana fa mesaz vao nalefan'i batista tamiko teo !
32. xxx ( 09/06/2009 13:14)
Na be finiavana toa inona aza izaho sy ianao sy ny olona vitsivitsy, tena mbola be dia be ny tsy maty voalavo an-kibo ka ny ahy dia aleoko "raisonnable". Tsy ho foana io

Soa ihany fa efa vitsy sy ho lany taringana ny Gasy manana toe-tsaina toy i Bozy fa raha tsy izany efa Rwanda 2 teto @ tanana. Ny generation vaovao @zao, indrindra fa ireo nahita fianarana dia efa tsy mijery izany origine izany intsony fa mitsara anao amin'ny maha ianao anao izy ireo.
33. bozyboleta ( 09/06/2009 13:22)
Ny tsy ifanarahantsika sy bozyboleta mits d tsy voatery akory isika handeha amin'ireo dingana rehetra nalehan'ny amerikana rehetra ireo.

Raiso tsara fotsiny izao, tam zan fotoana izany d sur a fa ekenn'ny lalana ny fanavakavana am volokoditra any am fiasana. Izao anefa isika firy ny mainty be lehiben'orin'asa (miala tsiny rah misy tohina fa zava-misy io), SATRIA izy nianatra tsara sy niezaka. Firifiry koa ny ngah ndrina fotsy be mety mangataka satria niaina tam lova ka lany ilay teo an-tanana SATRIA ny rano an-dohasaha sy ampatsakana aza mety ritra refa maty kapoka.

Asa rah azonao tsara am zay ry bozyboleta, ny réalité izao tsy mitovy am réalité izao. Mora kokoa ny manafoana ny tribalisme sy ny racisme mihoatra amin'ny tamin'ny 40 na 50 taona lasa.


Efa miteny réalité ianao dia ho réaliste tanteraka ary aho eto.
Io resaka foko io raha eto Madagasikara dia tena resaka politika BE mihitsy. Ary tena lalaovin'ny mpanao politika izay nifandimby teto io mba tsy hilazako fa toa io mihitsy aza no fototry ny politikan'ireo antoko sy mpanao politika maro eto. Ary na ireo génération mpanao politika vaovao hitondra eo aza satria maro no mpandimby anaran-dray, dia kely ny finoako fa tsy hivoy io resaka foko io.
Ka rehefa ny politika no milalao io resaka foko io dia tsy ho foana io.
Tsy izaho no te-hivoy an'io ary tsy izaho ihany koa no hanafoana an'io.
Fa ny tontolo politika eto Madagasikara mihitsy no efa voafehin'io resaka foko io. Iza ireo miresaka "cause côtière" e?

34. xxx ( 09/06/2009 13:31)
Aza mirediredy ra Bozy a! firy % ny taranaky ny mpanao politika eto M/car ary firy % no taranaky ny olon-tsotra tsy mpanao politika??? Ary raha hita @ zao fotoana izao fa efa miaraka miaina tsara, mivady sns... ny zanaky ny tanindrana sy merina satria efa mahatsapa izy ireo fa diso lalana ireo ray aman-dreniny.
Ny generation-nao angamba no mbola manana io toe-tsaina masiso io ka mbola mety lalaovin'ny mpanao politika
35. bozyboleta ( 09/06/2009 13:44)
==> xxx, akariko kely ny lenta fa mirefarefa be ny lazainao.
Ery ambony ianao ihany no milaza fa:
Ary ny tena mampihomehy dia : Tia mifanavaka ny tanindrana sy merina nefa rehefa aroso ny federalisma dia mifemaka be daholo hoe M/car tsy mivaky fa iray ihany aiza re izany e!!!! mbola toe-saina ambany be ilay mitsaratsara ny tanindrana sy merina, mbola voazanaky ny Frantsay hatramin'izao na dia efa 50 taona lasa aza no nahazo fahaleovantena.

Iza ireo mifanavaka ireo raha ianao ihany no miteny indray eo ambany eo hoe:
Ary raha hita @ zao fotoana izao fa efa miaraka miaina tsara, mivady sns... ny zanaky ny tanindrana sy merina satria efa mahatsapa izy ireo fa diso lalana ireo ray aman-dreniny.

Asio cohérence rehefa midinika fa aza faly mamalivaly ny hafa fotsiny fa lasa mirediredy.
Mapme ny farany fa otran'ny zaza. Mba te-hilalao politika nefa ... :-D :-D
36. andrywui ( 09/06/2009 14:04)
hoy bozyboleta :


Asio cohérence rehefa midinika fa aza faly mamalivaly ny hafa fotsiny fa lasa mirediredy.
Mapme ny farany fa otran'ny zaza. Mba te-hilalao politika nefa ...


ho akariko kely ny lenta fa mirefarefa be ny lazainao ry bazy :

hono oa tsy ravalo ve no nailika ny tanindrana rehatra tao amin GVT ny rehefa niainga kelikely ny Fitondrany ??
37. bozyboleta ( 09/06/2009 14:08)
Io ary le cause côtière.
Rehefa be adivarotra ka tsy mahatafiditra kil ny antoko politika sasany dia avoaka sy arangaranga foana io fanilihana tanindrana io.

Akaro ihany ny lenta fa tsy ampy.
38. xxx ( 09/06/2009 14:09)
Iza ireo mifanavaka ireo raha ianao ihany no miteny indray eo ambany eo hoe:

Ny olona mbola manana toe-tsaina lo hoatra anareo e!
==> xxx, akariko kely ny lenta fa mirefarefa be ny lazaina


:-D :-D :-D :-D :-D Mbola tsy tafakatra na dia cran iray aza e!
39. bozyboleta ( 09/06/2009 14:19)
Mbola tsy tafakatra na dia cran iray aza e!

Tsara rehefa milaza tena sy mahay mijery fitaratra otran'io. :-D :-D :-D :-D
40. xxx ( 09/06/2009 14:23)
Tsara rehefa milaza tena sy mahay mijery fitaratra otran'io

Soa fa efa ho lany tarana ny ohatranao :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.106