Ze mba mahay na manana an''le tononkiran'i Njakatiana sy Francia iny ne de mba mangataka rah mety e,
tsy haiko na io ny titre-ny fa io ny fiatombohany e,
Tsara ny fitiavana, mino an'Atra ......
fa asakasak'ireo izay tsy mba mifankatia
fa tsisy mihoatra ny.......