Kabaran'i Neny

21. bazylou ( 07/06/2009 16:38)
izany ve tsy lainga ry milamm. Milaza filaminanaianao nefa mankato sy mandray anjara amin'ny hotaka etsy sy eroa!! mampandrevirevy ny olona amin'ny zavatra tsy misy ary tsy hisy intsony!!! izay aide esty sy eroa no ilelafanao!! nalahelo mafy fa niala ny agoa , fanampiana ara sosialy e, maketsy e makeroa e!! mianoizany dia filaminana le tolorana aide etsy sy eroa an?? mahazendana rah aizany no lojikandry tim sy gtt and co!! dai tsy misy hafa tsy ny aide ihany izany no fivelomany!! ary lainga fotsiny no lazainy hoe ampy ahy ny etsy sy eroa!
Fa oviana moa ny nosy madagasikara no tsy simba e?, oviana ?, dia sahy milaza izany ianao fa tsy simba izy tamin'ny andron'ny le8 ve?? amin'ireto trafika tratra etsy sy eroa ireto ??
TSy mivelona eto france ianao fa mivelona amin'ny frantsay any mada!! jero anie le gazetyinareo e!! teny frantsay ranoray!!! nygazety gasy miteny gasy tsy misy mpividy sy mpijery akory ,nefa hoe gasy!!!
Izao aza dia ef amahotaka indray ao Tana fa hoe aleo ihany miverina amin'ny frantsay !! dia ahoana , hiditra ,....???? :-D :-D
22. milamm ( 07/06/2009 17:13)
ka ze mahafinaritra ny eritreritry bazily nge tsy ho voatery ho marina foana e :-D
oh.oviana no nandray anjara t@ hotaka tatsy sy taroa i milamm ary taiza na koa nilaza fa fanampiana any ivelany atao fivelomana sady tsimialonjafy ny fampielezam-baovao raha tsy diso aho ka malalaka ho an'ny mpamaky ny lahatsoratra avoakany intondrana ny tatitry ireo vaovao isamparitra,
izany hoe navadiky bazily zany ny resako sasany satria ho tampina tsy ho ela ny daominy andry
23. xxx ( 07/06/2009 17:58)
tsy tokony natao hoe kabarin i neny fa kabarin i madama ra8 kosa le titre satria tsy renin ny vahoaka malagasy izy ma,jary manana batard bedebe ra_ sady ouain be oe manao any amin ny sisiny le ramatoa sy ra8

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0769