RDB

1. Rafahafahana ( 04/06/2009 13:10)
Mba oome ny adresy ahafahana mihaino ny radio RDB par internet zay mahafantatra.
Misaotra mialoha.
2. kotobekibo ( 04/06/2009 16:22)
tapeo fotsiny ity dia mety :
henoina @ windows media player ( vao nandramako teo , sady tonga d ilay hira reveko b no nandeha tao LOL
( PURPLE RAIN - PRINCE )

http://www.rdbfm.fr/
3. tigany ( 04/06/2009 16:38)
Misaotra na dia tsy RDB ao Antananarivo aza lé izy e
4. mabloo ( 04/06/2009 16:46)
ty ary e!!
http://radiotime.com/station/s_10768/Radio_Don_Bosco_934.aspx

dia mazotoa mihaino ary e!!
5. razokybe ( 04/06/2009 18:22)
na koa:

http://radiodonbosco.org/

mirary soa e!!!
6. locl ( 04/06/2009 19:42)
Merci pr le radio RDB
7. Rafahafahana ( 04/06/2009 20:01)
Misaotra betsaka fa manana namana tokoa é :lol: :-*
8. ni81 ( 04/06/2009 20:10)
ity indray kosa ny fandaharana (avy t@ namana tslem io fa notehiriziko ) http://www.radiodonbosco.mg/malagasy/grille.htm :)
9. cutie ( 04/06/2009 20:54)
mba hiova radio koa za zany fa tsy rvg foana lol
merci t@ le link e :wink:
10. fahamarinana ( 05/06/2009 05:14)
:arrow: cutie :hiova aiza ndry e ? tssss ,any anie ka tsy afaka mangataka hiran'ny Lalatiana e :-P
Tsy haiko nareo fa tsy mahazatra ahy oah ilay miheno an'io ,na ilay tantara aza tena tara train foana fa efa tsy zatra intsony ! Aleoko ihany rvg kah ,ao za afaka mangataka Rolf isaky ny adiny 1 ankoatrany ny efa angatahan'olona rehatra sy ankafiziko ihany koa ! :wink: (l)
11. cutie ( 05/06/2009 12:51)
ka mba mahalala ze zavatra any Dago koa akia le mihaino radio avy any a. :lol:
12. fahamarinana ( 05/06/2009 14:07)
:arrow: Fa resaka resaka fa tamin'ny 1er nahenoko rdb dia tena toran'ny hehy sy nitokelaka maheno ilay teny gasy ,asa raha ny tena no tsy zatra sy efa hafa fiteny na koa takampa fa tena grave be !... :) (l)
13. cutie ( 05/06/2009 14:11)
hita fa mbola ohatran'ny hafahafa aza maheno le teny gasy fa ny maha curieuse @ le radio koa de mihaino le hira vazaha falefan-dry zareo avy any , tena mbola le taloha be reny na raha tsy zany de rnb lol
14. fahamarinana ( 05/06/2009 14:33)
:arrow: ie ,mbola maheno andry ronan keating sy ry Bryan Adams zany ,ireny hira taloha ireny,fa ny hira gasy ndray be vaovao fa dia tsy haiko ihany koa e ! Fa tiako aloha fa ny tsy dia tiako dia rehefa manao ilay fandaharana kely be dia be miresaka tarehy,fahatanorana sns no tena tsy lasako loatra ! :) (l)
15. cutie ( 05/06/2009 14:44)
fa ny tsy dia tiako dia rehefa manao ilay fandaharana kely be dia be miresaka tarehy,fahatanorana sns no tena tsy lasako loatra !

fa manin ???
16. fahamarinana ( 05/06/2009 15:43)
:arrow: :-D :-D ka ilay voambolana karazany fampiasa ao somary manahirana no sady tsy arako e ! Sady somary mi-traine kely fa ilay pub ndray mahafinaritra satria ohatrany hoe any dago zany ny tena amin'ilay fahenoana ny adresse sns.... :-P (l)
17. cutie ( 05/06/2009 15:44)
hay :-D :-D mbola tsy naheno an'zany fandaharana zany alou za e :-D
18. ikaretsaka ( 06/06/2009 22:01)
fahamarinana:

:arrow: cutie :hiova aiza ndry e ? tssss ,any anie ka tsy afaka mangataka hiran'ny Lalatiana e :-P




aleo kosa izy hiova stringy fa aiza no le soga be doana kle
tsary efa naniry haofotsy izay?
19. cutie ( 06/06/2009 22:06)
:-D :-D :-D :-D
in ndray ny tsy aritra :-D :-D :-D
20. fahamarinana ( 07/06/2009 11:44)
:arrow: Ika gaigy ! tsa mety hendry mihintsy an !
Any aza vao maika tena gasy dia gasy koa,tsa soga avao fa avy dia rofihy ! :-P (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163