ny lasan'ilay sipa

21. fijo ( 26/06/2009 20:53)
azoko tsar any hevitr'ialahy ra sitlo,ary tsy homeko tsiny
22. tokynat ( 09/07/2009 08:13)
kotobekibo:

Inona no fika fa ny ahy mantsy tsy mety amin'ny saiko mihitsy rehefa mitantara izay izy hoe izaho efa nanao an'izao sy izao...

Raha zà manokana aloha d tsy blem amiko ny lasan'ny sipa 1 .
Zà koa mba nanao hadalàna be d be h@ fahazazako ka h@ izao , izay azoko novaina d novaiko teo @ fihainako .
Ny fihainana tsy miverin-dàlana izany , fa kosa atao anatra ny ho @ manaraka ny lasa mba tsy hamerenana azy ireny , raha mbola azo atao .
Ny sipa koa anie ka tahaka an-tsika e! samy olombelona nanao fihainana , tsy olana amiko rehefa vonona ny hiova izy .

Raha tsy tantin'élah d teneno izy tsy hitantara ny lasany dia vita .
Raha fantatr'élah ny lasany , tadidio fa élah koa efa nanondrana taloha .
Raha mbola tsy tanty d aza miaraka aminy fa lasa sujet hiadivana foana izay rehefa ao aoriana , tsy hilamina ny tokatrano

Mazotoa baina a! :wink:

marina zany bainn a, tsy mis fiainana miverina zany sady samy mba nanao adalàna ko ne, ny fitiavan'lah az no zvdebe§§!!
23. Ratoa ( 15/07/2009 19:01)
Mavesatra be ny lanjan'ny lasa!
Misy lasa mampahory tsy tiana hifoha ka aleo tsy ambara fa mamoa fo tamandry. Fantaro anefa fa ny fanadinoana dia tsy misy. Ny fahoriana no mihena tsikelikely. Raha izay no izy, aza foazina fa mihezaka ny ho tsara kokoa izy.
Misy ny lasa mahafinaritra, satry foana hiverina ka dia tenenina tsy ampoizina. raha ny fitiavany olona talohanao no averimberriny dia tsara ny manao loabary an-dasy , sans animosité mba hifarana izany fanaony izany.
Misy koa lasa noforonina atao ampilendalenda ilay anakiray, ampitambazanana. Toa milaza hoe "izany aho, izany ny sokajy na classe misy ahy. Maha toraka izany ve ianao?". rah a izay indray no fipetrany dia lanjalanjao ny toeranao eo aminy sy ny toerana ametrahanao azy. Vay io ilaina vakiana. Mety ataony fitaovana fotsiny ianao, fila-tsy-mahita. Mety ho mitady toerana manandaja eo aminao koa izy fa ny fitiavana ambonambny ihany.
24. ni81 ( 15/07/2009 19:23)

mampieritreritra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6217