Fanatsarana ny ambanivohitra

21. bazylou ( 03/06/2009 22:40)
jerena amin'ny fomba tsy miangatra le sujetn'i Hery;

Aza mandrevy alavitra loatra e!! na siekla iray aza tsy ho poinsa io.
Firy amin'ireo tantsaha no mamay mamaky teny sy manoratra mba hahafahana manafaingana ny hevitra sy ny communication ho azy ??

Ry endrika01 indray de efa miakatra mihitsy ny naida kle!!
""Efa kely sisa,de hahay ampiasa ordi doly ny eny Ambanivohitra,de afaka mifidy am internet de tsisy afaka manao kolikoly ny mitady plus ny Gasy tsy mahay mifanina hoaminy tsara,fa ny mamingana no hainy! Dia fisaorana hoanireo zay miezaka hitady ny ara-dalana hatrany! Aleo halan Andriana,toy izay halam-bahoaka!""

Valioaloha le fanontaniako io ambony io dia izayaho vao mino hoe mahay pc sy internet daholo ny tambawax gasy!!!

:-D :-D
22. xxx ( 04/06/2009 22:54)
tambawak hotran'i bazily ary ty efa mahay manoratra fa le dinika de tsssss ;resaka bazily e :-D :-D :-D
23. rodro ( 10/06/2009 13:42)
Ny anay agny ambanivohitsa efavitany tm teo aloha efa misy jiro rano pp :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4921