Vahoaka maro be anak-7 !?!

1. essera ( 03/06/2009 06:04)
Raha ny vaovao izay heno sy hita tany amin'ny trano-kala iray moa izany dia averina eto hoe :

"Olona an'arivony no nitsena an'i Andry R tany Dakar nanao fihetsiketsehana tsy manaiky ny fijoroan'ny HAT. voatery niditra an-tsehatra ny FO sénégalaise."

Nanao démenti moa ry zareo tao Sénégal ary dia nalefa tsara omaly tao am TV plus fa dia :

- Olona fito no nanao fihetsiketsehana tany am Seranan'i Dakar (Gasy Tia Tena, misy diso, Taolana). Hay moa izany efa matematika gaigy be koa ilay sira vita Tiko. 1000 = 7. :-D :-D .

- Raha ny fitsenana azy tao dia noraisina mitovy lenta tsara amin'ny filoham-panjakana izy satria dia nahazo motards sy cortège normaly be ka d Zoam moa ilay tia voninahitra iny d halahelo be satria tsy nataotao foana hono ireny zavatra ireny hoy ny mpiondana. Io moa le tena mba reven'i Zoam ô ???

- Ary ny nahafinaritra dia mbola tany amin'ny résidence natokana ho an'ny olom-panjakana ambony izy no napetraka nandritra ny séjour-ny tany.

Mino kosa aho fa nahita an'iny daholo tamin'ny vao2 omaly izay teto an-toerana fa tsy manao GTT any an-dafy.

Raha ny tany France d tsy ny GTT irery no misy tany fa tao dia tao tokoa kay ny mpanohana ny HAT. Ny maplay an'ilay GTT koa d be sipa milay le demi-dame tsara ilany ireny fa tonga d hatreo d TAPITRA. Tapitra satria nahoana, olona tsy mahafantatra tsara ny réalité eto Mcar fa efa voataiza tany nateza d nateza tokoa ary ny tena mahamenatra kely d sipa BE TENY RATSY BE, tia ady an-tsena. Ny sasany aza mo d teny gasy efa tsy hainy intsony fa "ny teny frantsay no mahavantana azy" (Adino tanteraka ny fiaviany fa ny an'olona no voafehiny.

Mba teny kely ry mpiondana namana, atsaharo am zay le resaka bilao fa i Dadanareo ange efa vizana am zao e. Handefa pacificateur ianao nefa tsy mis akitifitra. Mila asiana akitifitra indray angamba vao tokony ho avy ry zalah. Efa miha-mitsikafona be ny laingan'i Dada izao tam le raha "tara 15mn d kasa maty....".

Mba afaro ihany izy hoe efa mitsangana ara-dalàna hoe ilay TATEZANA fa aleo miditra ny fanaovana arabe vao mipody nareo raha hanohy ny fifaninana.



répondu par essera le 03/06/2009 11:58
2. Noue ( 03/06/2009 06:07)
tsy aleo lavitra leisy io ry essera toy izay ilay lainga foana oe OK nefa tsy nisy hatramizay eee
3. Noue ( 03/06/2009 06:09)
izay anie ilay nolazaiko foana oe tena mampalahelo ny malagasy tsy afa-manara-baovao via internet, tsy mahay mamaky teny, tsy afaka mividy gazety eee ! isaky ny tafaverina any madagasikara i tgv dia manao interview @ mpanao gazety dia mandainga tsotrizao oe OK ny tany ary afampo aho :^) :^) :^) :^) :^)
4. essera ( 03/06/2009 06:36)
Noue:
tsy aleo lavitra leisy io ry essera toy izay ilay lainga foana oe OK

Raha izao filazan'i Noue izao d azo lazaina fa manaiky tsara mihitsy hoe misy ny bilao fa ny mbola tiako ampitaina kely am Noue d bilao tena gaigy be le mbola alefan'ny tim sy ny mpiondana am zao.
Le resaka vaovao via internet koa ry Noue indraindray d mila mitandrina be fa tsy izay voalaza rehetra ao d marina daholo. Raha resaka fiabilité d indraindray aleo mijery TV fa hita soritra ao am net indraindray ny fomba fandrafetana ny phrase hoe mirona atsy na mirona aroa. Izay ange ny olan'ireo GTT ireo e. Maheno d miaka-pofona fa tsy nianjadian'ilay SIFOTRA BE TETO AM TANANA.
5. xxxy ( 03/06/2009 08:03)
tena tsy hitako aloha izany nisy niteny hoe 1000 nitsena tao dakar zany fa tsy misy gasy 1000 izany ao dakar senegal
http://www.ambamad.sn/tafadinika3.htm

misy 1000 gasy marina ve any sa diso koa io site io

6. essera ( 03/06/2009 08:10)
Ka zay no efa no-lancer-na teto am tanana. xxxy ve eto an-toerana sa tsy miaina eto alou ? D mijery ny fandaharana mandeha eto am tanana ve sa tsy ???? Raha nanaraka vao2 ianao omaly hariva sy androany maraina d naheno tsara an'izay. Mbola fanampiny kely : "Hatretro ilay tv nandefa an'azy d mbola tsy nahitana soritra tamin'ny fiandaniana". Na ny GTT na ny mpanohana ny HAT tany France samy nalefany nilay be tao tsara mihitsy.
7. hery ( 03/06/2009 08:56)
Taiza no nisy nilaza an'izany 1000 izany ra essera a :-) asio "Jereo eto" raha tsy izany dia bilao koa. Raha tsy TGV koa hanao lainga marivo tototra hoe nisy 1000 kanefa ny gasy any dakar aza tsy ampy an'izany.

8. essera ( 03/06/2009 09:08)
Mila miantso kely ny tv plus Rahery d tafa le resaka. Nénay Rahery sad mijery net no mihaino vaovao fa tsy ampy fotsiny raha net. Tsy hanoro site eto aho fa efa fantatrareo hoe misy site izay fakan'kila tim info eto. D na milaza vao2 aza ilay site d tapohana larony kely fa tsy mba mahitsy direct be. Nampalahelo moa fa tsy nandefa sary am site tsony tv plus fa tam fotoana mahamay be ireny no nandefasany tam net ny vaovao avoakany (edition spécial). Fa zao raHery. jereo ny adresin' tv plus sy ny phone d miantso kely ao ianao.
9. hery ( 03/06/2009 11:04)
Ny TV Plus ve no niteny hoe nisy olona 1000 tany Sénégal?

Ary manimba tolona koa ny TV Plus raha izany... oups hay moa an-dry zalahy TGV ihany io
10. essera ( 03/06/2009 11:58)
hery:

Ny TV Plus ve no niteny hoe nisy olona 1000 tany Sénégal?

Ary manimba tolona koa ny TV Plus raha izany... oups hay moa an-dry zalahy TGV ihany io



Io le fijery manendrikendrika. efa ela be no nisy nilaza hoe : An'ny Arema i TV plus, d zao ndray an'i TGV. Fanina mits alou izay oul mpiandany ireny fa tezitra d faly d tezitra d faly vao mijery tv plus satria samy omeny fahafaham-po daholo. Nicolas Ratsimandresy efa nanazava an'io tsara mihitsy hoe efa nendrikendrehana izahay fa hitanareo izao ny marina fa tsy arema tsy tim tsy tgv. hi hi hi hi . Milay iny Rahery a.
Nisy fotoana ny tim nidongy tsy namela an'zareo haka information tany aminy d nolazan zareo mivantana mihitsy hoe noho ny fanakanana ny asanay mpanao gazety d tsy azonay ny fivoriana sy ny tapaka tamin'ny fivorian'ny tim tatsy. Na ny koa aza efa nomeny an'izany. D mbola an'i TGV ihany ve izy izao, ary iza no tompon'ny viva raha izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0736