TENA FALY AHO
21. ndenn
(
29/05/2009 20:17)
ndenn:
Oay:
Ary mamely mafy mihintsy ny mpanompon'i Ravalomanana ato izany an!
Ao ireo voakapoka mafy d nandeha nisitrika d ireo fa niverina miaraka @ vary mangatsiaka d adino daholo izay noresahina fa otran'ny rano nantondraka vorom-bazaha izay nolazaina taminy!
Ka mila averina kely aloha ny resaka na d tsy d tsara loatra aza ny manao resaka aller-retour fa rehefa manoloana olona efa miverintsaina d mamerina impito manantitrantitra é!
Ka izao ary momba ny raharaha FITIFIRANA d efa nolazain'i Oay fa tsy misy afaka manamarin-tena ianareo fa ALEO NY FITSARANA MAHALEON-TENA no hiandraikitra an'izany!
NOHO IZANY D ALEO HITSANGANA NY repoblika vaovao izay NEUTRE mba tsy hisian'ilay resaka connivence ka mety hanova ny valimpitsarana.
Marina fa hita mibaribary izao fa TSY MANERY FITSARANA NY HAT jereo ny valimpitsarana momba ilay journaliste ohatra, samy mahalala isika raha tsy hoe manompo olona fa raha t@ andron'i Ravalomanana iny affaire iny d nidoboka ilay mpanao gazety satria resaka politika iny, kanefa na tsy manery fitsarana aza ny HAT d à mettre en doute foana ny impartialité-ny rehefa manoloana affaire ngoda be!
NOHO izany d NY MANANTSAINA SY MAHATOKY TENA D TOKONY HIVONDRANA ARY HILAZA fa Tsy MILA:
_Andry Rajoelina
_Ravalomanana
_Ratsirahonana
_Andriamanjato
_Ratsiraka
_Pierrot Rajaonarivelo.
_Voninahitsy
_Pety
Sy ireo rehetra efa NITSETSITRA SY NIVAROTRA AN'i Madagasikara!
Hamaly kely ny momba an'i naritsimba aho, araka izay mba voavakiko t@ ireo nolazainy d hitako fa TENA MAFY NY NAHAZO ANAZY ary sarotra ny mipetraka eo @ toerany satria JEREO NY ATAONAREO MPOMBA AN'i Ravalomanana @ fiarovanareo anazy satria nangalarin'i TGV ny Toerany d manozona sy manompa an'i TGV ianareo, tadidio anefa fa i Ravalomanana mbola miaina any an-dapa ary araka ny resaka mandeha d na TSY HIASA intsony aza izy mandrampahatapitrin'ny fofon'ainy d tsy hanana olana, fa ny OLANY @ izao fotoana izao d manao défi @ vahoaka Malagasy izy satria efa napetrany fa après lui c'est la déluge, ary efa niteny ihany koa izy fa tsy maintsy vitany ny mametraka anazy ho Empereur.
i naritsimba kosa d vahoaka tsotra, tsy mba milliardaire kanefa d nangalarina ny tany d nomena ny sinoa! D iza no mbola afaka hiteny amiko hoe "Tsy koi izany fa reveo"
D izao momba an'ilay resak'Andriamanitra AZA ENTINAREO HANDEMENA NY SAIN'NY MPINO SY IZAY MANONONA NY ANARAN'Andriamanitra ny filazana fa rehefa mpino sy mino an'Andriamanitra d tsy tokony hisendotra sy hanozona olona, jereo ny nataon'i Kristy raha nandroaka ny mpivarotra tao @ tempolin'Andriamanitra izy é! Ary aoka hofatantsika fa IRENY MPINO SY MPANONONA NY ANARAN'Andriamanitra ireny raha manao ratsy d avo roa heny ny fatra hitsarana anazy, ka avelao izy hanonononona ny anran'Andriamanitra fa HOTSARAINA NY @ Izany izy ireny fa aza matahotra ianareo!
Hamaranako anazy d izao :"Afaka manompa ianareo, afaka manozona ianareo fa izao fotsiny no tadidio Andriamanitra mahita antsika rehetra sy izay ataontsika, mety misy amintsika tsy voakapoka mihintsy na d nanao ratsy aza, fa izao i Oay d milaza aminareo fa hotsaraina @ izay ataontsika isika ary tsy maintsy mivaly ny natao, d mbola amafisiko fa na tsy mifankahita aza isika d Andriamanitra mahita antsika tsirairay avy ka na hino ianao na tsy hino d tadido fa na ilay ratsy kely indrindra ao anatin'ny lohanao eto ampamakiana ity hevitra ity d ho avy aminao ny valiny"
D MBOLA AVERIKO FA AZA MANOMPO OLONA SATRIA EFA VOLAZA FA AZA MIHAKOHOKA HAFA TSY @ ily RAY any an-danitra!
Raha miresaka valifaty izany naritsimba , dia tokony ho fantatrao fa efa be ny olona nitondra ny mafaitra noho io politika nolovana t@ mpanjanaka io .
Tsy @ hoe maha- vahiny ny firehan- kevitra aloha no tiako ho tenenina eto ,fa ny @ maha- kristiana anao , raha ohatra ianao ka tena xana.
Betsaka ny malagasy no efa nianjadian' izany fanambakana politika nampiharin' ny mpitondra rehetra nitondra tao Mada tao hatr@ ny fahaleovantena ( sarintsariny ihany amiko )
Ary ny tena olana dia raikin-tampisaka ao anatin' ny sain' ny malagasy noho ny fanabeazana azy ireo ny fomba fitondrana navelan' ireo mpanjanaka , ka tena mbola misy foana hatramin' izao fotoana izao .Ekena fa misy ireo taranaka vazaha dia efa tena mandray ny tenany ho gasy tanteraka , na ny sinoa , ny karana , ary ny hafa ihany koa aza , dia efa tena mahatsapa ny tenany ho malagasy , noho ny "humanité malagasy" ,izay tena voalohany eran' izao tontolo izao raha jerena .Anjarantsika tsi 11 no mikajy izay tokony hatao manoloana ny fanantontoloana misy @ izao vanin' andro hiainantsika izao .
Tadidio narintsimba fa anisan' izany olona voadona ara- politika izany koa ny ankamaroan' ny malagasy nifindra monina aty ivelany , ary marary tokoa ny fo sy ny saina indraindray , mieritreritra ny tanindrazana , izay hilevenan' ireo razambe fahagola . Fa tsy afa- manoatra .Miandry ny lahatra hiseho fotsiny sisa no azo atao .
Raha mbola taranaka malagasy ihany ianao dia azonao atao tsara ny mandanjalanja ny zavatra niseho teo @ fiainanao , @ maha- malagasy anao , ary koa ny hanapahanao hevitra ny @ fitoriana hapetrakao sy ny ambiny izay mbola ho raiketinao eo @ fiainana .
Anisan' ny mitovy hevitra @ i oay aho ny @ ireo mpanao politika malagasy ankehitriny . Tsy mila olona votom- pinoana ara- politika aho hitondra an' i Mada. Tsy mila AREMA ,MONIMA ,TIM, TGV ,SY IZAY REHETRA METY HO AVATARS POLITIQUES HERITES, KA MBOLA HAMERINA NY FANAMBOTRIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA AMIKO N' AIZA N'AIZA ,ARY N' IZA N'IZA .
PAROLE D'HOMME COMPLETEMENT RESOLU .
:oops: :oops: :oops: :oops:
Ary mbola ampiako ihany hoe , raha tena i ra 8 no tena tompon' andraikitra @ nahatonga ny fahantran' ny malagasy ,raha manan- kevitra ohatr' izany ianao ra naritsimba , dia afaka ny hahatoky ahy koa ianao fa hiara- dia aminao eo @ fanefana ny adidy @ maha - malagasy anao aho.
Ny entan-jaraina mora zaka hoy ny fitenenana , fa raha ohatra ka misalovana fitiavantena kely fotsiny ny fonosin' ny eritreritrao dia minoa ahy ianao fa hiraraka an-tany ny zavatra tadiavinao takiana ,ary aza atao an- doha fa tsy noho ny avy @ olona sasany velively no mahatonga izany fa avy @ tsy fahatokisanao ny hevitry ny sasany izay miara-mitafa aminao etoana .
:idea: :idea:
Ny teny atody ka raha foy manan' elatra !!
22. fijo
(
29/05/2009 20:28)
naritsimba,mba mianara ny ataon'i hery.rehefa miresak apolitika dia avalony ao anaty boky ny fivavahana,fa hanao toa an'i odon ny hiafarany.masina masina,nefa ny atao tena mifanipaka lavitra ny toriana
23. ifiona
(
29/05/2009 20:32)
rakaroka:
Fanamarihana ataoko ho an'ireo manana fijery voafetran'ny lamboridin-tsoavaly ny fijeriny ka mihevitra fa tsy maintsy "manapitra mandat" ny filoha iray! Oh tsia dia "zohio ny "tantara" fa vtraky BBbbbe ny filoha tsy nahatapitra "mandat" izany Ka mbo "MAHAIZA MISINTONA LESONA @ fiainana
fa tsy izay heverin'ny fijery voafetra monja akory no "izy" e!
atao inona fotsiny ny mifidy filoha sy mametraka fe-potoana hiasàna rehefa tsy hajaina zany? inona intsony ny démocratie hisy eo raha avela hangalatra ny toeran'ny filoha voafidy izay olon-drehetra eo?
mba ho "stable" ny fitondràna ary ny fiainam-pirenena, donc ny fiainan'ny malagasy anie dia tokony ho hajaina kosa angamba ny valeurs de base e! rehefa napetraka hoe misy ny mandat ho an'ny filoha voafidy iray dia tokony ho hajaina zany! rehefa hoe tsy tokony hijabaka ao anaty resaka politika ny miaramila dia tokony ho hajaina izany! manjary firenena mikorontana lava izao no hisy, zany ve no hahasoa ity Madagasikara ity? zany ve no fitsinjovana ny ho avin'ireo zanantsika?
ka io angamba tsy hoe fijery tokana dia hoe izy satria tsy mbola niteny mihitsy aho hoe ny ahy no marina saingy soso-kevitra fotsiny ny ahy mba hahasoa ny fiainan'ny malagasy!
24. rakaroka
(
29/05/2009 20:54)
[quote=ifiona]
Tsia , olona no mamolavola ny fe-potoana araka ny zava-misy , "donc flexible" araka ny saina manoa io fe-potoana io", indrindra moa miaina ao anaty monde
izay miaina mi-évolué isika, miovaova ny fiainana, ny fisainana koa, ary raha betsaka ny zavatra nodikain'ny mpitondra izay tokony ho alain-tahaka aza : tsia tsy voatery ho voatanaizay napetraka satria "que l'exemple vient du Haut"
Le sary mitranga izao anie ka tsy vaovao e, fa angaha moa ny filoha niongana dia nanaovana referendum na fifidianana foana ?...
Ny fantatro fotsiny dia hoe:
"Isaky ny misy mpikomy tafaoha:
FANOVA NY FILOHA !"
idea: :idea: :idea: Ary dia toa izany foana ny tantara fa mba diniho!
atao inona fotsiny ny mifidy filoha sy mametraka fe-potoana hiasàna rehefa tsy hajaina zany?
Tsia , olona no mamolavola ny fe-potoana araka ny zava-misy , "donc flexible" araka ny saina manoa io fe-potoana io", indrindra moa miaina ao anaty monde
izay miaina mi-évolué isika, miovaova ny fiainana, ny fisainana koa, ary raha betsaka ny zavatra nodikain'ny mpitondra izay tokony ho alain-tahaka aza : tsia tsy voatery ho voatanaizay napetraka satria "que l'exemple vient du Haut"
inona intsony ny démocratie hisy eo raha avela hangalatra ny toeran'ny filoha voafidy izay olon-drehetra eo?:
Le sary mitranga izao anie ka tsy vaovao e, fa angaha moa ny filoha niongana dia nanaovana referendum na fifidianana foana ?...
Ny fantatro fotsiny dia hoe:
"Isaky ny misy mpikomy tafaoha:
FANOVA NY FILOHA !"
idea: :idea: :idea: Ary dia toa izany foana ny tantara fa mba diniho!
25. fijo
(
29/05/2009 21:13)
tena ita hoe manao resaky ny eny an tsena enao ry rakaroka fa mba menatra.demokrasia n oresahina,ka mba mipetraka aty amin'ny tany mampihantra izany de mba mahaiza maka lesona fa aza manao io fomba fijery lazainao io.
i sarkozy aty firy ny grevy momba ny tsy mety ataony.moa ve misy manongana eto?????
i sarkozy aty firy ny grevy momba ny tsy mety ataony.moa ve misy manongana eto?????
26. ifiona
(
29/05/2009 21:22)
rakaroka:
Tsia , olona no mamolavola ny fe-potoana araka ny zava-misy , "donc flexible" araka ny saina manoa io fe-potoana io", indrindra moa miaina ao anaty monde
izay miaina mi-évolué isika, miovaova ny fiainana, ny fisainana koa, ary raha betsaka ny zavatra nodikain'ny mpitondra izay tokony ho alain-tahaka aza : tsia tsy voatery ho voatanaizay napetraka satria "que l'exemple vient du Haut"
iza ary ilay Haut tian'i rakaroka lazaina? nga raha mi-évolué ny fomba fiainana dia avadibadika koa ny maha repoblika ny repoblika? dia raha lasa lamaody koa zany ny fanogam-panjakana dia ho ekena satria zay ny évolution ve? fa nga zay rehetra évolution koa dia tsara e? nga ny tany mandroso dia mandroso @ tsy antony, mandroso izy noho ny antony maro fa indrindra indrindra stable izy @ resaka politika, ny tiako lazaina @ stable dia hoe tazominy foana ny zavatra efa soa hatra@ zay naha repoblika ny repoblika, fifidianana filoha, fametrahana mandat! Ny USA nga zao na nivoatra be aza dia tsy mifidy filoha sy tsy mametraka fe potoana ho an'ny filoha ntsony?
Le sary mitranga izao anie ka tsy vaovao e, fa angaha moa ny filoha niongana dia nanaovana referendum na fifidianana foana ?...
Ny fantatro fotsiny dia hoe:
"Isaky ny misy mpikomy tafaoha:
FANOVA NY FILOHA !"
idea: :idea: :idea: Ary dia toa izany foana ny tantara fa mba diniho!
izay indrindra, mba diniho ihany hoe maninona ary any Madagasikara no toa lasa cycle ty instabilité politique ty! satria ny vahoaka mihevitra fa rehefa tiana hahongana dia tokony hahongana! fa nga zany izy ty e? tiana hahongana Zafy dia hanaovana motion de censure, tiana hiala Ratsimandrava dia ampamonoina! satria amiko dia tsy mipetraka ao an-dohan'ny gasy hoe mila hajaina ilay safidim-bahoaka, na tsy miombon-kevitra aza enao dia hajaina hatr@ farany aloha io satria io no lanin'ny maro an'isa! ka zay indrindra no tokony hapetraka voalohany ary hajaina voalohany, ka tsy azoko loatra ny hevitr'i rakaroka amin'io hoe fivoarana io, inona moa no mba ho fivoaran'i Madagasikara raha zany no ho avela atao lava zao! ary tsy ho an'i Ravalomanana fotsiny anie no teneniko fa ho an'izay filoha manaraka eo e, eritrereto hoe ho voafidy ny maro an'isa ny filoha manaraka eo, dia afaka 3 taona dia tsy faly ny olona, dia iny fa hitadiavana moyen hanonganana azy, dia hikorontana ny fiainana politika, dia hikorontana ny firenena, zany ve ny fivoarana andrandrain'i rakaroka?
jereo ny tany mivoatra na tsy ankasitrahany aza ny ataon'ny filohany aty aoriana dia hajainy hatr@ farany ny safidim-bahoaka! mba anarany ihany hoe Repoblika sy Etat démocratique ve nefa tsy ho hajaina ntsony ny maha Repoblika azy satria hoe "mivoatra ny fiainana"? inona koa no dikan'izany? République= forme de gouvernement ayant une Constitution et dont les représentants du peuple sont ELUS par celui-ci pour une durée déterminée! inona fotsiny no maha repoblikan'i Madagasikara azy rehefa tsy hajaina akory ny maha repoblika azy! Fony mbola tsy nisy ny Repoblika dia nahazo bahana ny mpanogam-panjakàna satria samy manao zay tiana, zarantsika aza isika mba misy Repoblika dia mbola hiverina en arrière ndray ve? Nga tsy korontana lava no hiainan'ireny tany hianjadian'ny coup d'Etat ireny!
27. rakaroka
(
29/05/2009 21:31)
[quote=ifiona]
Raha jerena ny andanan-tohatra dia ny "filoha no napetraka eo ambony arahin'ireo manam-pahefana ,sns...
Raha napetraka ny hoe "Fahamarinana -tanindrazana sy ny tohiny , dia miainga any amin-drizareo no tokony hitandro izany .
Ny tsapa tsy najain-drizareo izany : ary raofina @ sobika ny porofo
HITAM-POKO HITAM-PIRENENA . Donc tsy handany andro hitanisa izany!
Donc raha rizareo nanao ny structure aza moa tsy nanaja izany, tsia aza terena ny hafa satria rizareo aza tsy mikaja izay novolavolainy!
iza ary ilay Haut tian'i rakaroka lazaina?
Raha jerena ny andanan-tohatra dia ny "filoha no napetraka eo ambony arahin'ireo manam-pahefana ,sns...
Raha napetraka ny hoe "Fahamarinana -tanindrazana sy ny tohiny , dia miainga any amin-drizareo no tokony hitandro izany .
Ny tsapa tsy najain-drizareo izany : ary raofina @ sobika ny porofo
HITAM-POKO HITAM-PIRENENA . Donc tsy handany andro hitanisa izany!
Donc raha rizareo nanao ny structure aza moa tsy nanaja izany, tsia aza terena ny hafa satria rizareo aza tsy mikaja izay novolavolainy!
28. fijo
(
29/05/2009 21:37)
rehefa ita fa tsy nanaja izy dia tsaraina.izay no atao hoe tany misy lalana.
29. rakaroka
(
29/05/2009 21:45)
fijo:
rehefa ita fa tsy nanaja izy dia tsaraina.izay no atao hoe tany misy lalana.
Koa angaha moa tsy efa izany anie no heverin'ireo ho atao fa izy no nitsoaka nandosotra koa, mbola miandry ny fiverenany tokoa anie hono ny pokona any e, sady aiza ihany satria "marina mihitsy fa ny "chef d'etat izany anie tsy tokony "absent" efa amam-bolana @ taniny e?
Lazainao fa 'za no manao resaka an-tsena fa mba lazao ahy kely hoe taiza no nisy mpitondra manao fangala-piery toa izao
:roll: :?: 8O 8O 8O 8O 8O 8O Dia mbola lazina fa mitombina ihany izao?
:roll: :roll: :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@
30. fijo
(
29/05/2009 21:49)
tsy fomba toa izao no atao raha te hitory olona.misy fomba efa voamarika hoarahin any momba izany,ka le te hitory nefa tsy manaraka ny lalan adia meloka ihany ko.
31. ifiona
(
29/05/2009 21:53)
zao aloha e, na inona na inona ataony, rehefa voafidy izy dia zay no lazaiko hoe hajaina hatr@ farany sinon miantraika @ fiainam-pirenena anie e, mety hoe enao no tsy faly saingy ny firenena iray manontolo no hikorontana nefa nandalo fifidianana ihany io filoha io. Mety nisy zavatra tsy nety nataon'i Sarkozy, mety nisy zavatra tsy nety nataon'i Bush, nety vola nahodikodin'i Chirac, fa tsy nahongan'ny vahoaka anefa ry zareo. Satria nahoana? satria rehefa apetraka hoe Repoblika dia najainy hatr@ farany izany ary fantany ny fiantraikan'izany firenena mikorontana ara-politika zany, zao zao mampalahelo Madagasikara fa ampitahaina @ tany miady toy ny Rwanda. Miverina taon-jato aty aloha fony mbola tsy nipetraka tsara ny maha repoblika azy. Tsy terena ny olona ho faly foana @ zay ataon'ny president iray saingy miaina anaty république ny tsirairay avy ary manana ny andraikiny @ maha citoyen azy, manaja ny démocratie! manaja ny safidim-bahoaka! tsy mbola hita ny naharatsy an'izany démocratie zany aloha hatr@ zao.
Marina ny anao fa fiova ny filoha; zay indrindra no hanomezana azy mandat mba tsy hijanonany eo mandrakizay. Rehefa mba iny no contrat nifanaovana taminy dia tokony hajaina ho fitsinjovana ny firenena. Raha olona iray anaty orinasa iray no mirésilier contrat dia tsy maninona; fa raha ny filoha no hahonganao nefa voafidim-bahoaka dia firenena iray manontolo no mikorontana.
Marina ny anao fa fiova ny filoha; zay indrindra no hanomezana azy mandat mba tsy hijanonany eo mandrakizay. Rehefa mba iny no contrat nifanaovana taminy dia tokony hajaina ho fitsinjovana ny firenena. Raha olona iray anaty orinasa iray no mirésilier contrat dia tsy maninona; fa raha ny filoha no hahonganao nefa voafidim-bahoaka dia firenena iray manontolo no mikorontana.
32. fijo
(
29/05/2009 22:03)
tsy hainy izany ry kala an.ny azy bodongeroona no hainy.sy efa mahazatra azy.
i naritsimba ts ymbol aniain aizany demokrasia izany ,tsy dia homena tsiny rah amiteny zavatra toa zaio.fa ny ef amiain aizany ,nefa mbol atsy mahita ihany no tena loza be
i naritsimba ts ymbol aniain aizany demokrasia izany ,tsy dia homena tsiny rah amiteny zavatra toa zaio.fa ny ef amiain aizany ,nefa mbol atsy mahita ihany no tena loza be
33. rakaroka
(
29/05/2009 22:10)
fijo:
tsy hainy izany ry kala an.ny azy bodongeroona no hainy.sy efa mahazatra azy.
i naritsimba ts ymbol aniain aizany demokrasia izany ,tsy dia homena tsiny rah amiteny zavatra toa zaio.fa ny ef amiain aizany ,nefa mbol atsy mahita ihany no tena loza be
Azafady Rafijo fa tsy vao t@ andron-Ra8 akory no nisy ny demokrasia, sy fitondrana naongan'ny olona toa izao ?..., sa tara ianao dia 'zao vao manao reklamasio?
35. fijo
(
29/05/2009 22:12)
tsy miteny akory aho hoe nisy demokrasia tamin'ny andron'i ravalo.eto dia efa diso ianao .
36. rakaroka
(
29/05/2009 22:26)
fijo:
tsy miteny akory aho hoe nisy demokrasia tamin'ny andron'i ravalo.eto dia efa diso ianao .
'za tsy nampiteny anao ny demokrasia dradradradrainao sy andrandrainao, fa
ny fahitako ny zotran'ny tantara tao anatin'ny filazana "demokrasia samihafa no volaniko, tsy voatery hanao copie-collé resaka aho!
37. ndenn
(
29/05/2009 23:33)
Ifiona , mbola betsaka ny zavatra tsy tsapan' ny malagasy raha resaka orientations ideologiques no resahina .
Raha tena dinihina io terme hoe Democratie io dia tsy hisy mihintsy io eto antany , satria dia vokatry ny utopismes humaine tanteraka ny fisiany , ary tsy hisy mihintsy izany raha tsy misy fiovana mahery vaika miseho eto antany mikasika ny,finoana , fisiana ,fiarahamonina , firazanana, izay hifandranitan' ny mponina misy eto an- tany @ izao fotoana izao .
:roll:
Raha tena dinihina io terme hoe Democratie io dia tsy hisy mihintsy io eto antany , satria dia vokatry ny utopismes humaine tanteraka ny fisiany , ary tsy hisy mihintsy izany raha tsy misy fiovana mahery vaika miseho eto antany mikasika ny,finoana , fisiana ,fiarahamonina , firazanana, izay hifandranitan' ny mponina misy eto an- tany @ izao fotoana izao .
:roll:
38. Oay
(
30/05/2009 08:58)
ifiona:
zao aloha e, na inona na inona ataony, rehefa voafidy izy dia zay no lazaiko hoe hajaina hatr@ farany sinon miantraika @ fiainam-pirenena anie e, mety hoe enao no tsy faly saingy ny firenena iray manontolo no hikorontana nefa nandalo fifidianana ihany io filoha io. Mety nisy zavatra tsy nety nataon'i Sarkozy, mety nisy zavatra tsy nety nataon'i Bush, nety vola nahodikodin'i Chirac, fa tsy nahongan'ny vahoaka anefa ry zareo. Satria nahoana? satria rehefa apetraka hoe Repoblika dia najainy hatr@ farany izany ary fantany ny fiantraikan'izany firenena mikorontana ara-politika zany, zao zao mampalahelo Madagasikara fa ampitahaina @ tany miady toy ny Rwanda.
io fomba fampitoviana ny tsy mitovy io mihintsy no olana, ary mampalahelo fa tsy tafiditra ao an-dohantsika mihintsy ilay izy:
Efa nolazaiko teto fa DEMOKRASIA EFA GOAVANA BE NY ANY @ TANY MISY ANAREO ANY KA AZA AMPITOVIANA NY MISY ATY AMINAY!
Tsy sanatria manambany tena raha miteny an'izany fa omeko ohatra ianareo mpanao politika eto @ serasera:
_Vao avy nanavao ny prézidà-ny ny amerikanina satria tapitra ny isan'ny mandat nahafahan'ny prézidà en place nitondra d jereo fa tsy nihevitra mihintsy i Bush ny hanova constitution mba ahafahany milatsaka fanintelony!
Toa izany koa i Chirac!
_Fa jereo izay niseho tao Alzeria, raha ny tena marina d tsy tokony afaka nirotsaka intsony i Bouteflika satria efa nahavita mandat anankiroa d io fa novainy ny constitution d afaka nilatsaka izy na d olona efa lany andro @ fitsaboana ny tenany aza!
Mbola mila averina aminareo ve fa misy faritra anie tsy tonga ny fiara é, d ny mahalasa saina d izao ery ampitan'ny rano 40% no nifidy an'ilay prézidà eo @ fitondrana d rehefa tafita ery am_pita d lasa 100% ny vato azony!
D hilaza amiko indray ianareo hanao hoe : "Ka efa misy mpanaramaso iraisam-pirenena d satria moa ianareo any ampita ndranomasina any d izao nolazaiko anareo mba fantatrareo ve fa ireny mpanaramaso ireny d any @ faritra efa mazava ihany no mbola arahiny maso!
Mbola averiko fa midina ety ambonin'ny tany raha tena hijery ny fahorian'ny vahoaka fa aza manaiky tratran'ilay effets d'annonces é! Tsy com ny fitondrana fa asa!
ifiona:
Miverina taon-jato aty aloha fony mbola tsy nipetraka tsara ny maha repoblika azy. Tsy terena ny olona ho faly foana @ zay ataon'ny president iray saingy miaina anaty république ny tsirairay avy ary manana ny andraikiny @ maha citoyen azy, manaja ny démocratie! manaja ny safidim-bahoaka! tsy mbola hita ny naharatsy an'izany démocratie zany aloha hatr@ zao.
Raha fanajana ny safidim-bahoaka no horesahina d tadidio fa impiry ny filou afrikanina no manitsaka ny safidim_bahoaka @ fanovana ny lalanà à leur gise
Mampalahelo ana ny Malagasy tsy mba mijery ny tantara ary tsy mba mahatakatra sy tsy mahita hafa tsy ny eo ambanin'ny oriny!
Ny antony hilazako an'izany d izao jereo ny nataon'i Omar Bongo tao Gabon rehefa atao ny éstimation ny biens_ny any ivelany d mitovy @ trosan'ny firenena entiny, d aiza ireo fananany ireo any frantsa any,
D jereo fa efa kopy i Ravalomanana fa ny diaspora Malagasy bobaka indrindra d any Frantsa en tout cas dans le monde de la francophonie d jereo fa ao afrika atsimo no nametrahany ny fananany, d mihesona daholo ny Malagasy olon'ny fo d ianareo any frantsa any mimenomenona fa tsy mety ny nanonganana an'i Ravalomanana satria na mahazo vao² avy aty ary ianareo d tadidio fa hafa ny olona tena miaina aty Madagasikara!
D nareo moa efa zatra ilay mamiratra any d rehefa tratran'ilay tape à l'oeil nisy teto andrenivohitra ianareo d milaza fa milamina ny Malagasy satria ilay paraître aminareo no zava-dehibe satria izay ilay tadiavinareo ary lazainareo fa mety, firy aminareo moa no faly rehefa noravan'i Ravalomanana ireny trano teny amoron-dalana ireny, tsy ny fandravana no omeko tsiny fa ilay mésure nampiarahana taminy satria tsy mba notsinjovina hoe ho aiza ireo olona rava trano, D hisy hiteny indray hanao hoe ka ny gasy kamo d izao ny valiny jereo ny ataon'i Père Pedro il ne se prélasse pas, d jereo ny zava-bitany ary mbola averiko fa ny doléance an'ireny olona ireny d ENON'Andriamanitra satria mbola averiko fa isakin'ny mankeny aminy i Ravalomanana d na de loin na de pres d mahita ny fahatran'ireny olona ireny ary izay mihintsy moa no no-exploiteny t@ fampanantenana fa tsy ho ela d anana 4L ny isan-tokatrano Malagasy!
ifiona:
Marina ny anao fa fiova ny filoha; zay indrindra no hanomezana azy mandat mba tsy hijanonany eo mandrakizay. Rehefa mba iny no contrat nifanaovana taminy dia tokony hajaina ho fitsinjovana ny firenena. Raha olona iray anaty orinasa iray no mirésilier contrat dia tsy maninona; fa raha ny filoha no hahonganao nefa voafidim-bahoaka dia firenena iray manontolo no mikorontana.
Eto d mbola averiko fa midina ety ambonin'ny tany satria je ne serais jamais en mesure de prédire l'avenir fa raha ny indice nisy no natao ny analyse ary ny mpanao politika rehetra akoatran'ireo mpilelaka d nahita fa tsy maintsy nanova constitution i Ravalomanana mba ahafahany mirotsaka araka izay tiany toa ny ataon'i Hugo Chàvez, noho izany d tsy maintsy natao iny fanonganampanjakana iny satria raha niandry 2012 d naniry be ny fakan'ilay ratsy ka sarotra ny nanongotra anazy!
Hamaranako anazy d mialatsiny aminareo izay tsy MPINO KRISTIANINA ny tenako mbola averiko fa manaja ny fihevitrareo aho fa misy zavatra averiko kely!
_Efa nolazaiko fa ho an'ny TSY MPINO d mihevitra izy ireo fa voahongana i Ravalomanana noho ny asa ny TGV, tsy miady hevitra ny amin'izany aho satria misy fahamarinany izany!
_Fa ho an'ireo MPINO kosa d afaka milaza isika fa SITRAK'Andriamanitra matoa voahongana i Ravalomanana ary efa voasoratra izany ka tsy misy afaka nanaova an'izany satria izay no lahatr'Andriamanitra!
Eto aho d mitodika manokana @ nareo MPINO tadidio fa hozaraina amintsika ny fiombantsika ny tsy marina! Tsy ananako ny andininy sy ny antokony fa raha misy mahay d hisaorana anazy ny fanomezana an'izany eto, ary ny voninahitra anie ho an'Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina irery ihany!
Mitodika manonkana @ ifiona ny tenako, ataoko fa mamadimbadika izay lazaiko rehetra teto ianao, fantatrao tsara ny fijeriko, mbola averiko fa tsy mankahala manokana an'i Ravalomanana ny tenako fa kosa MAHALALA ARY MANANA POROFO SATRIA NIHANTRA T@ NAMANA SY NY FIANANKAVIANA ny NATAON'i Ravalomanana sy ny taranany, tsy resaka supposé io fa réel, na izany aza anefa d efa napetrako eo @ ilay Ray Tsy TOHA ny raharaha ary i Oay d mahatoky fa efa nohenoin'Andriamanitra ny vavaka nataony! Aza manahy i ifiona fa TSY NANOZONA NA NANIRY ny HAHAFATESAN'i Ravalomanana i Oay satria Andriamanitra TSY AZO BAIKONA ary efa voalaza fa Andriamanitra d mandrotsaka orana eny @ izay tiany, ary ny tena MPINO d mahatoky fa an'Andriamanitra ny famaliana!
Ny antony nilazako an'io d izao no-collé-na tamin'i Oay fa mpiondana TGV i Oay, Nolazaina avy eo fa Pierrot i Oay, JEREO anefa fa nahazo t@ i Oay daholo ireo olona ireo, ary mbola averiko fa efa TONGA izao ny fotoana ary tsy maintsy hifandona @ ireo olona ireo i Oay!
Ka amiko ry ifiona d jereo ny rariny sy ny hitsiny, tongava aty Madagasikara manadihady, afaka mihaona isika d omeko anao ny porofo mitohaka @ tendanao d amin'izay ianao tsy hanakambara, raha sanatria moa ka tsy maintsy manohana an'i Ravalomanana ianao noho ny antony izay tsy fantatro d izao mbola averiko fa tsy afaka manozona anao aho satria tsy mety @ maha Kristianina ana izany fa kosa lazaiko fa Andriamanitra mahita ary ny complice d tsaraina au méme rang que l'auteur principal! ary tadidio fa ny tena Malagasy d any @ subconscient-ny any d MINO FA TSY MAINTSY MIVALY NY NATAO d io na @ ratsy na tsara d tadidio ity teny ity "TSY MISY MAMBOLY VARY KA HINJINJA KATSAKA"!
40. rakaroka
(
30/05/2009 18:35)
Misaotra Oay nandala ny rariny sy ny hitsiny "iombonantsika" :-* :-* :-*
