fomba fanoratra atao ohatran'ny sms
22. tess
(
28/05/2009 15:00)
accolade:
Tsy voatery ho marina anie izay soratana e! mihinambary aza misy latsaka ! fa mba ezaka takiana amintsika fotsiny hoe tandrovina ny teny Malagasy !
tsy rsaka hoe marina sy tsy marina anie lay izy fa hakamoana fotsiny tsotra zao e! ny ahy manokana mou zany sady lay style kou etsy andaniny mafinaritra ny manoratra azy satria mba hoe izay zany e!
:-D
23. tess
(
28/05/2009 15:03)
Tess, fa angaha akia ny manoratra @ forum toy itony koa ilàna limite de caractère sa hoe ny manoratra mampi coice connex°?
ari.... ny coneksion ko mitsy no meda velona ka! ka raha mba misosa sy misokatra iny de mi taper rapide be de tsy mitandrina am fanoratana mitsy fa zé ahavita azy malaky ihany....NA DISO FA noratra na lasa mazisikila refa vita dia vita tsy misy verifikasiô :^)
24. soanja
(
28/05/2009 15:37)
ari.malala:
Miarahaba indray,
Mba mahavariana ahy hoa e, maninona no refa manoratra de lasa zatra manafohy teny ohatran'ny any @ sms ny ankamaroan'ny olona? Nefa anie eto @ internet tsy misy limite de caractère otran'ny @ sms e! manjary tsisy fantatra izay ambara, raha olona somary votsa aloha no mamaky azy fa tena sahirana e! :P
Fahazarana daholo tokoa izany moa eo koa ny fitiavana ilay teny.
Tsy mitovy daholo mantsy ny fifikirantsika na fitiavantsika ny teny. Ao ny mampiasa azy fotsiny ho fitaovana hifaneraseraserana ka rehefa mahazo ny tiana tenenina ny iray dia efa ampy, ao kosa ireo izay tena mandala sy saro-piaro ary mihevitra ny teniny sy ny fanorany ho isan'ny identite-ny (mahaizy azy) ka amin'iny izy mitandrina tokoa satria tsy te ho tsarain'ny hafa amin'ny sorany izy na heveriny fa mitaratra ny ao anatiny ny zavatra/ soratra ampiasainy.
Amiko sarobidy ny teny nahalehibe sy nikoloana anao satria mifono ao anatin'io teny io ny isan'ny maha-ianao anao, ka ny soratra dia endrika isehoan'izany fikaliana ny maha-ianao izany; sady kolontsaina no zavakanto.
25. ari.malala
(
29/05/2009 05:53)
Miombon-kevitra tanteraka @ Soanja aho eto! Ny tena marina ihany koa, raha ny hevitro manokana dia arakaraky ny zavatra soratana no ifankahazoana.
Tess, hihihi indry indray efa tsy mahagaga ahy fa efa "speciale" hatramin'izay ka ;) :-D :-D
Tess, hihihi indry indray efa tsy mahagaga ahy fa efa "speciale" hatramin'izay ka ;) :-D :-D
26. endrika01
(
02/06/2009 11:05)
Ndraindray le tanana mihintsy no malaina hanoratra tsara be ny tiana ho lazaina,dia zara aza misy mba voasoratra ,asa a,mety Fitsitsina fotoana angamba,sa ilay faha-maikan-dava !:D
27. mmmhh
(
04/06/2009 09:09)
ny ahy alou fahazarana fotsiny le izy, e fa reefa manoratra taratasy offisialy tsy maintsy halavaina ihany ka,
reefa mahalaza ny tina tenenina de zay zany e
ohatra :
dia ...de
hoe ...we
ianao...enao
reefa mahalaza ny tina tenenina de zay zany e
ohatra :
dia ...de
hoe ...we
ianao...enao
28. ari.malala
(
04/06/2009 09:29)
mmmhh:
ny ahy alou fahazarana fotsiny le izy, e fa reefa manoratra taratasy offisialy tsy maintsy halavaina ihany ka,
reefa mahalaza ny tina tenenina de zay zany e
ohatra :
dia ...de
hoe ...we
ianao...enao
Ireo anie efa mahazatra e! fa misy tena tsy misy azo ny tiany tenenina matetika! Tsy misy ohatra tonga ao an-tsaiko moa fa misy fotoana tena mila mamerina mamaky in-3 vao tena azo ny tiany ambara, nefa moa ny fotoana vonjivonjena, tsy hanana fotoana hamerenana hamakiana zavatra in 3 lava izao fa vola ihany koa no miala @ connex :-D
29. ni81
(
04/06/2009 09:58)
hoy i ari hoe:
reo ane ef mahztre! f mis tn ts mis az n tin tenen mattk! ts mis otr tong ao antsaik mou f mis ftn tn mil mamern mamk in-3 vo tn az n tin ambar, nf mo n ftn vnjvnjn, ts anan ftn amrnan amkin zvt in3 lav zao f vol ian ko n mial @ conex :-D :-D :-D

30. ari.malala
(
05/06/2009 05:21)
o ry ni a! :-D :-D :-D :-D :-D raha tst zà no nanoratra an'ireo zavatra averin-dry ireo, tena marina raha nisy azoko :-D :-D :-D :-D indrindra lay vnjvnjn :-w :-D :-D :-D
31. fahamarinana
(
05/06/2009 05:31)
:arrow: Ohatrany hoe tara be za fa inona aloha ilay hoe : lay vnjvnjn e ? (l)
33. xxx
(
08/06/2009 14:05)
ari.malala:
Ireo anie efa mahazatra e! fa misy tena tsy misy azo ny tiany tenenina matetika! Tsy misy ohatra tonga ao an-tsaiko moa fa misy fotoana tena mila mamerina mamaky in-3 vao tena azo ny tiany ambara, nefa moa ny fotoana vonjivonjena, tsy hanana fotoana hamerenana hamakiana zavatra in 3 lava izao fa vola ihany koa no miala @ connex :-D
Ny fotoanan'ny mpandefa izany tsy lany fa ny fotoana lanin'ny mpamaky mitombo telo avo heny :-(
34. ni81
(
08/06/2009 14:11)
o ry ni a! raha tst zà no nanoratra an'ireo zavatra averin-dry ireo, tena marina raha nisy azoko indrindra lay vnjvnjnmba mianatra manao sms akia zà ry ari a!
Ohatrany hoe tara be za fa inona aloha ilay hoe : lay vnjvnjn e?angamba tsinainkena dia atahorana sao mandry akia ry faha a! :-D :-D :-D