Lasa nidegany daholo hono ny TGVendrana éééé

1. penguin ( 27/05/2009 06:32)
Mivoraka ny tgvendrana ka hafa ny mety heken'ny solon-tenany mivory ary hafa no resahan'ny aty ivelany. Tsy vitan'ny revy capsat daholo ny rehetra ry tgvendrana a. capsater-ooo indray ny rehetra raha mbola milaza mahay ihany. Tsy mahavaha olana daholo ry olo-manga tgvendrana fa mametraka olana no hainy.
novalian'i andrywui ny 27/05/2009 14:43
2. essera ( 27/05/2009 06:55)
Sao d ts oavotra tson zalah Penguin fa ndao desintoksikena mits alo. Ao RSA to mis spesialista am zany ian a. Na alefa ao Swaziland kely ao fa lasa mi-deroun be iz am le nilaozan'n dadany.
Mba ampio penguin e, ampio reto izy a
3. endrika01 ( 27/05/2009 07:07)
Ny olana misy ve tsy voavaha de ametraka olana indray,tsy vao maika handeha amtany ndray ny loha,de ny tongotra sisa no miandrandra lanitra. :D
4. essera ( 27/05/2009 07:12)
Ka i Pengui ange ry endrika01 io efa mandeha amtany ndray ny loha,de ny tongotra sisa no miandrandra lanitra.
5. Noue ( 27/05/2009 07:30)
ary ialahy ry essera ? :-D :-D :-D tsy mahay acrobatie ??? :-D :-D :-D :-D
6. ravalotgv ( 27/05/2009 07:48)
tena ho feno anjaramasina raha izao no mitohy

sniff
tcroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. essera ( 27/05/2009 08:03)
Ka ny olana ry Noue mba eritrereto hoe handeha hiasa izany ve d hanao acrobatie miala ao atrano mandrapatonga an pésana.
:-D :-D :-D
8. xxx ( 27/05/2009 08:43)
AZA BE RESAKA AMINAY TIM ETO TSONY IANAO PENGUIN FA IANAO AZA NIVADIKA TGV TSY MENATRA AKORY

ZAHAY TIM TSY MILA OLONA MPIVADIB1ADIKA PALITAO
9. andrywui ( 27/05/2009 08:45)
eny hoa ref eto izy mody manao Tim eto nefa io ary TGV be ref eny Ambohitsirohitra eny maka 19 amin'ny ministres n'ny HAT eny
10. essera ( 27/05/2009 08:53)
Tena kôzy ve zany. Aza manao izay hahatezitra an'i Penguin kosa lisany a. Izy ary mamely kely ery ambony ery d mitsoaka.
11. penguin ( 27/05/2009 09:32)
Manao xxx aloha dia mivery andrywui satria tgvendrana. Efa rakatry ny pokona na ny nampiasanao solon'anarana pengui fa tsy penguin aza. Sao heverinao tgvendrana sahala anao aza ny vahoaka Malagasy rehetra ? Tsy mila tgvendrana ny tenanay ary mbola manafy izany satria ny "Train à grande Vitesse" tsisy terena ho misy ato antsaina ka izao izy tgvendrana izao.
12. essera ( 27/05/2009 10:09)
penguin:
Manao xxx aloha dia mivery andrywui satria tgvendrana. Efa rakatry ny pokona na ny nampiasanao solon'anarana pengui fa tsy penguin aza. Sao heverinao tgvendrana sahala anao aza ny vahoaka Malagasy rehetra ? Tsy mila tgvendrana ny tenanay ary mbola manafy izany satria ny "Train à grande Vitesse" tsisy terena ho misy ato antsaina ka izao izy tgvendrana izao.


tena tonga fofona be ity r zalah fa tena asa Noue raha mbola tsy mino ihany hoe tena mila tsaboina kely Penguin.
13. penguin ( 27/05/2009 11:07)
Tsy nianaranao ny fitsaboana penguin fa ny fitsaboana ny tgvendrana sahala anao karakaraina tsara satria mivazavaza koa ny mpamboly LAVANILY fa midinabe ny vidiny satria tsisy mpaka. Ka azo natao resaka sahalan'ny nataon'ny tgvendrana sy capsat amin'ny basy sy tafondro vé ny fampiakarana ny vidiny ? tgvendrana
14. andrywui ( 27/05/2009 13:40)
Penguin , ny vidim-bary nidina be io ndray zao no maha be fialonana be an'i penguin mampitabataba be azy eto io !!

-atao ahoana e ! mikodiadia miakatra eo isika anaka ! ny fo amboary tsara de mahaiza mionona matetika rehefa misy surprise mitranga sao daitra mialohan'ny olona eo enao !!
15. penguin ( 27/05/2009 14:27)
Izay daidra any ampasana fa ilay tsy fahaizana amin'ity hoe vary 2.500fmg ary mandreraka ny mpamboly nifofotra sy nampiasa zezika tsy dinihan'ny tgvendrana.
16. andrywui ( 27/05/2009 14:43)
Efa kobokobon'i penguin ve zao fa hiadana amam-bary ny Malagasy manomboka izao de bebe fialonana an ! sady tsy vary ihany fa efa akaiky de akaiky le PPN !!
de asa na mbola hisy ho tenenina ihany penguin na de mbola hanao oe tgvendrana ihany refa amzay andro zay !! efa manomboka izy io penguin a! na de misy manisy hoditr'akondro aza de tafarina foana e !

lasa izao fa miakara penguin sao voahosin'ny rail eo ampitabatabana eo !! ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478