misy akoho vavy maneno koa e!!!

1. bazylou ( 26/05/2009 21:50)
LALATIANA RAVOLOLOMANANA : RÉCONCILIATION NATIONALE ET GOUVERNEMENT D'UNION
Après 1 mois de son retour d'exil, Lalatiana Ravololomanana milite pour une Réconciliation Nationale et d'un Gouvernement d'Union, propositions qu'elle va défendre au Tranompokonolona Isotry le 30 mai prochain.

Cette femme engagée avait toujours comme priorité le bien du pays durant sa longue pratique politique allant du Monima au MFM avant d’étre Arema et devenir une proche conseillère de Didier Ratsiraka.

Valiny=
SSSSSS!!!!! TANAMPOLO NO NENTNY NODY.Ny INTERET-ny NO NIHAZAKAZAHANY.NEFA MAIMAY HODY.MBOLA MANARATSY HAT.DIKAN'IZANY= MBOLA MITOHY HATRANY nY fANAOVANA TSINONTSINONA NY GASIKELY.
Zay rehetra te- hanitsakitsaka ny zo maha olona ny gasikely zany dia manao daholo?
Tsy hanaiky an'izany tsony ny gasikely manomboka zao.
Zany ry ANDRY sy HAT an!

:-D :-D
2. xxx ( 26/05/2009 21:51)
rakaroka mbola tsy vaky feo sa tsy mbola fohy hehy =)) =)) =))
3. rakaroka ( 26/05/2009 22:03)
Fohy hehy i xxx , omeon-dRabazy akoho izany :-D :-D :-D
4. xxx ( 26/05/2009 22:11)
mbola virja ve rakaroka sa daka loaka oz bazyl,tsy sahiny ny manotany anao de zah masahy
5. ndaty ( 26/05/2009 22:38)
mbola virja ve rakaroka sa daka loaka oz bazyl,tsy sahiny ny manotany anao de zah masahy


et toi petite bite, pkoi tu te caches toujours dans ce masque XXX, sort de là petite bite

ary (aeneno (ajanony) @ izay ny fanompana ampela @ hoe: virja sy tsy virja, ny heviny no discuter-vo, fa tsy virja eh, tsy virja eh..... sssshhh.....
6. xxx ( 26/05/2009 22:47)
misaora an'i xxx elah ndaty fa io no nahavitany an toi t@ mamanelah ha ha ha
raikitra ny baolina
7. milamm ( 26/05/2009 23:10)
mimenomenonaotrany akohovavy tsy manatody elah ry bazil ho lany ny baterry elah atsy ho atsy fa aza taitra
8. essera ( 27/05/2009 06:53)
Merci ndaty fa aza eti-po b fotsn lisany a. Manjary simba le forum tsika. Tezitra eo Rahery d hidiny eo ny trano d aiza ndray no hiresaka.

Ao am TOP MADA VE ?
9. xxx ( 27/05/2009 07:19)
ary tsy levon'ni vavonin'i essera mintsy ny TOPMADA a! fa de naninona lôtra?
10. essera ( 27/05/2009 07:37)
Tsotra kely ry 8.xxx tao aho vao tratran zany hoe censuré nefa tsy miteny ratsy ary tsy nanonona anaran'oul. Vao tsy tim no resakao ao d tena misy manopa reny, anabavy etc... Ary ny tena loza tena loza ao d manentana mihitsy wé andao ho ary am toerana ary fa mila miray hina isika handrava an'izao... (aleo tsy teneniko eto sao d misy tonga d manao eo tokoa).
Mbola hisaorako an'i Hery alou am le fahazoana miteny malalaka na mitovy na tsy mitovy fijery aminy. Mankalaza Rahery a.
11. andrywui ( 27/05/2009 14:54)
Mbola hisaorako an'i Hery alou am le fahazoana miteny malalaka na mitovy na tsy mitovy fijery aminy. Mankalaza Rahery a.


en plus mbola azo pehana ko aza lery rah bebe vinany ! ha ha ha
12. kidoropamba ( 27/05/2009 15:38)
Mety marina ihany ity lazain'ny kalakely Lalatiana ity satria toa efa manomboka leon'ny tsapatsapa vodin'akoho ataon'ny mpitondra ny vahoaka. Any @ reconciliation nationale angamba no tena hitoeran'ny vaha olana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0864