he he he la frantsa io an

41. xxx ( 22/05/2009 22:26)
Ndàna elah mimasta any fa tsy mbola eo andrywui
42. Hinagasy ( 25/05/2009 00:06)
Mahagaga ary mahalasa saina ity fanenjehena lava an'i Ra8 ito fa manampi-maso amin'ny zavatra mamoafady ataon'ny HAT ito.
Amiko tokony efa miova direction ny basy na au moins samy tifirina e! satria samy nanao sy manao ny tsy mety.
Satria tena maharikoriko ny zavatra miseho any gasikara amin'izao, 1000 fois ny zavatra ataon'ny Ra8 no ratsy miseho amin'izao, ary tsy i TGV en personne fotsiny no tompon'andraikitra amin'izany fa i TGV + HAT sy ireo forongony ary ireo manao fanahiniana manakimpy maso amin'izao dictature mamoafady, fisamborana olona etc.. izao.
Tsy misy zavatra afaka manamarina ny famoretana ataony HAT amin'izao na dia ny filazana aza fa izay no any lalana nahomby nanonganana an'i Ra8. Efa lasa izy izao, ka avelao ny olona hanana ny zo-ny, fa ajanony ny fisamborana etsy sy eroa.
Henjeo Ra8 amin'ny ratsy nataony fa aoka tsy atao politika fampandriana adrisa ami'ny zvtra mamoafady sy mampivolana ny biby ataon'ny HAT sy ny forongony izany.
43. xxx ( 25/05/2009 08:52)
Mampihomehy koa ity rakaroka ity , heveriny fa paiso angamba ny frantsay, ataovy lalindalina ny fandalinana fa tsy ny frantsay mihintsy no hanome fahatany zavatra anao ,doniny tapany handoa erany io . Ny an-dRakaroka ireny associations fôpla ireny no fantany dia lazainy fa ouverts ny frantsay

Efa ela mihintsy no nandinihako ny zavatra lazain-drakaroka eto fa tena ohatran'ny nisotro ny ranon'i La Seine mihintsy izy @ izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388