he he he la frantsa io an

21. fijo ( 22/05/2009 21:13)
diso be izany,raha ao afrika atsimo izy no mangataka dia mahazo.rah aao USA koa izy mahazo,ka aza maminany diso
22. fijo ( 22/05/2009 21:14)
izay aloha ,fa tohizo ny dinika e.
23. rakaroka ( 22/05/2009 21:18)
fijo:

diso be izany,raha ao afrika atsimo izy no mangataka dia mahazo.rah aao USA koa izy mahazo,ka aza maminany diso

Dia naninn no dia nisahirana ho any Swatziland ?

24. xxx ( 22/05/2009 21:26)
Concours de circonstance io ry karoka ,nisy fivorian'ny membre ny sadec tany t@ io ,enao anie toa tsy mahazo resaka mintsy e,tsy mandinika fa manao saim-boto fotsiny
25. ndaty ( 22/05/2009 21:29)
Aza manao ndaty elah ry patrick2002 efa kobo ela fa manao resaka mampiady foko fotsiny ary refa rien à foutre elah nde ndàna matory sao mahazo kobay eo


aalao aloha io sarontava io, ra- XXX, tsy hay intsony ny continuité ny le idéee ny toi, i fijo i toi, sa rakoto, sa bazily sa noue, sa ravalomanana

ary taiza aho nampialy foko hitanao teto, mba oento andeso atoy porofo fa ka mavandy,
marina ny an'i rakaroka, matoa tsy nangatake tany USA sy France izy misy risque ao...
be manko ny nanao plainte contre X (fa tsy XXX) tany @ tribunal eoropat@ le afera 07/02/09 iny, donc nanao ratsy matoa mahina

lafrance raty, fa aleo lafrance toy izay chine, ivohasina en france, moxe en france, rabemananjara en france....
26. rakaroka ( 22/05/2009 21:31)
Tsia fa nahar tsara aho , ary Soanja any Etats-Unis 'zao aza no nivolana teto fa tsy tafa tany koa Ra-8 , raha niandrandra ny fiheveran'ny tany! ary tsy ny tany ireny hany no tsy ta hahalala azy, d'accord aho ho an'ireo "mpanaraka azy eto" fa ny vahiny nijery ny gtt nilahatra aza variana satria na teo am fitondrana aza izy dia efa be ny remarque ny aminy , mainka tsy eo :roll: 8O 8O
27. xxx ( 22/05/2009 21:35)
Hoy xxx23


Concours de circonstance io ry karoka ,nisy fivorian'ny membre ny sadec tany t@ io ,enao anie toa tsy mahazo resaka mintsy e,tsy mandinika fa manao saim-boto fotsiny


dakoro zah ary zay tiany fa tsisy an'zany hoe nahoana no sahirana swasiland zany io rakaroka
28. rakaroka ( 22/05/2009 21:39)
"Nuance" ny avoitra tsy izy nankany , fa izy efa nolavin'ny tetsy sy teroa, izany hoe, ny kaontiny tetsy sy teroa no EFA VERY :idea: :idea: :idea:
29. xxx ( 22/05/2009 21:43)
Tsy haiko zany ny fananany any aiza no ahafantaranao an'izany ,zay le miteniteny foana
30. rakaroka ( 22/05/2009 21:47)
Tsy resaka fananana no nivoitra fa resaka tsy te ahalala azy ny firenena hafa ,
io mantsy lé vokatry ny saina "bizna-ny" no mamatotra ny fijerinao!
31. xxx ( 22/05/2009 21:50)
DISO be enao ,izy aza raisin(ireo firenena retara ao afrika reo fa i Andry no be no tsy te halala
32. rakaroka ( 22/05/2009 21:59)
Tsy diso mihitsy aho raha miteny hoe "tsy te ahalala azy ny occidentaux" ary
Afrika anefa , ca fait pas du poids raha hiresaka opinion internationale ianao!
Zara misy hisitrihana! ary tsa mbola hay hay koa!
33. xxx ( 22/05/2009 22:03)
Zay le tsy azonao mintsy misy étape daholo ny zavatra rehetra ,alamino eo @ samy afrika aloha ny zavamisy ,naninona no tsy tonga de amerika no nadehanan'i Andry mba mandiniha fa tena tsy hainao mintsy le politika
34. AndriambyII ( 22/05/2009 22:10)
Hita be izao fa i Rakaroka , Fijo , Ndaty , Soanja dia pro AREMA iringiriny.
Iza no fidianareo halatsaka ho filoha ? Pierrot , Rolland ,sa iza ?
35. xxx ( 22/05/2009 22:11)
IO LESY TOA ADIN'IRETO TGV RETO IO MANAO SAINA BONTOLO BE FOTSINY IO A?TSY MANAO FADINIHANA SY MANARA6BAOVAO FA LAY VAOVAO EFA ROA VOLANA LASA TANY NO MBOLA AO AN-TSAINY
MIVOATRA FOANA NY RESAKA POLITIKA
36. rakaroka ( 22/05/2009 22:12)
Hi!hi!hi! :-D :-D :-D
Ary 'nareo 'zany anie 8O 8O 8O , koa naninn kay t@ fihaonam-be
"Afrikana voalohany" tsa tao any Ra-8 fa nikarataka fifandraisana t@ occidentaux aloha...ary h@ juste alohan'ny nidiran'ny HAT io aza mbola tonga nangataka taty izy dia tsy nahazo, entre-temps koa mbola tonga nangataka taty izy!...
37. AndriambyII ( 22/05/2009 22:13)
Tsy resaka TGV no fahitako azy aloha hatramin' izay fa resaka fanatisme sy appartenance ethnique ! Aza be doika fa mazava be ohatry ny masoandro be lohataona ny fomba firesakareo ireo.
38. xxx ( 22/05/2009 22:19)
Tena manao resabavy le fosafosa ty rakaraoka no fitondrany an'le resaka politika de tsy ao ny lohany fa mbola fialonana an'i Noue sy endrika sy mirana lesy io ry xxx a =)) =)) =))
39. Rajakoo ( 22/05/2009 22:21)
alefaso aty io rakaroka io fa ataonay milay be e,de tsy mialona ntsony :*
40. xxx ( 22/05/2009 22:22)
Raha tsy ampidiranareo akondro de mahazo sa tsy zany rakaroka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082