jereo ao e
22. Ratoa
(
01/06/2009 20:47)
mirosoa saingy tandremo ny atao fa sao mamingana ilay olo-tianao. Mbola vadin'olona izy ka raha misy manarakaraka sy mitsikilokilo, mety hanana olana mafy eo anatrehan'ny fitsarana hoe mijangjanga na dia ekena aza fa efa nanary azy ary manak'olona hafa ny vadiny. Izy mantsy mety mipetraka amin'ny fahamarinana dia tsy manarakaraka sy mitsikilokilo ny vadiny;
Tadidio fa rehefa mifanatrika eny @ ny fitsarana, izy irery no miseho eo. Ary ady mahatsiravina no misy eny matetika. Ka raha miseho eny ianao dia ho compliqué ny raharaha, ary hivadika ny rasa. Izy nilaozana sy nariana indray no manjary fositra.

23. ravonjison
(
03/06/2009 17:05)
Araka ny mahazatra , somary tara foana aho kanefa alefako ihany ilay hevitra.
Rehefa tena hitanao fa revinao izy dia tsy tokony hihanahana ianao ( \"ny valala tsy indroa mandry ambavahady \" ), fa saingy toy izao no demarche ataonao:
1- Anontanio izy raha efa tena tsy mivady tokoa izy sy ny vadiny taloha, efa vita tanteraka ny fiarahan\' izy roa ( izany hoe tsy afaka mionona @ zavatra hitanao sy tsapanao fotsiny ianao fa tsy maintsy mazava tsara dia ny mialoha ny mikasika an\'iny).
Rehefa mazava iny dia miroso @ demarche manaraka ianao
2- Eto @ izay ianao no mamboraka ilay fiatiavanao.
Raha mitovy ny tadin-dokanga, dia miandry fotoana kely ianao mba hirosoanao @ demarche manaraka.
3- Milaza ny fanirianao aminy ianao : tianao mba ho ara-dalána antaratasy ny fisarahany @ vadiny teo aloha ( mazava hoazy fa ny anao koa).
Strategie : tsy tokony hiaraka hipetraka mihitsy ianareo raha tsy efa vita sy tanteraka ny demarche 3 ( izany hoe efa voavaha ny olana mikasika ny ankizy, ny trano sns...).
Mahavita be !

24. kotobekibo
(
03/06/2009 21:00)
Tsory @ lé sipa ny zv-misy :
- raha mety misaraka izy d poin's tsara , vonona ny hiaraka @ élah .
- raha tsy mety misaraka izy d mbola te hanavotra ny tokatranony izany , aleo hilamina . Mitadiava hafa !
mazotoa lesy . :wink: