jereo ao e

1. TWING ( 22/05/2009 07:16)
kaiza kaiza daholo ry zalahy
Mba mizara kely ny bandy fa tena Donany mafy e
Mba misy zavatra angatahiko hevitra avy aminareo ity ry zalahy .
Efa 4 taona lasa za no vita soratra tamina sipa.10 taona izahay no niaraka.(fa nisy fotoana nisarahana ihany aloha teny antenatenany e)
1 ny papozy.vita ny divorce.izy no nanao ny nataony.
@ zao nefa misy sipa reveko.
Vadina bandy akama kanefa mitovy situationa amiko.Ny divorce ny an zareo no tsy vita fa leiry nefa efa tena miaraka @ olona.
Zandrina bandy akamako be mihintsy io sipa io ary ny mama zareo tena mandray ahy toy ny zanaka ao antrano e.
Ny olako zany zao dia ny hamboraka izay fitiavako zay @ ilay sipa.
Raha mandaha izy dia ahoana ny zavatra mety hiseho @ ny ao anytrano?
Raha manaiky izy dia milamina ihany.fa raha misaraka fa tsy maharitra dia ahoana.
Atreto aloha mbola tsy niteny taminy za.
Misy ihany nefa no mahafantatra: ny zokiny , ny zandriny sy namany iray (bandy) izay zanaka an trano ao koa e.
Izy koa mety efa kôpy aloha e (Intuission féminine)
zay fa dia miandry izay kozy eo ny aty e
novalian'i TWING ny 04/06/2009 18:42
2. xxx ( 22/05/2009 10:24)
zah koa mitovy probleme aminao, dia miandry ny valiny izany isika fa zah indray vavy ary ny olana dia nisaromboaly teny @ alitara aho ary nivoady teo anatrehan' Andriamanitra fa ho tia azy mandrakizay nefa tsy izay ilay zava_ misy ankehitriny, fa tia olonkafa aho izy koa toa tiako nefa rainjanako koa fa ilay vaovao tiako be koa dia tsy hitako izay hevitra
3. ikaretsaka ( 22/05/2009 12:43)
alamino daholo aloha ny vorvirsa rehetra @ ara dalana de zay vao mi riska e.... le misy tarazony tsy milay ko
hoe samy tsisy arakaraka tsony hoe ra anona vadin-dranona ara dalana fa dia samy efa milamina...
4. soanja ( 22/05/2009 15:33)
Ny androany ihany no masaka anio. Aza variana mamisavisa olana amin'ny ho avy tsy fantatra any. Atreho ampitoniana sy ampahavitrihana ny androany! Andriamanitra no tompon'ny ampitso!

Veleso ny vy dieny mafana.
5. tywa68 ( 22/05/2009 16:15)
Twing sy xxx > mampatsiahy ahy an'ilay fiteny hoe "ny tsy an-tanana foana no tsiriritina !" :lol: d rhf azo d leo d hiova ... koa rah tsy kilalao ny fitiavana koa !
Aza atao @olona ny tsy tianao hatao aminao d hahita fitoniana enao. :wink:
6. sapele ( 22/05/2009 17:15)
raha tena tinao lay vehivahy de tsy mapaninona ny milaza aminy na de tsy mivantana aza,fa kosa tsy tokony hiaraka aminy enao raha tsy efa vita koa ny divorceany,satri matoa izy mbola miaraka @ vadiny na de fantany fa mapirafy azy aza de mbola tiany foana io vadiny io.be ny vehivavy mahazaka an'zany.ka sao enao sahirana eo fa mangalabadin'olona.
7. TWING ( 23/05/2009 07:58)
8. TWING ( 23/05/2009 08:06)
xxx korazy foana e

tywa68
Mbola vô 1ans et demie ny zanakay dia efa niodina ni découche ramatoa ary za no nitaiza ny zaza dia izy manaraka bandy.izahay nefa tao @ rdr no nipetraka.Tsy nanitsakitsaka azy za, nefa misy par de réspo ihany matoa tsy nety ny couple - nay. tsy milamina amiko lé sipa miodina ary izy no nametraka divorce fa tsy za.( azoko ny garde de l'enfant @ zao).Ka mb hisaino tsara alha ny zavatra tenenina azafady indrindra.

ikaretsaka,sapele,soanja
zay tokoa angamba no mety e.miandry nefa matahotra ihany sao dia miandry vasoka.Izy sy ilay vadiny aloha tsy mifanerasera intsony fa fantatro, ary lery aza tsy mijery ny zanany akory.(na fety na andavana andro)
androso mety ho faty raibe ,hihemotra mety ho faty renibe
9. tywa68 ( 23/05/2009 08:26)
Twing > Azafady raha naha-tezitra anao ny zavatra nosoratako, zay valable ho anao sy ho an'ilay vady nandao, ho antsika rehetra zany e.Tsy niteny aho hoe enao no diso, fa mametraka moralité aho hoe tandremo, fa tsy kilalao ny fitiavana, ary rhf mivady zany d misy engagement fa tsy hoe hivady d hisaraka rhf tsy mety...alohan'ilay mijery any ankafa d tokony efa tsapa fa nisy tsy nety tao, indrindra misy zaza. Tsinjovina ny fifanekena raha tsy hoe natao à la légère koa ny mariazy, d mora ny mi-divorce :lol: Ny zaza na misaraka aza nareo mba mila an'ilay reniny, na d nanondrana aza izy.
Samy manana part de respo marina nareo fa anatra no napetrako, avelao rhf tsy ilaina fa aza misendoatra. bonne "chasse" zany e :lol:
10. Mirananirina ( 24/05/2009 09:18)
fa kosa tsy tokony hiaraka aminy enao raha tsy efa vita koa ny divorceany,satri matoa izy mbola miaraka @ vadiny na de fantany fa mapirafy azy aza de mbola tiany foana io vadiny io.be ny vehivavy mahazaka an'zany.ka sao enao sahirana eo fa mangalabadin'olona.

Ka na te hisaraka aza izy anie dia mitsinjo ny zanany sisa kosa e,fa tsy voatery foana hoe tiany ilay vadiny,matoa izy tsy misaraka,betsaka ny antony:ohatra ,ny trano ikambanana sns.......
11. soanja ( 24/05/2009 23:31)
TWING:


ikaretsaka,sapele,soanja
zay tokoa angamba no mety e.miandry nefa matahotra ihany sao dia miandry vasoka.Izy sy ilay vadiny aloha tsy mifanerasera intsony fa fantatro, ary lery aza tsy mijery ny zanany akory.(na fety na andavana andro)
androso mety ho faty raibe ,hihemotra mety ho faty renibe


Mihetseha, mandrosoa fa aza mihemotra zany. Aza eritreretina io ohabolana nomenao io fa tsy mampandroso.
Izay hitanao fa mety androany atao. Ny olan'ny rahampitso aleo ho an'ny rahampitso. Aza saininy ary aza atao olana satria mbola tsy nitranga. Izay olana androany ihany banjinina. Inona io olana io? Ianao tia azy. Rehafa tia dia aza misalasala aborahy sy resaho izay any anaty. Izay hitanao fa mahasoa androany atao!
Isika raha hamisavisa olana dia tsy ho aiza ho eto ihany. Ny olana androany no fahafahana hitondra amin'ny ampitso. Ny ampitso dia tsy olantsika androany velively.
Tadidioa fa tsy mitovy ny olombelona. Ao ny manam-bitana ao ny tsy dia nahazo loatra saingy izay tsy miady ihany no resy mialoha!
12. TWING ( 25/05/2009 08:27)
soanja
misaotra
13. TWING ( 25/05/2009 08:33)
tywa68
info ihany no omeko
efa ho 2ans izahay no nisaratoerana.tsy tiako izany mipetraka @ rafozana zany sady ny tena bandy.ny sipa tokony manaraka bandy na @ lafiny inona io na inona(@ akapobeny)ohatra oe : fiangonana, fasana, ... fa misy foana koasa aloha marimaritra iraisana e.
Tsy za mihintsy aloha izany ahazaka oe vadiko ao antranoko no TENGENAN ' NY BANDY e.fa misy mahazaka zany fa tsy Twing.
Tsy kilalao tokoa ny fitiavana fa azo kolokoloina anie izy sa diso aho?

fa i tywa68 ve sipa sa bandy e?LOL
tsy tezitra @ zany twing fa makasitraka e


soa lavo ahay hamindra

misaotra ny rehetra
14. tywa68 ( 25/05/2009 16:47)
Twing > f'angah rhf tenenin'i Soanja hoe : Mihetseha, mandrosoa... d hihazakazaka hanontany hoe sipa sa bandy i ranona :D bonne chasse ihany na d zany e :lol:
15. ari.malala ( 27/05/2009 11:31)
tywa, bandy kosa hono sa sipa ko :-D :-D :-D
16. tywa68 ( 28/05/2009 08:27)
ari.malala > bandy tia voninkazo v :-D :-D
17. ari.malala ( 28/05/2009 08:40)
tywa, iza kosa no maita ko :-D :-D :-D misy bandy tia voninkazo koa anie! :-P
18. tywa68 ( 29/05/2009 04:40)
:lol: :lol:
19. ni81 ( 29/05/2009 04:51)
20. ikaretsaka ( 29/05/2009 22:50)
taaaaaa aserhoy ny maha ... an'i tywa lo verifier-na le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1097