Ny tsy hitovizan'ny
1. niryna
(
22/05/2009 04:19)
Andeha, misaora an'i Jehovah**, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.[**Na: misaora an'i Jehovah amin'ny alina] Salamo 134:1
Asain'Atra misaotra Azy aho dia misaotra Azy ary noho ny finoako dia manao izany teny izay nollazainy izany aho.
Fa maninona no manandratra ny tavaNy aho ary misaotra Azy ?
Indraindray izany misy zavatra tsy fantantsika saingy rehefa manaraka ny teninN isika,mino izany dia mety tsy ho azontsika ilay izy saingy manaraka ny teniNy sy ny teny fikasana.issika.
Dia toy izany koa ny resaka hoe Atra Ray ,Atra Zanaka ary Atra izay Fanahy Masina telo izay iray,sarotra ,tsy takatry ny saina ,saingy rehefa nomeNy antsika izany dia mino izany isika
Ny tiako tenenina izany dia ny maha samy hafa ny atao hoe Christianity sy ny science
Ny "science "izany dia tsy manao fanandramana vao mino izany experience atao izany
Ny "Christianity" indray dia tsy maintsy mino aloha na manana finoana dia mahita sy mahatsapa izany finoana izany avy eo.
(l) niryna

novalian'i niryna ny 28/05/2009 04:03
2. ndenn
(
22/05/2009 14:22)
Tsy fantatro raha efa nahita ny principe \'ny scientologie sy ny scientiste i Nyrina , fa ny zavatra tiako hasongadina araka ny fahatsapanao ny herin\' ny Andriamanitra sy ny zanany ary ny fanahy masina dia efa làlana marim- pototra tsy azo hahizingizina @ maha-olombelona izany .
Ny zava- misy ankehitriny @ izao vanim- potoana hiainantsika izao dia ahitana taratra ny fifanoheran\' ny herim- pahalalàna isan- tsokajiny manoloana ny tahotra sy ny tebiteby momba ny fandalovana eto an- tany .
Ny firehan- kevitra scientologiste dia tsy manaiky ( manatsafa ) ny teny masina avy amin\' ny olombelona tahaka ny tenany , fa tokony hanaporofo ny maha- masina ny fiavian\' ny finoany ny olona tsi 11 avy ,( pragmatisme de rigueur) , ary mino fa ; ny haino , ny hafatra , ny lovam- pinoana , ny teny fampitàna ny fahalalàna ,ny fandalàm- pomba fanao avy @ ray sy reny nahary ,ny fiaraha- monina , ny firenena , sy ny sisa , dia azo atao tokoa ny mahalala izany @ alalan\' ny sciences concretes ( psychologie , psychosomologie , psychismologie ,.., mathologie , physiologie , chimiologie ,histologie ,...) bref magie magie ;fa ny indro kely ihany anefa dia ny antony fisian\' ireo sciences vokatry ny harin- tsain- draolombelona , ka nahatakarany ny anton- javatra @ fisian\' izao ntontolo izao .
:idea:

3. niryna
(
28/05/2009 04:03)
ndenn:
Tsy fantatro raha efa nahita ny principe \'ny scientologie sy ny scientiste i Nyrina , fa ny zavatra tiako hasongadina araka ny fahatsapanao ny herin\' ny Andriamanitra sy ny zanany ary ny fanahy masina dia efa làlana marim- pototra tsy azo hahizingizina @ maha-olombelona izany .
fa ahoana ny an'ny scientologie ?
fa maninona ny olona no matahotra sy mitebiteby ?

[/quote]