50 taona
21. bazylou
(
21/05/2009 14:04)
raha tsy hipotra amizao aloha dia aza manatena tsony e!! :-P :-P
22. xxx
(
21/05/2009 14:06)
io ndray le resaka bazily,tsy mahagaga elah raha lazain'i kidoro tsy mety tonga saina raha tsy 8volana aty aoriana
23. fijo
(
21/05/2009 20:25)
isika anie mitady olon avaovao lava,nefa koa izay vaovao tonga eo manahirana e,na izany aza aloha eto dia miray saina amin'i bazy aho,aleo mba hialasasatra amin'izay ireo goaika antitra rehetra ireo
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0067