mahaiza misafidy
1. JOSIAH
(
20/05/2009 20:20)
Eny ary araho tsara an tantara manko izy ty.I Adama dia mipetraka any avaratra i Eva mipetraka any Atsimo izy reo de mpifankatia saingy mifanalavitra toerana ka rhf harivariva @4iny de mamangy any adama foana i Eva tetezana tokana zay ihany no lalana makany @Adama ary misy voay ao ambany ao.Ndray andro nefa nisy rivodoza ka nirodana ilay tetezana nalahelo mafy i Eva fa tsy afaka mamangy any Adama intsony nitady hevitra nefa izy ka nahita any Noa izay lehilahy any tokana manana lakana eo @tanana niangavy @Noa i Eva mba hitondra azy any @adama nilaza i Noa fa raha manaiky manao firaisana aranofo aminy de ateriny .Tsy namaly avy hatrany i Eva fa nanontany andreniny aloha nilaza tsotra ny reniny anao anaka ny safidy fa lehibe ianao.Farany nanaiky ny hanao firaisana @Noa i Eva de nateriny tany @Adama izy ,notantarain`i Eva any Adama avokoa ny zvt rht ka tezitra izy de nisaraka t@Eva .Nalahelo mafy i Eva ka mila hamoifoy hitan`I Davida izany ka gaga izy de notantarainy Eva an`i Davida ny zvt rht tezitra t@Adama Davida ka namono azy tsy maty an fa niady fotsiny ary novadiany Davida i Eva.FANONTANIANA ALAHARO ZAY OLONA HITANAO FA DISO INDRINDRA.Ohatra;Adama,Eva,reniny,davida Noa de fa maninona no ataonao 1io olona io ary farany io olona io lava fa mahafinaritra ka mazotoa :P
novalian'i artefy ny 03/06/2009 08:15
2. Koditra
(
24/05/2009 10:06)
Tsy haiko ny tohiny ry Josiah fa ny tena itako tena be vinany tao aloha dé lé rivodoza eh! :)
4. artefy
(
25/05/2009 09:34)
eva-reniny-noa-davida-adama
eva no diso satria tsy tokony hanaiky ilay fangatahan'i noa izy fa nitady hevitra hafa, na raha toa nanaiky an'i noa ihany izy dia tsy tokony nolazainy an'i adama izany, ny marina rehetra ange tsy filaza e...sady toa sipa be resaka koa izy izany fa naninona koa raha tsy be resaka tany amin'i davida... :lol:
adama tsy manana fahadisoana amiko satria famadihana olontiana tsotra izao tsy misy adihevitra io nataon'i eva io ka tsy azo ivalozana mihitsy...
ny hevitr'i josiah indray aloha e

5. Belle
(
25/05/2009 12:16)
Renin'i Eva, Eva, Noa, Davida arak'izao:
1. Renin'i Eva: tokony tonga izy dia nilaza tamin'i Eva tsy hiditra amin'ny hevitr'i Noa, izany hoe nananatra sy nisakana azy.
2. Eva: mora azon'ny fakam-panahy na dia hoe hahitany an'i Adama aza ny vokany avy eo.
3. Noa: nanararaotra an'i Eva.
4. Eva: nilaza tamin'i Adama ny zava-nisy sy tamin'i Davida koa avy teo.
5. Davida: inona no tokony ho nahatezitra azy tamin'i Adama? ka nilany ady taminy.

8. JOSIAH
(
26/05/2009 19:05)
Ny hevitro ve.Za koa tsy manome tsiny an`i Adama satria namadika azy tsotra izao anie i Eva e ,reniny koa diso satria tsy mba manoro hevitra anjanany ve nefa mba reny.Ka zao rh tojo toe-javatra sarotra tahakio nareo mahaiza manapakevitra tsara , :/
9. Koditra
(
26/05/2009 22:43)
1- ilay rivodoza oà no diso indrindra, raha tsy nisy io dia tsy nitranga daholo ny olana rehetra.
2- ilay tetezana koa no diso manaraka satria na nisy aza ilay rivodoza ka tsy nanaiky ho tapaka izy dia tsy nitranga koa ny olana.
3- ilay lakana no diso manaraka satria na teo aza ny fahatapahan'ny tetezana, raha tsy nanana io lakana io Noa dia tsy afaka nanao santazy an'Eva.
Mety ve io ry Josiah ?
Ndraso fa omeko etsy ambany indray ny version olona.

10. Koditra
(
26/05/2009 22:45)
1- Noa no diso voalohany satria tokony ho zavatra hafa ny takalo nalainy, ohatra hoe mangahazo na vomanga na mofodipaina fa tsy ny mofon’ny Adama.
2- Adama no diso faharoa satri tokony ho lery no nitady vahaolana fa tsy Eva, mba inona tokoa re ny takalo nalain’i Noa raha Adama no niangavy azy ho eny @Eva e? Mino a kalou fa tsy pelaka Noa.
3- Eva no diso fahaefatra, raha tsy nanaiky an’Noa izy dia tsy maintsy nidemerda foana Adama.
4- dia tsy haiko tsony ny tohiny

11. xxx
(
26/05/2009 23:52)
Aza mitsara mba tsy ho tsaraina
Fa na @blagy aza dia izay Eva foana no fototry ny fahotana!! Na Longoria na Mendes na Green
Fa na @blagy aza dia izay Eva foana no fototry ny fahotana!! Na Longoria na Mendes na Green
14. Koditra
(
01/06/2009 06:55)
Xxx : Adinonao fa ato @ Hatsikana sy lalao no misy antsika, resaka mba natao imehezana sy hampitsiky fotsiny satria efa fantatra fa tsy marina io tantara io, fantatra fa tsy manana reny Eva. Azonao no tiko tenenina e!
Artefy : Fanainiako nodinganina mihitsy ilay fahatelo fa mbola arakao foana. :lol:
Tsy tao anaty lisitra nomen’ny Josiah tsinona ilay olona diso fahatelo dia tsy nolazaiko nefa efa mipetraka ihany ny kestion dia aleo omeko ihany : Ny mpiasan’ny orinasa COLAS no diso fahatelo, raha mba tonga nanamboatra ilay tetezana tapaka rizalahy dia tsy nitonantonana tany @ Noa i Eva. :-D

15. endrika01
(
02/06/2009 08:12)
Koditra =)) tokony mba i koditra no niangaviny e,tonga de voahatitra tsara tsisy maratra teo apelan-tanan i Adama i Eva,hi hi=))=))=))=))=))
16. artefy
(
03/06/2009 08:15)
endrika01: ny olana ange de tsy manana lakana i koditra e! de tsy mpiasan'ny colas ihany koa :-D :-D :-D fa raha zah izy de josiah no niangaviana hanodina ny tantara nosoratany de am zay tsy nisy nahafantatra hoe nisy zavatra hafahafa nataon'i noa tao de tsy nisy diso mihitsy sady tsy kopy koa adama sa ahoana?