Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana
1. penguin
(
20/05/2009 14:43)
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana. Tsy sahy manala ny STAFF taloha. Tsy mahatana vidin'entana tsy hisondrotr. Hanjakan'ny asan-dahalo. Variana miodikodina @ mpandala ny ara-dàlana dia tsy mahita ny namany misadoka mangalatra etsy sy aroa ny mpitandro filaminana. Asam-boto ka tai-drameva no hantenaina. =)) =)) =))
novalian'i essera ny 02/06/2009 06:34
2. karavasy
(
20/05/2009 14:44)
Nihinana ny tsy fihinany tany zany ve ? Tain-drameva hahahaha =)) =)) =))
5. andrywui
(
20/05/2009 16:12)
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana. Tsy sahy manala ny STAFF taloha. Tsy mahatana vidin'entana tsy hisondrotr. Hanjakan'ny asan-dahalo. Variana miodikodina @ mpandala ny ara-dàlana dia tsy mahita ny namany misadoka mangalatra etsy sy aroa ny mpitandro filaminana. Asam-boto ka tai-drameva no hantenaina.
--nitsiky nahita taindrameva ????
fa elah ry penguin mbola hitsiky rehefa ampisotrina pp sy kk ao soanierana ao fa ataovy ihany io mtenten foana nlah io !!!
ny mpiaro ny aradalana fopla dia tsy maintsy sakanana sy tifirina rehefa miohatra ny fefy sy tsy azo tenenina lava oe tsy ivoriana eo !! mialà teo !! nefa mbola be kiry ihany !! ha ha ha !! de alefa fotsiny sarla de rava ny TIM manao famoriambahoaka tsy nahazoana alalana
6. Noue
(
20/05/2009 17:00)
andrywui:hay kosa ? mampatsiaro ahy an'ny zavatra nitranga teny @ zone rouge izy zany kooo
ny mpiaro ny aradalana fopla dia tsy maintsy sakanana sy tifirina rehefa miohatra ny fefy sy tsy azo tenenina lava oe tsy ivoriana eo !! mialà teo !! nefa mbola be kiry ihany !! ha ha ha !! de alefa fotsiny sarla de rava ny TIM manao famoriambahoaka tsy nahazoana alalana
7. KALACK
(
20/05/2009 17:05)
iééé marina ny an'i noue zay ka !! zahay angah moa mandà ee! niditra zone rouge sy tsy nahazo alalana ny tgv de voaifitra teny atsorohitra ! marina zany Noue ! fa rahja mbola misy mivorivory eo Amboje eo farany kosa na mandende eo analakely 13mei eo de goaka be nareo ry Tim a! zay no baikon'i sarla kely !! ha ha ha ha
8. rajorina
(
20/05/2009 17:37)
Aza atao resaka otrin'zany le izy ry zareo an! na 100 na 2000 ny olona tonga eo migervy de vahoaka daholo reny, ka tsy misy fanazavana mihintsy hoe zone rouge na tsy nahazo autorisation teny Amboja de hoe afaka mampiasa hery, vahoaka daholo reny na manana heritreritra hafa na tsy, fa lalaoviny ny mpanao politika fotsiny. Ajaran'ny tsirairay avy ny miheritreritra tsara satria tena tafiditra ampivony ny vahoaka malagasy kely @zao. Tsika efa niroboka nifampirara t@ny ny any ivelany, tsy afaka mihembotra intsony, ny hamerenana an'Dago hilamina no mba tsara karohina, ra hisara-bazana eto sika de himehezan'ny olona fotsiny.
9. fijo
(
20/05/2009 19:42)
ary naninona tsar aindray i rinah???tao paris tao e,tsss efa hita fa halan'ny olona ,ka mbola misisika ihany.izany ka tena hoe tsy misaina
10. xxx
(
20/05/2009 22:21)
andrywui:
fa elah ry penguin mbola hitsiky rehefa ampisotrina pp sy kk ao soanierana ao fa ataovy ihany io mtenten foana nlah io !!!
ny mpiaro ny aradalana fopla dia tsy maintsy sakanana sy tifirina rehefa miohatra ny fefy sy tsy azo tenenina lava oe tsy ivoriana eo !! mialà teo !! nefa mbola be kiry ihany !! ha ha ha !! de alefa fotsiny sarla de rava ny TIM manao famoriambahoaka tsy nahazoana alalana
toa natao mba misy saina le Andriwui kay tena pôkaty be , karandoha fotsiny fa tsy hita ze servel ao . zany ve ny firesany hihihi
11. essera
(
02/06/2009 06:34)
Hita mits Penguin wé tena ao am catégorie an'ilay very fihinanana tao am Dada. Ndana raha te hijery az ao am youtube ao fa ny mapmé mantsy efa nolazaiko teto d manao fanahin-jazakely ny tim, isana seza tsy tia, tsy omena mikafara. Ka asa na aiza ho aiza amin'io Penguin.
Korazy a !!!
Korazy a !!!
