MASO MAY NY MENAKA !

21. Koditra ( 26/05/2009 22:51)
Ni81 : ka 5 be zao nge ny isan'lay akotry eh! Zany ve tsy ho elabe ny traitement?

Endrika01 : matetika ny mpanotra na mpanao ody may na ny mpanao ody biby ireny no mampiasa rora. Rehefa te-hositrana malaky dia maintsy mikipy sy miaritra ivy eh!
22. endrika01 ( 27/05/2009 03:34)
Ka raha io maso may ny menaka io kou zany rorany de sitrana,hay mou efa voalazany iVaotonga fa zah ty kou mi rmn,hi hi,de hono ho aho ry Koditra,azo alefa aty ve le rora ?Ampitondrana olona ohatra de avy eo le marary ndray ny mametraka aniny eo aminy faritra may?Sa le face a face iany, :D
23. ni81 ( 27/05/2009 05:41)
Ni81 : ka 5 be zao nge ny isan'lay akotry eh! Zany ve tsy ho elabe ny traitement?
dia efa ento ny bagage mifindra vetivety aty klou e! :-D :-D
24. endrika01 ( 29/05/2009 17:27)
ni81>mahita ho lazaina mintsy raha i Koditra io, :-D
25. endrika01 ( 29/05/2009 17:29)
ni81>mahita ho lazaina mintsy raha i Koditra io, :-D
26. ni81 ( 29/05/2009 17:47)
ni81>mahita ho lazaina mintsy raha i Koditra io,
aleo ho avy eo fa vao maika ho torahako akotry e :-D :-D :-D
27. endrika01 ( 31/05/2009 06:32)
ni81:

aleo ho avy eo fa vao maika ho torahako akotry e :-D :-D :-D


to tsy sahy akory fa be resaka fotsiny izy e,angamba zay efa marikoditra be vao ozizy ni81 we,tongava aty! =))
28. Koditra ( 01/06/2009 17:51)
Tssss. anaovan'izy 2 vavy angaredona ndray za klé!

Ni a! ka hatrany @ hatoko, lamosina, tratra , kibo rehetra any nge ka feno akotry aby eh! Posiible ve ny hanasitrananao an'zany? Aza mati-kena maso fa raha tsy vita dia anantona dokotera za an!
29. endrika01 ( 02/06/2009 11:12)
Aiza ary ni81 zay =))=))=))=))=))=))
30. ni81 ( 03/06/2009 11:11)
Aiza ary ni81 zay
Zao zà vao tonga fa nisy pb kely e! Fa ahoana hono?
Ni a! ka hatrany @ hatoko, lamosina, tratra , kibo rehetra any nge ka feno akotry aby eh! Posiible ve ny hanasitrananao an'zany? Aza mati-kena maso fa raha tsy vita dia anantona dokotera za an!
Ianao ry koditra toa ohatran'ny hanome raharaha ho ahy ka! Mihitatra be ihany izy izany marina moa! Dia rehefa tena hihaona dia hisy inona indray koa? :-D :{ :{ :-D
31. ravonjison ( 03/06/2009 13:41)
endrika01:

Coucou doly njay o ! Misy namako ry zareo,nipitihany menaka mamay ny masony,tsy le hodi-maso fa ny vomasony mintsy,nanendy doughnuts izy de izy variana nandrotsaka azy iny no nipitika ny menaka.Tsy nanisy fanafody izy,fa noheveriny fa ny hodi-maso no voa dia nosasany taminy rano mangatsiaka.Efa ho 7 andro taty aoriana anefa vao tsikariny raha sendra nijery fitaratra izy,fa misy lalan-dra mena maromaro mitsivalana mifandray amle boribory maintimainty eo ampovoany masony,de tsikariny koa fa teo akaikinio faritra io,dia misy zavatra fotsifotsy somary miavotra kely hoariny aminy haavony vomasony,de za mou niteny azy we aza kitikitihana fa sao potsika eo ! Tsy hay na nana,na le may de nivonto le nofo-maso! Efa nasaiko nampiasa anle goute fanadiovana maso izy aloha mandram-pandehany any aminy mpitsabo (Physiomer ny anaranle goute,rano steriliser,eau de mer naturelle isotonique le izy) ny fanontaniana zany de we,inona no tokony atao,raha tojo ny cas hoatranio?Ndrindra fa lavitry ny tobim-pahasalamana?Mcei an :-*



Araka ny filazanao dia mety efa manify ny " cornée" ka mivoatra..
Ny menaka mamay mantsy mahatonga inflamation, ary ireo lalandra mena hiatao dia reaction inflamatoire- ny ilay cornée rehefa tsy notsaboina t@ fotoana nahamay azy. Raha mitoy io iflamaton io dia misy holatra somary miforona eo , noho izany mety ho jamba ilay ranamana raha lehibe ilay holatra.
Noho izany tsy maintsy manantona mpitsabo izy , satria ny vahaolana dia izao : 1- collyre anti-infamatoire ( raha tsy mbola lehibe ilay reaction)
2- mety ho kikisana na esorina dia zairina ilay toerana may .
@ izao fotoana izao dia efa misy vahaolana be dia be ireny olana eo @ maso ireny.

Mazotoa e
32. endrika01 ( 03/06/2009 17:41)
Ravonjison>mitovy aminio voalazanao io le tranga,fa tsy haiko raha efa lasa any amin-dradoko ry zareo. Dadany kou zany we kikisana mou izy teo de avy eo zairina,kay,tandremo tsara iany ry zareo ny maso!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785