Fampihavanana, hoy Monsenera Felix RAMANANARIVO

1. rabaradaka ( 20/05/2009 10:51)
Olona akaiky an'-dRavalomanana no nahafantarako an'ny dadatoa Felix RAMANANARIVO evekan'Antsirabe. Izy izao no mitarika ilay hevitra hoe fampihavanana sy fifamelana. Tsara ny heviny ary manaiky ry Raharinaivo, Pierrot Rajaonarivelo, Zafy Albert , Andry TGV sy ny rehetra. Mety ho io no vahaolan'ny crise politique ankehitriny. Tsy ho ela ny fihaonan'ny rehetra tarihin'io mpitondra fivavahana io. Hay misy katolika hendry ihany eto ry zareo
novalian'i piozila ny 23/05/2009 05:42
2. xxx ( 20/05/2009 10:57)
Tsy lany manam-pahaizana ny firenena rabaradaka , fa mba ampio misimisy kely raha azonao atao ny momba an'i rangahy Ramanarivo Felix io ! Vao voalohany mantsy no naharenesana izany anarana izany !! :oops:
3. Mirananirina ( 20/05/2009 11:40)
Hay misy katolika hendry ihany eto ry zareo

manonina moa no hoe Katolika e?????????????????????????? :x :x :x
Ny filoha mpirenena eratany rehetra anie ka Katolika daholo ny akabeazany e,akoatra ny pays musulman
4. xxx ( 20/05/2009 12:24)
Ilaina daholo ny rehetra mba hitadiavana marimaritra iraisana kah
5. ndaty ( 20/05/2009 12:47)
Tsy lany manam-pahaizana ny firenena rabaradaka , fa mba ampio misimisy kely raha azonao atao ny momba an'i rangahy Ramanarivo Felix io ! Vao voalohany mantsy no naharenesana izany anarana izany !!


ZANY FAMPIHAVANANA sy FIFAMELANA izany I zafy no niteny izany voalohany.

C'est lui le père de cette idée. Mais c'est par ce que ZAFY donc, on a dit non. Probleme -na contenant ny antsika fa tsy mba jerena ny contenu

Or ZAFY est un sage. certains disent que c'est un vendrana.

Indrisy ny tsy vendrana toa an-dry Ratsiraka, Ravalo, TGV, Ndefo, dia manilika sy managadra ny tsy mitovy hevitra aminy

Tiavo hatrany ary ny tsy vendrana ry vahoaka, !!!!


Raha niheno azy i Ravalo sy ny vahoaka nous ne sommes pas là. quel temps perdu et gâchis.



indrisy
6. ndenn ( 20/05/2009 12:53)
Matetika mantsy ny olona manao intermediaire ohatr' ireny dia manana poids de consciences indraindray , ary mety ho responsables aza @ izay olana ho vahana raha izy no mahita ny alaolana , dia indraindray koa dia karazan' ny rachat de conscience ny acte tiany ho tanterahina . Raha niteny rabaradaka teo hoe efa nanaiky izany fanelanelanana izany koa io rangahy io dia , misy antony ao ,hitsikitsika tsy mandihindihy foana fa ao raha . Jereo i Odon razanalolona . :oops: :oops:
7. xxx ( 20/05/2009 13:20)
Hoy ndenn


niteny rabaradaka teo hoe efa nanaiky izany fanelanelanana izany koa io rangahy io dia , misy antony ao ,hitsikitsika tsy mandihindihy foana fa ao raha . Jereo i Odon razanalolona

fa na izany aza tsy maintsy ilaina ny marimaritra
8. 08051972 ( 20/05/2009 13:52)
ndaty:

Tsy lany manam-pahaizana ny firenena rabaradaka , fa mba ampio misimisy kely raha azonao atao ny momba an'i rangahy Ramanarivo Felix io ! Vao voalohany mantsy no naharenesana izany anarana izany !!


ZANY FAMPIHAVANANA sy FIFAMELANA izany I zafy no niteny izany voalohany.

C'est lui le père de cette idée. Mais c'est par ce que ZAFY donc, on a dit non. Probleme -na contenant ny antsika fa tsy mba jerena ny contenu

Or ZAFY est un sage. certains disent que c'est un vendrana.

Indrisy ny tsy vendrana toa an-dry Ratsiraka, Ravalo, TGV, Ndefo, dia manilika sy managadra ny tsy mitovy hevitra aminy

Tiavo hatrany ary ny tsy vendrana ry vahoaka, !!!!


Raha niheno azy i Ravalo sy ny vahoaka nous ne sommes pas là. quel temps perdu et gâchis.



indrisy



:cry: :cry: :cry: Indrisy !!! na d'efa ato naatin'ny lalin'ary ve ny firenentsika de mbola any @ zany karazana izany no resahina? K'efa oe MALAGASY isika ! Jereo anie ny karampanondonao raha misy soratr'ao hoe Andrina na hova na andevo na tanindrana e! Tsotra sy mazava ny soratr'ao hoe : zompirenena : MALAGASY. ;-) ;-) ;-)
9. xxx ( 20/05/2009 14:07)
Tsy mahaovoka ntsony le tgv dia mandrakitra adim-poko sisa
10. fijo ( 20/05/2009 19:53)
efa mahazatra amin'ny tgv izany,ka aleo izy hanao.
ao mada aloha tsy misy hevitra hafa tsy io firesahana io ihany.
11. piozila ( 23/05/2009 05:42)
rabaradaka:

Olona akaiky an'-dRavalomanana no nahafantarako an'ny dadatoa Felix RAMANANARIVO evekan'Antsirabe. Izy izao no mitarika ilay hevitra hoe fampihavanana sy fifamelana. Tsara ny heviny ary manaiky ry Raharinaivo, Pierrot Rajaonarivelo, Zafy Albert , Andry TGV sy ny rehetra. Mety ho io no vahaolan'ny crise politique ankehitriny. Tsy ho ela ny fihaonan'ny rehetra tarihin'io mpitondra fivavahana io. Hay misy katolika hendry ihany eto ry zareo



Izany ve de hahagaga e! I Felix anie no evekan'Antsirabe e! ary i Andry RAJOELINA sy ny ekipany tsy mahatafavoaka baolina mihitsy ao Vakinankartra fa aleony nogadraina daholo ny deputé sy senatera. Ceci explique cela.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4418