Tsy nahomby indray ny HAT
21. Noue
(
19/05/2009 17:51)
ka ilay izy anie ry Oay tsy question oe i Khadafi fotsiny ee ! tsisy firenena manaiky, ary rehefa tsisy manaiky ny firenena rehetra dia inona no atao?? moa ve io no tena atao oe vaha-olana @ zao kirizy zao?? Rehefa tsisy ny moyen, indrindra ny ara-bola dia ihitsoka eo daholo ny zavatra rehetra kooo
22. ravalotgv
(
19/05/2009 19:21)
saika hamidin i tgv koa le avion i kadafy le aza aaaa hanaovana hopitaly hono fa akatona ny hopitaly militera sy befelatanana fa matahotra felaka be lery fa be felatanana ny vahoaka vitsy an isa
sniff
tcroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sniff
tcroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. andrywui
(
19/05/2009 20:25)
hoy i Oay
efa fanaonareo TIM io mivarobarotra zavatra na mipeka zavapanjakana io kanefa zany de tsy maninnn ony fa azonareo atao aloh zan ny mivarotra ze ordi mbola tsaratsara ao rah mbola tsy nahazo S nareo fa nareo aza mba petsa any kou !!
faharoa : mahafinariatra rehefa mbola tsy nivadika tamlé faminanaiana ianao ndrematoa !! rahapitso ny 18jours !! ha ha ha
Momba ireo any ivelany indray d AZONAREO AMIDY ALOHA NY FANAKA ao anatin'ny ambasady ao raha sanatria ka TAPAKA TSY NAMANA ianareo!
efa fanaonareo TIM io mivarobarotra zavatra na mipeka zavapanjakana io kanefa zany de tsy maninnn ony fa azonareo atao aloh zan ny mivarotra ze ordi mbola tsaratsara ao rah mbola tsy nahazo S nareo fa nareo aza mba petsa any kou !!
faharoa : mahafinariatra rehefa mbola tsy nivadika tamlé faminanaiana ianao ndrematoa !! rahapitso ny 18jours !! ha ha ha
24. patrick2002
(
19/05/2009 21:47)
hery:
Tsy fahombiazana hafa koa no hita tamin'ny HAT fa tsy nisy nanaiky ny baiko ny ireo ambassadeurs gasy nesoriny teo amin'ny toerany. Vao nahazo toerana mantsy ry zalahy dia hoe esorina daholo ny ambassadeurs tany Pretoria, tany Frantsa, tany New York sns... tany Afrique du Sud moa dia nitontonan'ny CAPSAT mihitsy http://concerned-mada.weebly.com/ fa tsy nanaiky mihitsy izy. Saika hoe hametrahana ireo izay mbola tsy nahazo toerana angamba.
Amin'izao anefa dia nolazaina handray ny asany daholo indray ireo ambasadaoro malagasy ireo :-) Na ny marimarina kokoa avela hanohy ny asany fa tsy tafala teo @ toerany.
Inona no antony hoy ianao?
- Tsy ampy ny saosy hampodiana ny mpiasa rehetra sy hametrahana ny vaovao
- Tsy manaiky ny firenena mampiantrano satria tsy fitondrana ankatoavina iraisam-pirenena ny HAT
Dia mbola haharitra ihany ve?
ka tadiavinareo anao ohatry ny dadanareo ve izy io eh! tsy maintsy hankato azy daholo ny malagasy rehetra .
Tananarivien 64 % no nifidy an`i Andry t@ 2007 nefa dia ny budget ny commune Antananarivo rehetra no tsy navoaky ny ravalo Mugabe ,fa handoavana trosa tsy voaloha efa t@ AKFM fony Rakotovao Andriatiana ben`ny tanana ,
Pety Rakotoniaina no mifamaly aminy dia najanona daholo ny projet de financement an`i Fianarantsoa.
Tena manao lohana mpivaro-dronono ,nisy dinika teto manao hoe ,Andrina sa Andevo sa hova Ravalo .
valiny tsy haiko fa izany foto-pisainany Ravalo izany ilay foto-pisainana Andevo nahazo fahefana mihintsy .
25. xxx
(
19/05/2009 23:49)
Hoy Hery
Marina mintsy io ,ary efa nanala ny directeur tao foyer Gobelin (Fitombian'ny mpianatra Malagasy) an-keriny koa ry zareo reo fa niala maina fa namen'ny Frantsay hoe tsy fantatray zany TGV nareo zany fa contre façon
- Tsy ampy ny saosy hampodiana ny mpiasa rehetra sy hametrahana ny vaovaoT
- Tsy manaiky ny firenena mampiantrano satria tsy fitondrana ankatoavina iraisam-pirenena ny HA
Marina mintsy io ,ary efa nanala ny directeur tao foyer Gobelin (Fitombian'ny mpianatra Malagasy) an-keriny koa ry zareo reo fa niala maina fa namen'ny Frantsay hoe tsy fantatray zany TGV nareo zany fa contre façon
26. xxx
(
20/05/2009 07:04)
ra mba tena tia ny malagasy ra 8 dia mba manaja ny tenany , hainy mihitsy ty mandainga ty an, milaza fa mamela ahy raha nisy zavatra tsy nety nataoko nefa zao izy tsy mba mahay manaja ny tenanay akory , dia inona zao ny tombotsoany @ zao fanakoronatana ny tanana zao ? raha tsy diso ny tim ihany no niantso ny UA sy ny UE nefa zaondray dia milaza fa tsy mila mpanelanelan vahiny zany fa samy gasy dia lasa , dia lay hoe khadffi sao mba itsy nahita vao2 aza i Hery sy ny tariny fa dia navoaka t@ vao2 tsara hoe tsy misy tokony hilana ny fiverenan\'i ra 8 au pouvoir tsony satria mazava be ny fomba nialany teo , izy no mamely tsaho any ivelany ka nony tonga ny preuve ny hat dia zay vao samy gaga satria zavatra lainga ny naparitaka tany ivelany dia mbola ireny olona ireny ihany ve no mbola andraindraina hitondra ? ny hoe tsy mandeha ny asa eto mada , logique be zany satria nopotehiny tanteraka ny economie teto mada , dia izany ve no atao hoe olona tia ny tanindrazany ? tsy haiko aloha @ tim hoe inona ny fitiavan-tanindrazana e? mampalahelo tokoa ny mahazo ireo mpiasa\'ny tiko nefa inona ny antony efa mba nomena solution ihany saingy dia tsy mety andoha ny haba sy hetra dia tsy mahazo miasa ny mpiasa dia mba fisainana inona loatra zany fa lay izy oh voan\'ny maso be tsy mahita daholo ny tim ka na dia efa fantatra fa tsy mety dia atao hoe mety foana dia ahoana ndray no hilazan\'ny manara dihy ny tim ireny famindrana taolambato ny mpanjaka ireny dia mbola mety ihany ve reny sa hodiana fanina ndray ? dia ny tsy azoko @ mpiasa ny tiko maninona no manaika atao izao rehetra izao ? zo nareo ny mitaky ny tombotsoanareo ka maninona no manaiky anaovana chantage tsotra zao ?tsy noho ianareo no mahatonga izany fa ny fitiavantena n\'i ra 8 irery ihany zany , iza aza mipetraka any @ suite lafo be any ivelany fa ny vahoaka no ampiadiana eo , dia mba mieritrereta ihany fa aza dia variana loatra , afaka mandeha tsara mintsy ny hat fa matahotra ny pro ra 8 sao lasa lavitra dia atao daholo ny blocage rehetra , ny vahoaka madinika no mijaly fa ny mpitarika anie ka mahazo ny karamana foana e? ho anareo any ampita tsy mahafantatra ny vao2 marina eto mada ,ka tsy tokony be vava any fotsiny , mba modia kely dia ho hita eo hoe mahavita azy ve sa tsia ?
27. reeves
(
20/05/2009 09:07)
Normal anie raha tsy mahomby ty HAT satria tsy nanana programa ankoatran`ny Coup d`Etat e izany hoe ny manimba zavatra ! Solution de facilité daholo ny azy ny zavatra rehetra ary mahay manimba fa tsy mahay manangana , izay no filozofian`ity HAT ity I TGV no tena mahazo tombony indrindra satria vitany ny mission-ny , vitany ny vengeance-ny , ary azo inoana fa efa voaloan`ny Frantsay en Milliard d`Euro any @ compte-ny any amin`ny Banky Soisa any ka tsy misy iraharahiany izay ekonomia malagasy mandohalika na izay fiainan`ny Malagasy mitotongana intsony . Izy rahateo anie toa Frantsay fa tsy gasy e ! Ny zavatra tena tsapako dia izao , nolazaina foana fa mpangalatra Ra8 kanefa izaho mahita fa nanao Création d`Emploi firy ho an`ny Gasy mitovy aminy izy teto ary izany dia nanabe voha ny ekonomia teto an-toerana , ary manerana ny Faritany fa tsy hoe ho an`Antananarivo ihany kanefa azony natao tsara ny nampiasa vola any ivelany ! Mba nahavita ohatr`izany ve ny TGV ? ny AREMA izay tompon`antoka amin`izao Coup d`Etat izao sy fanimban-javatra maro izao ? Firy ny asa very sy ny Orinasa nikatona ? Raha tsy tian`ny gasy Ra8 na tsy mahavita azy , azo atao anie no nanala azy t@ election tahakan`ny nanalana an`i Hery Rafalimanana teo amin`ny Mairie e izany hoe manara-dalana ! Fa nahoana no tsy maintsy ho Coup d`Etat ? Sa ve matahotra election sao dia tsy mahazo famerim-bola akory tahakan-dry Monja Roindefo ? Nahoana i TGV no mitompo teny fantatra etsy sy eroa fa mitondra ny HETAHETAM-BAHOAKA MALAGASY MANONTOLO kanefa hita izao fa hevitr`olom-bitsy ny Coup d`Etat ? Mino aho fa tsy vendrana ny Gasy ka azony ampiesonina amin`ny fisehoana ivelany . HIHARATSY tsy mijanona ny toe-draharaha ekonomika eto amintsika ( raha tsy hoe angaha mahazo fankatoavana avy amin`ny CI io HAT io , izay mahakely finoana) , koa asakasak`isika CITOYENS MARO AN`ISA ihany io , REHEFA TSY HANAO REVOLTE COLLECTIVE isika dia aleo hitohy amin`izao ary e Aleo HANGIRIFIRY tsara ny vahoaka !!!!!!
28. fijo
(
20/05/2009 20:13)
aiza ihany le tgv fa tena tsy hita izay tena vitany e???ny vahoaka mijaly,ny devizy lany ,ny vahiny tsy misy manampy hoaiza ihany?