Hainao moa izany hoe pamba zany sady izay mbola kidoro

21. Oay ( 20/05/2009 05:19)
xxx:


Marina ny teninao ry oay fa ompa sisa no vitan'ny tgv zao ,efa tsisy apoaka ntsony



Voalohany aloha d azoko lazaina hoe TIM enao RaXXX satria manaratsy TGV @ filazanao fa ompa sisa no vitan'ny tgv zao ,efa tsisy apoaka ntsony noho izany d afaka miteny i Oay hoe:" ESORY ALOHA NY SAROTAVANAO RY XXX TIM " d aza matahotra fa ady hevitra no atao eto fa ilay PS c'est juste mba hanomezana un peu de sérieux an'ilay ady hevitra.

D XXXTIM a! NY TGV IZAO NO MITONDRA ANAY ETO MADAGASIKARA na tiana na tsy tiana, izy no mametraka lalanà, izy no mampanjaka ny filaminana.
Jereo fa ankoatran'ny halatra sy vaky trano izay zava-misy fona d jereo fa milamina ny tanana, ny concert n'i Thierra Bruno mandeha tsara ery @ MAGRO.



22. xxx ( 21/05/2009 00:28)
Hoy xxx20


ESORY ALOHA NY SAROTAVANAO RY XXX TIM " d aza matahotra fa ady hevitra no atao eto fa ilay PS c'est juste mba hanomezana un peu de sérieux an'ilay ady hevitra.


Tsy hitako zay tena ho ahatongavana satria xxx dia tim ary xxx dia tgv ary farany xxx dia olona sahala @nao ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067