Hainao moa izany hoe pamba zany sady izay mbola kidoro

1. Bazily ( 19/05/2009 13:36)
Ampahafantarina anao ndrematoa fa ny pamba dia isan'ny zvt poak'aty sady maivan-danja, ambonin'izay mbola fatao kidoro koa izy any @ faritany. Noho izany tsy dia manan-danja loatra. Tsy mahagaga raha toy izao ny fisainanao:
Kidoropamba:
Ka raha hiantehatra @ heriny t@ 2002, dia tsy mahagaga raha SATROBORY irery no manao filma ery @ MAGRO.
Tohizo ny lalanao Ra8 ô (milalao virjiny swaziland).

Hita ho maivan-doha loatra. Miharihary ny tsy fanajàna olona ataonao; Sa ianao no nandrisika azy hilalao an'izany virijiny izany, ary hitanao maso ve izy nanao an'izany.
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:28
2. xxx ( 19/05/2009 13:43)
ny pamba dia karazankazo poakaty sady tena maivana any @ faritra antsinanana.
Raha hazo izy io dia maivana, tsy azo hanaovana lakana fa toy ny bouchon entiny rano.
Raha olona kosa no mitondra io anarana io dia olona azo lazaina fa tsy misy hazondamosina fa miovaova hevitra sy tsy matotra, arak izay hitsofany rivotra azy. Tsy voatery ho izany i Kidoropamba fa ao izy tompony handinika azy na maivandoha na akory!
3. xxx ( 19/05/2009 13:45)
Ary zay zany no maha maivan-doha an'i kidoro kay poak'aty ny pamba =)) =)) =))

n
ny pamba dia isan'ny zvt poak'aty hotran'i kidoropamba

4. xxx ( 19/05/2009 13:45)
kidoro masiso e :-D :-D :-D
sady manao lohan'angidina =)) =)) =))
5. Bazily ( 19/05/2009 13:48)
Tsy voatery ho izany i Kidoropamba fa ao izy tompony handinika azy na maivandoha na akory!

Tsy atoro anao intsony angamba io fanabatibatiana ataon'i Pamba io, ankoatra ny efa fataony hatrizay.
6. xxx ( 19/05/2009 13:56)
Ary lery mantsy milaza fa elah no salopard ka tsy haiko na marina zany na tsia
fa i salopard koa mantsy tsy miresaka eto raha tsy manompa hotran'i andrywui ihany koa
7. Mirananirina ( 19/05/2009 14:02)
misaotra anao bazily.
io mihitsy no miseho manambany sy maniratsira ny tanindrana sy ny hafa,satobory aho satrobory,be fialonana
8. Bazily ( 19/05/2009 14:09)
Ary lery mantsy milaza fa elah no salopard ka tsy haiko na marina zany na tsia
fa i salopard koa mantsy tsy miresaka eto raha tsy manompa hotran'i andrywui ihany koa

Izaho ve izany r'se? Aza afangaro aloha i Bazylou sy Bazily fa samy hafa be e!
Bazily sady tsy TIM no tsy TGV fa olompirenena tsotra ka mahasarotiny azy ny resaka fanambaniana sy fanaovana tsinontsinona ny hafa.
9. andrywui ( 19/05/2009 14:13)
Ampahafantarina anao ndrematoa fa ny pamba dia isan'ny zvt poak'aty sady maivan-danja, ambonin'izay mbola fatao kidoro koa izy any @ faritany. Noho izany tsy dia manan-danja loatra. Tsy mahagaga raha toy izao ny fisainana


misaora ny ao ambony elah ry bazily fa rah azon'i kidoro elah de tsy ahita lalana hivoahana eo mihitsy !! ny havendrananlah tsy mahazo resaka no mampinainaina anlah ka ny A ovainalha X daholo !!
10. xxx ( 19/05/2009 14:15)
Aza mialona an'i bazily elah ry andrywui fa aorina zany mpanenjika an'i bazylou zany :-D :-D :-D
11. Bazily ( 19/05/2009 14:17)
Andrywui> Tsisy tokony hatahorako izay fandrahonana ataonareo , ny tsy fankasitrahako ny fanimbazimbana olona no iresahako eto.
Nefa anie dia i Andrywui mifanena amiko foana rehefa hamonjy studio e! Soa aho fa tsy mpampihorohoro ohatra anao.
12. andrywui ( 19/05/2009 14:28)
fantatro i bazily !
Andrywui> Tsisy tokony hatahorako izay fandrahonana ataonareo


io izy mataoatra kely io no ahalalako azy !

sopapa kely ty rah hitanao , efa niady tam kidoro ndray alina zay !! marina sa tsia ??
13. xxx ( 19/05/2009 14:31)
Andrywui tsy hahay hanao analyse hotran'i bazily elah na handeha bakan'ny lohanelah aza ,zay tadidido ary hiaino !!!
14. Bazily ( 19/05/2009 14:33)
sopapa kely ty rah hitanao , efa niady tam kidoro ndray alina zay !! marina sa tsia ??

Kidoro tsy hifanena amiko ary tsy hahay ahy na dia hifandona aza izahay. Izaho koa moa tsy mahafantatra azy.
Fa raha ianao dia efa nifanena tamiko matetika, marina io sa diso, ko na marina aza moa ho hainao akory aho. Ianao manko mora kobo @ sary kely izay atsy ambadika atsy.
15. xxx ( 19/05/2009 14:38)
bandy nofa lesy io bazily afa aza mikozy @ io elah , aza miaraka @ adala sao lasa adal atoa azy eo ko aelah
16. andrywui ( 19/05/2009 14:45)
XXX14 petsa be elah fa zahay sy bazily ara miaramirozy foana ref week end fa elah no tsy maharaka ! tany am RNS ary zahay tam iray volana nirozy tany !

za andrywui anie lety i penguin ihany e !! f'angah moa tsy fantatrelaisany zany ?? andrywui = penguin = halloween ! ireo ny ps ko !! ha ha ha !!!
17. xxx ( 19/05/2009 14:49)
diso be enao ,fa tsy mbola nihaona t@ nao aho
ary i penguin tsy dondrona hotranao izao ry andrywui a
18. kidoropamba ( 19/05/2009 15:32)
hin!hin!hin!hin!hin!hin!hin!
Ra-bazily kosa aloha dia maranitsaina be. 8 volana aty aoriana vao nahafantatra ary nanao fikarohana be. Tsara izany.

Niongana iny Ravalo. Izay noderaderaina teto: Filoha hajaina mamim-bahoaka. Avy eo niompaina satria namono vahoaka. Tsy resaka poakaty ireny fa nisy vokany.
HAT izao eo. Ravalo milalao virjiny any Swaziland. Tsy misy resaka poakaty io. Fa afaka 8 volana koa ianao va ahatsapa ny zavatra lazaiko.
hin!hin!hin!hin!hin!
19. Oay ( 19/05/2009 17:20)
kidoropamba:


Fa afaka 8 volana koa ianao va ahatsapa ny zavatra lazaiko.
hin!hin!hin!hin!hin!



Tena marina tokoa anie ny kozin'ity Kidoro ity é!

Tadidiko fa toa mbola tsy nihetsika ny teto @ tanana d efa nanao ironie momba an'i Ravalomanana izay i Kidoro, d i Oay moa tamin'izany mandalo fotsiny fa tsy nandray anjara.

Fa anisany olona mahafinaritra ana i Kidoro eo @ ilay fanehoany hevitra manao "SANGISANGY ZARY TENANY".

D mbola averiko wa ilay tenin'i baninay izay manao hoe:" REHEFA TE HANAO POLITIKA ELAH D MAHATATESA OMPA SY FANAMBANIANA SATRIA REHEFA LANY BALA NY ADVA D NY OMPA SY NY FANAMBANIANA NO AVOKANY HI-DESTABILISER-NA AN'ELAH" d tena tsapako ny fahamarinany nandritra izay fotoana niserasera-ko teto izay!



20. xxx ( 19/05/2009 23:28)
Marina ny teninao ry oay fa ompa sisa no vitan'ny tgv zao ,efa tsisy apoaka ntsony


REHEFA TE HANAO POLITIKA ELAH D MAHATATESA OMPA SY FANAMBANIANA SATRIA REHEFA LANY BALA NY ADVA D NY OMPA SY NY FANAMBANIANA NO AVOKANY HI-DESTABILISER-NA AN'ELAH" d tena tsapako ny fahamarinany nandritra izay fotoana niserasera-ko teto @ TGV izay!


Porofo ny ataon'i kidoro hatramin"izao ,milalao fé, i andrywui mbol tsy tonga fotoana,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.088