19 ANDRO SISA TOMPOKOLAHY !!

21. andrywui ( 19/05/2009 14:37)
Izao e !! misy antony lalina mihitsy angamba ao matoa le tompon'ny dinika izay hivantanany sy hi s'adressé ko tsy mety mipoitra mitsy hatry ny maraina ka !!
mety ho inona no kotrehiny ao ? haninona anay sy ry Oay sy Essera sy Bazylou sy patrick sy kidoro sy annie anefa hono ?? ny azoko lazaina a ! d'efa manomboka petsa lay tsy tononiko aminizao fotoana zao tompoko ! mitady lalana mafy hivoahana aminizao krizy ampidiran'ny Tgv azy zao izy any !! ka asa inona re no mba fika hialany aminio e !! ha ha ha ha !! petsa be !! ha ha ha
22. xxx ( 19/05/2009 14:41)
hoy andrywui


tompon'ny dinika izay hivantanany sy hi s'adressé ko tsy mety mipoitra mitsy hatry ny maraina ka !!


Elh no te hatory maraina tao refa avy namozavy alina koa tsy nahita zay resaka teto , ary aza mijabaka refa tsy mahazo resaka
23. Mirananirina ( 19/05/2009 14:45)
Elah sao mila batoney hoy bazylou ao ambadika ao fa tsy mahay manisa ve izy io ry mirana a,ary hitako mivamadika daholo ny fotoanany

izany mihitsy hoa,dia ardoise koa
24. andrywui ( 19/05/2009 14:48)
Voalaza teo :
Elah sao mila batoney hoy bazylou ao ambadika ao fa tsy mahay manisa ve izy io ry mirana a,ary hitako mivamadika daholo ny fotoanany

izany mihitsy hoa,dia ardoise koa


ze fotoana hafa aloha tsy haiko fa le fotoana amin'ny TIM afaka 19jrs kosa tsy adinoko isa-maraina fa efa voakalkil tsara letsy a !! mahamay laisany aminio fotoana io fa ze kobonay 7lahy eto aminio fesona sy petsa daholo !
25. xxx ( 19/05/2009 14:58)
hoy andrywui


mahamay laisany aminio fotoana io fa ze kobonay 7lahy eto aminio fesona sy petsa daholo !

de hanao kalackkely ndray zany elah
darohan'i benkintana eo elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759