19 ANDRO SISA TOMPOKOLAHY !!

1. andrywui ( 19/05/2009 12:09)
Tsy hilaza anarana na olona na iza na iza tsony aho fa hianareo mahalala ny resakasy ny mpilaza na ny mpaminany azy na TIM na TGV !! lay resaka hirodana ny HAT afaka 3volana io tompoko, zay no tena lehibe!! sy tsy ahita vola handoavana ny mpiasa sy ny membres ao amin HAT ny GVT !! mbola miandry isika tompoko !! aoka fotsiny samy hitana ny teny nomeny zay nahatsapa tena fa niteny !!
novalian'i xxx ny 19/05/2009 14:58
2. essera ( 19/05/2009 12:21)
Tandremo elah raAndrywui ivadian kila tampoka eo ka hiteny izy hoe :

3 TAONA KOSA NO NOTENENIKO FA NAREO MANDAINGA E.

:-D :-D :-D
3. locl ( 19/05/2009 12:26)
Hirodana io eeee! aza maika fa hirodany io.
4. xxx ( 19/05/2009 12:40)
andrywui:

Tsy hilaza anarana na olona na iza na iza tsony aho fa hianareo mahalala ny resakasy ny mpilaza na ny mpaminany azy na TIM na TGV !! lay resaka hirodana ny HAT afaka 3volana io tompoko, zay no tena lehibe!! sy tsy ahita vola handoavana ny mpiasa sy ny membres ao amin HAT ny GVT !! mbola miandry isika tompoko !! aoka fotsiny samy hitana ny teny nomeny zay nahatsapa tena fa niteny !!
fa ianareo ve dia tsy mahita zavatra lazaina afatsy io fanisana andro io e? franchement c'est barbant! aiza ka isaky manao dinika dia io foana no atao?


;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
5. xxx ( 19/05/2009 12:46)
fa ianareo ve dia tsy mahita zavatra lazaina afatsy io fanisana andro io e? franchement c'est barbant! aiza ka isaky manao dinika dia io foana no atao?

Mihariharyny toetra ratsiny, efa fanaony hatramin'izay io ka tsy mahay hafa tsy ny mandranitra ady. Raniina ny namana hisendaotra am'zay resaka roritina lavabe de hoe hifanasa vangy avy eo, de endrasina kendry tohina amin'iny.
6. xxx ( 19/05/2009 12:50)
fa ianareo ve dia tsy mahita zavatra lazaina afatsy io fanisana andro io e? franchement c'est barbant! aiza ka isaky manao dinika dia io foana no atao?


ka ampatsiahivina anareo tsara le izy sao de mody fannn eo nareo koa, we tsisy an'zany,
miara-manisa eto isika e,

19 andro sisa,

eo isika mahita izy,
7. xxx ( 19/05/2009 12:58)
tsy manan-kolazina mintsy ty bandy ty raha tsy resaka manisa andro ,mbola tsy tonga fotoana foana ve :lol:
8. essera ( 19/05/2009 13:13)
Misy ho vaky vava ange ny tena marina amin'ilay izy rehefa tonga ilay fotoana.
Boba rà zany ny vavany...
9. xxx ( 19/05/2009 13:18)
Darohan'ny benkintana eo koa elah fa ataovy tsara eo ,efa lian-drà ve elah antsoiko mantsy izy fa fafazany hatrany an-kaboné eo elah
10. 08051972 ( 19/05/2009 13:22)
xxx:

fa ianareo ve dia tsy mahita zavatra lazaina afatsy io fanisana andro io e? franchement c'est barbant! aiza ka isaky manao dinika dia io foana no atao?


ka ampatsiahivina anareo tsara le izy sao de mody fannn eo nareo koa, we tsisy an'zany,
miara-manisa eto isika e,

19 andro sisa,

eo isika mahita izy,



:roll: :roll: :roll: F'angà mpanakarena be ny fianankavianareo any Dago ? Ka ny mpiasampanjakana sy ny minisitra taloha sy ankehitriny anie ka ny GASY no mandoa ny karamany e!Tô tsy ny hampandroso haingana ilay firenena no imasoana fa ny hirodana sy ny hijoro! Mba manomeza hevitra @ izay hivoahan'ny firenentsika ( ny vahôka malagasy any DAGO) @ fahantrana zao no tokony heritreretina!
11. andrywui ( 19/05/2009 13:47)
Tsotra be ny resaka e !! asa na hiditra aminio PARI natao teto io koa laisany manao xxx ireo aloha na ahoana ! fa miara endasinay miaraka eto laisany rehefa migadona io andro io !! torohevitra kely ity e!! refa tonga lay andro de tsaratsara amlaisany TIM reo ny mipiripirina any aloha na lasa miainga any ivelany any mitsy fa hisy hifanosika eto aminio ! rah tsy oe angah ho vonoina aloha ny PS n'i andrywui , essera ,bazylou , Oay , patrick , annie Ndaty ,halloween , kalack ,kidoropamba ...aminio andro io no tsy haiko !! fa rah mbola mandé eto ny ps nay de ahita TIM hitsingidingidina eto isika ry vahoaka malagasy izay manaraka izao forum izao
12. xxx ( 19/05/2009 13:51)
koa raha tsy adala hotran'elah daholo reo olona reo no tanisana eto sady olona iray ihany no mody be ps eo ,efa mipika le tary ry zalahy a, aza omena tsiny izy é
13. essera ( 19/05/2009 13:54)
asa na hiditra aminio PARI natao teto io koa laisany manao xxx

Efa tam maraina a raandrywui no niteny hoe vao manomboka miakatra ny masoandro d mivadika xxx daholo ireo. D refa alina be elah efa matory any atrano d alefan'dr lerony le resaka am ps ny.
Mbola tsy mino mits ny mpiondana wé, boay kely no nahavita défi nandrodana an'ilay mpanefoefo teto Antananarivo ary nanao tsinotsinona ny manodidina azy.
Dia mbola hoporofoin'lery indray izao fa hijoro milam io HAT io. Lisany mahazo tsy mino ry mpiondana isany ohatran'ny tsy ninoan'lisany an lé mort subite ihany.
Ny mpiasan'ny groupe TIKO no andeha mba hiarahana manao ranom-bavaka mba hahita asa haingana. Tsy fanesoana akory sanatria fa ny heloky ny ray tompoko tsy heloky ny zanany mihitsy. Ilay zanany vavy tena izy aloha tena meloka fa aleo hazava !!!
14. Mirananirina ( 19/05/2009 13:54)
Tsotra be ny resaka e !! asa na hiditra aminio PARI natao teto io koa laisany manao xxx ireo aloha na ahoana ! fa miara endasinay miaraka eto laisany rehefa migadona io andro io !! torohevitra kely ity e!! refa tonga lay andro de tsaratsara amlaisany TIM reo ny mipiripirina any aloha na lasa miainga any ivelany any mitsy fa hisy hifanosika eto aminio ! rah tsy oe angah ho vonoina aloha ny PS n'i andrywui , essera ,bazylou , Oay , patrick , annie Ndaty ,halloween , kalack ,kidoropamba ...aminio andro io no tsy haiko !! fa rah mbola mandé eto ny ps nay de ahita TIM hitsingidingidina eto isika ry vahoaka malagasy izay manaraka izao forum izao Miverina

gravy izany marina,
aiza i dada ô
15. andrywui ( 19/05/2009 14:04)
Mbola tsy mino mits ny mpiondana wé, boay kely no nahavita défi nandrodana an'ilay mpanefoefo teto Antananarivo ary nanao tsinotsinona ny manodidina azy.
:-D :-D :-D :-D :-D aoka letsy essera a ! ha ha ha !!


mirana salut :* :* :* :* :*
16. Mirananirina ( 19/05/2009 14:04)
kôtio tsara aloha andrywui fa tsy io sisa a,raha izao no ataonareo ,toa ho bevohoka daholo ny sipanareo,tsy mahay mikaoty andro
17. xxx ( 19/05/2009 14:05)
ho tonga izy hanarina an'izao fahantrana ray lavaka zao é,ry zalahy ao ambony ao mantsy tsy mahita ny fahantranay vahoaka
18. andrywui ( 19/05/2009 14:18)
kôtio tsara aloha andrywui fa tsy io sisa a,raha izao no ataonareo ,toa ho bevohoka daholo ny sipanareo,tsy mahay mikaoty andro


Mirana inona ty lazainao ?? ha ha :-D :-D :-D :-D aza mampiomehy moa mirana a!! :*
19. xxx ( 19/05/2009 14:27)
Elah sao mila batoney hoy bazylou ao ambadika ao fa tsy mahay manisa ve izy io ry mirana a,ary hitako mivamadika daholo ny fotoanany
20. Mirananirina ( 19/05/2009 14:27)
mirana salut

salut andrywui :* :*
Mirana inona ty lazainao ?? ha ha aza mampiomehy moa mirana a!!

Mananihany re aho fa efa mihinana pilule daholo moa ry zavavy ô.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1304