O RY AKAMAKO A! OMEO KORAZY AH !FA MILA HO RERAKA A!

21. xxx ( 18/05/2009 13:44)
berthine hono ny anaran'ny vadin'i essera ry salopard a,aza tantaraina eto kosa ny fiainanareo fa tssss,endasin'olona eto anie io é
Mon amis pierrot hono omeo filanjana é :-D :-D :-D
22. essera ( 18/05/2009 13:52)
Berthine ry xxx le sipa caissière very seza tao am tiko d nitady asa nanao sôlafa sisa. kôp elah ???
23. xxx ( 18/05/2009 13:56)
Ny vadin'elah ao antranon'elah kosa no noresahinao teo ry essera a,io ndray izy ry xxx fa fanina tsy mahatady zay nolazainy vao teo akory
Dia mba asio ceinture ny seza ry Andry fa hitsambikina io seza io klé
24. xxx ( 18/05/2009 14:01)
Hay ve Berthine koa ny anaran'ny vadin'i essera é, faly mahalala zany
25. xxx ( 18/05/2009 14:38)
Efa mamo lesy i essera de voatoniny eto daholo ny anaran-bady aman-janany fa aoka zay a
26. essera ( 18/05/2009 14:40)
Ny vadin'lisany le very seza ireo nge zao mbola hitady asa aty aminay hanao zaridaina, manasa lamba, manatitra ankizy mianatra... aoka lé... Enga anie tsy ho tafajoro ery Tsaralalana ery. Hiareto mora2 eo ry zalah fa efa notadiavina ny an'lisany. gah tsy gaigy be refa zatra nilomano d ritra lé renirano be nolazaina hoe "RITO AM SOTRO KELY NY RANON'ANOSY D RITRA NY HAREN'I DADA". Endasin'ny tgv lisany zao.
27. xxx ( 18/05/2009 14:43)
Zay vao tena mamo ty klé
28. xxx ( 18/05/2009 14:44)
ATAOVY MORA2 ihany ry xxx fa vita ketsa le essera
29. essera ( 18/05/2009 15:01)
=)) =))

Tsisy avaly tson le mpiondana lé. Fa tena marina io. Efa misy mijorojoro eny am ... Tsy magro akory fa eny amin'ny INDRA ny sipa very seza nandritra ny nahateo an'i Dada. Zay no kôziko an'lisan le mpiondana wé raha ts te ho silaka be d mitady mpanasa lamba zahay zao. D raha manana permis rangah d tongava malaky aty fa mbola misy place (service patron ltié).

Ary mba manao ahoana ary Ihanta petsana kely iry entre pa...

:-D :-D :-D
30. xxx ( 18/05/2009 15:04)
Kely saina de zany ve sisa no asa mba vitan'i tgv ???

:roll: :roll: :roll:
31. xxx ( 18/05/2009 15:21)
Ny bilan TGV no rekoro nanapotika an'i Gasikara haingana indrindra h@ zay naha GASIKARA NY TANY ZAY
32. xxx ( 18/05/2009 20:15)
Fa maninona hoa io bandikely io no matahotra mafy ny fifidianana miaraka @ R8???? :idea: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077