O RY AKAMAKO A! OMEO KORAZY AH !FA MILA HO RERAKA A!

1. TEGEVE ( 18/05/2009 12:19)
Anaka isany

Vaky ny lohako ,antsoin-dry zalahy lehibe retra zao ,nefa efa malaina ny hivoaka aho

Bedesin'i Khadaffi tao e filohan'ny UA,efa voabedin'ny SADC,efa bedin'ny UE,zao ndray miandry karavasy avy any @ ONU

Hialako ty fa tsy misy manaiky ahy ny eto ambon'ty tany ty afa tsy ny capsap nefa ry zalahy koa ty efa niala,
VONJEO EEEEEEEEEEEEEEEEEEE

(l) (l)
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:15
2. benkintana ( 18/05/2009 12:21)
Aleo elah ahita faisana ao ,iza no naniraka nanaiky ataon'olona fitaova raha tsy ny vendrana ihany hozy penguin zay,mbola hampiratako fa aiza ary zany é
3. xxx ( 18/05/2009 12:22)
Ny akamanareo ngà misy ntsony é,ny dinozoro zao efa miketritra ny azy koa ao ,te hitsontsona teo ha ha ha
4. benkintana ( 18/05/2009 12:23)
Zany dinozoro zany xxx tsy mianga eo koa a,tonga de BOUMkoa reny
5. essera ( 18/05/2009 12:35)
Zao no atao hoe tsipaky ny miala aina. Manalà azy faraparany ry mpiondana isany fa afaka kelikely dia tsy maintsy hanao "Tompoko tompoko ianareo a".

Vrai a !!!!

Izay hampody an'Ra8 eny Imerikasinina alou eritreretina (ny fotoana, ny famerenana ny rova ... fuiiiiiiii azafady, ny groupe Tiko am toerany fahiny.

Efa mifoifoy volo les mbola may vava ihany. antôlanéééééééééééééé.

6. xxx ( 18/05/2009 12:39)
Mila korazy fa mila ho reraka ho reraka ve nedala ao é,ha ha ha,tsy ratsy ndray iny
7. xxx ( 18/05/2009 12:40)
Koa aty no tarainana :roll: :roll: :roll:
8. xxx ( 18/05/2009 12:40)
essera:

Zao no atao hoe tsipaky ny miala aina. Manalà azy faraparany ry mpiondana isany fa afaka kelikely dia tsy maintsy hanao "Tompoko tompoko ianareo a".

Vrai a !!!!

Izay hampody an'Ra8 eny Imerikasinina alou eritreretina (ny fotoana, ny famerenana ny rova ... fuiiiiiiii azafady, ny groupe Tiko am toerany fahiny.

Efa mifoifoy volo les mbola may vava ihany. antôlanéééééééééééééé.



aza dia marary fo be letsy e ry essera,efa tsy eken'olona rehetra mbola misisika eo ihany,tsy mahalala menatra,raha olona misaina ny teo efa niala moramora saingy tsy misy mihitsy izany fitiavan tanindrazana ,tena marina matahotra ny ho eny tsiafahy dia be fika2 nefa efa fantatr'olona le fika


9. essera ( 18/05/2009 12:45)
Ity andalan-teny ity d atolotra ho an'i le8 sy xxxx :

aza dia marary fo be letsy e ry dada sy xxx,efa odian'ny firenena rehetra gisa mbola mandainga eo ihany,tsy mahalala menatra,raha olona misaina tsy niala moramora teoto mihitsy saingy tsy misy mihitsy izany fitiavan tanindrazana ,tena marina matahotra ny ho eny tsiafahy dia be fika2 nefa efa fantatr'olona le fika.


Milay e ???

Tsy misy oul mety hampody an rabaina ange fa miala ilany daholo ny any ivelany e. Lery rery sisa miezaka manome interview ho an'ny média mizara lainga be tsy marivo tototra fa tsy mitototra mihitsy.

10. xxx ( 18/05/2009 12:51)
I andry mitsoaka media maninona ??? mba efa naonontany tena ve enao ry essera!!!Sarotra be ny mamaly ny antony zao fanamborana mpanao gazety sy ny opposition zao ???
R8 tsy miamboho adidy ,afaka mametra fanontanaiana malalaka ianao
11. essera ( 18/05/2009 12:53)
xxx:
R8 tsy miamboho adidy ,afaka mametra fanontanaiana malalaka ianao

Fa mitsoaka an-daharana !!!
12. xxx ( 18/05/2009 12:55)
Raha ny maman'elah ve leity henjehin'ny bandy ho asiany dia hijanona hamelatra ho asiany sa hitsoaka???Fahendrena zany ary tsisy rà nandriaka ,zany no matotra fa tsy tony zazabodo tony
13. essera ( 18/05/2009 13:02)
xxx:
Raha ny maman'elah ve leity henjehin'ny bandy ho asiany dia hijanona hamelatra ho asiany sa hitsoaka??? Fahendrena zany ary tsisy rà nandriaka ,zany no matotra fa tsy tony zazabodo tony

http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_81022.asp fa na le oul manao interview an'i lé valo aza ange raha mandinika isika tena manala azy e. Vakio tsara ilay interview, d jereo ny firesaky Ra8. Tena hita hoe manala azy lé mpanao interview.

Vao eto am lé fanontaniana hoe :

Et si vous n’aviez pas signé cette ordonnance, est-ce que vous auriez risqué votre vie ?

D efa jereo tsara fa efa fanontaniana mapmé ange eo e. Amiko efa question ironique fa ho an'ny oul donto d mamaly mahitsy be an'ilay izy ohatran'ny ataon'lévalo ao.


:-D
14. xxx ( 18/05/2009 13:07)
TGV tsy menatra, maninona no hoe tsy hiresaka andatabatra boribory miaraka amin-dRa8. Zany ve no antsoina hoe tia tanindrazana?
Mendrika mitsy le carton jaune, ny tena tiako aza de carton rouge mitsy .
15. essera ( 18/05/2009 13:15)
TGV tsy menatra, maninona no hoe tsy hiresaka andatabatra boribory miaraka amin-dRa8. Zany ve no antsoina hoe tia tanindrazana?
Mendrika mitsy le carton jaune, ny tena tiako aza de carton rouge mitsy .

Barre ao amin'ny fitsarana ange no miandry an ra8 fa ts table ronde intsony e. Sao adino izay. Raha tsy izany d manaova ohatran'ny deba (mi s'exiler mits alou).
16. xxx ( 18/05/2009 13:19)
De iza koa leity ry Andry no nibedy anareo tao ,de nahazo karavasy ve zany sa mbola tsongo fotsiny
17. xxx ( 18/05/2009 13:24)
Vonjeo lesy ry essera i Andry fa miantso vonjy a, aza hodiana tsy jerena refa madrovi-tsihy ,sarimbavy matahotra ny hifanatrika @ R8
18. essera ( 18/05/2009 13:29)
Marc Ravalomanana:
Tout d’abord [size=13px]je pense que la communauté internationale devrait faire son possible[/size] pour établir l’Etat de droit à Madagascar. Donc je peux vous dire que je n’ai pas perdu le pouvoir mais c’est un transfert de pouvoir au militaire le plus haut gradé.

Zao no tena mila famonjena mafy d mafy. Tratran'ny attaque cardiaque.
19. xxx ( 18/05/2009 13:34)
Hoy tegeve



Hialako ty fa tsy misy manaiky ahy ny eto ambon'ty tany ty afa tsy ny capsap nefa ry zalahy koa ty efa niala,
VONJEO EEEEEEEEEEEEEEEEEEE


Marina mintsy io fa aleo elah miala teo handaminanay ny fifidianana refa tsy aninon-tsy aninona
20. essera ( 18/05/2009 13:38)
Marina mintsy io fa aleo elah miala teo handaminanay ny fifidianana refa tsy aninon-tsy aninona


Ajékaky ô. Noana seza be le zalah ty. Omeo pofo kely ange io vahiny io ry Berthine. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078