Fifidianana: Merina sa tanindrana no atao filoha?

1. kidoropamba ( 15/05/2009 11:59)
Io izao no tetik'ady mandeha izao mikasika an'ity fifidianana ity.
Ny Merina dia manana an'i:
- Ravalo
- Ratsirahonana
- Rajemison
- Razafindravaha
- Andry TGV

Ny tanindrana indray dia manana an'i:
- Pierrot
- Voninahitsy
- Pety
- Lahiniriko
- Monja

Mazava tsara hoe iza no favy ary iza no tsy izy.

Amin'ireo merina ireo dia Ravalo sy Andry TGV no mety manana hery be be kokoa noho ny hafa. Saingy raha milatsaka ry zareo roa ireo DIA VAKY NY SAFIDIN'IARIVO. Ka mety ho sarotra ny handresy ny kandida tanindrana. Vaha olana: Mila eliminena ny IRAY: Ravalo sa Andry?
I Andry aloha mety ho lasa raha TSY MILATSAKA ingahy pierrot.
I Ravalo koa mety ho lasa raha TSY MILATSAKA ingahy Pierrot.
Satria ry VJE, Pety, Lahiniriko, Roland izany dia poid plume e.

Raha milatsaka anefa ity le sola Pierrot ity dia mety ho rava ny fitondrantsika Merina. Kanefa Andry sy Ravalo tsy mifanaraka mihitsy.
Raha eliminé Ra8 kanefa milatsaka Pierrot dia atelin'ity tanindrana ity Andry raha fifidianana no jerevana.

Raha eliminé kosa Andry ka Ravalo no halatsaka kanefa milatsaka indray Pierrot dia Vaky ao Iarivo ao ary hanamafy an'ity tanindrana ity ka lany izy.

Vaha olana: aleo aloha tazomina @ merina ihany ny fitondrana e. Esorina any ity Pierrot ity.

Amin'izay dia Ravalo sy Andry no miady eo ka Tsy manana safidy ireto tanindrana ireto ka voatery hanohana ny iray amin'ireto Merina anakiroa ireto.

Io hoa no tokony atao.
novalian'i rakaroka ny 15/05/2009 20:08
2. xxx ( 15/05/2009 12:04)
Mety ve zany analyse nao zany? merina, tanindrana sns ... malagasy ianao dia mijanona malagasy.
Tsy nisy nanontany anao mihitsy any andafy ny foko nipoiranao fa hoe malagasy ianao sa inona
3. kidoropamba ( 15/05/2009 12:24)
Malagasy aho, marina io, fa Merina aloha, izay vao malagasy.
Mba manaova analizy ihany e (hita fa tena tsy mpanao politika nareo izany ary tsy mahalala ny tantaran'ny Andohalo sy ambohimanga).
4. Oay ( 15/05/2009 13:25)
kidoropamba:


Malagasy aho, marina io, fa Merina aloha, izay vao malagasy.
Mba manaova analizy ihany e (hita fa tena tsy mpanao politika nareo izany ary tsy mahalala ny tantaran'ny Andohalo sy ambohimanga).



Mazava be ny resak'i Kidoro (mialatsiny @ ilay diminutif fa lava loatra ilay PS klé) ary milay satria tonga d sahy mikozy ny marina, ny fanontaniana mipetraka anefa d hoe "Tena sahy mikozy otran'izao ve kidoro rehefa mifankahita?"

Fanontaniana iny fa momba ilay analyse d ao tsara ilay pertinence ary eo indrindra isika izao, fa aleo aloha hijanona any ny fifidianana izay ho prézidà fa ny zavatra iainantsika @ izao fotoana izao no andao jerena!

Mamay be ao ambony ao amin'izao fotoana izao, ary be ny vaky loha satria ny Merina sy ny Betsileo malama loha d manao izay rehetra azo atao hitazonana ny fahefana, ny olana anefa d ny FIANAKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA D TSY TEHAHITA NA i Ravalomanana na i Rajoelina hitondra!

Ny zavatra ho avy atsy ho atsy d zavatra mahamay be satria jereo fotsiny ireny démonstration nataon'i Pierrot tany Toamasina ireny é! izy no mahazaka vahoaka ary izy ihany aloha hatreto no mahazaka miaramila.

Ho antsika izay mba tia mandalina tantara d mba mandehana mandalina ny zava-nisy t@ 1975 nandritra ny directoire militaire, d par analogie ataovy ilay transposition fa mitovy ilay scénario.

Jereo ny composition an'ilay soi disant SAGES é!

Fa hamaly an'i Kidoro kosa alou za na izany aza :"Tsy zakan'ny avy any anindrana irery ny fitondrana é"
Fa ny tena marina d nanao erreur d'appréciation anie ry NGahy ndrina nametraka an'i Ravalomanana t@ 2002 d @ izao fotoana izao mafy be ilay défiance ny FIanankaviambe iraisampirenena eo @ ilay capacité ny malama loha hitondra an'i Madagasikara é! io anefa efa fantatr'i Manandafy d io no mahatonga anazy hi-s'accroche @ famerenana an'i Ravalomanana satria efa mazava fa ny FIanakaviambe iraisampirenena d efa nisafidy TANINDRANA.Jereo fa ny fianakaviambe iraisampirenena anie no manery an'i Andry Rajoelina hanamafy ilay nolazainy teny @ 13 mai mahakasika ilay tsy hilatsahany hofidiana, d mbola ny fianakaviambe iraisampirenena ihany koa no mametraka ilay tsy tokony hilatsahan'ireo rehetra efa prézidà é!

Jereo fa any ambony any izao ny resaka ka mila mafy hatoka é!

5. Mirananirina ( 15/05/2009 13:59)
Nahoana no atao hoe tanindrana e?
Nefa anie dia mila ireo ihany ireto merina e?????????????Firy % ny Malagasy moa ny tanindrana,face ny merina raha izay no jerena?????????????bye ô
6. xxx ( 15/05/2009 14:08)
Kidoropamba : inona moa no tsy hanohananao any Zafy @ resaka federalisme ?

Mahagaga ahy ihany ilay fivoizanao ny resaka Tanivo sy Tanindrana kanefa mifampiankina nge ny samy malagasy e!!!

Tsara ilay mitsotra ny any antsaina kanefa mety hivadika ho ady antrano eo @ samy malagasy raha izany foana no voizina, matoa ny tenintsika nasin'Andriamanitra teny hifankazahoany dia izay no dikany hoe iray isika fa tsy tokony ho voizina foana le fizarazarana
7. ravatorano ( 15/05/2009 14:46)
sarotra tokoa ilay analizy eo amin'ity resaka merina sy tanindrana ity ary vao maika hihasarotra raha vao midina lalindalina kokoa satria tadidio fa mbnola mitoetra eto amin'ny fiarahamonina malagasy eny na dia amin'izao aza ty andriana sy andevo ity na ny fotsy sy ny mainty !
mety misy miteny hoe tsy any mihitsy no mipetraka ny raharaha nefa tsy maintsy jerena ihany izay eo amin'ny analizy politika satria fifidianana no atao fa amiko dia io miankina bebe kokoa amin'ny fihetsik'ilay mpanao politika ary ny tena hitako aloha izao ry kidoro dia toa ity Pierrot ity no ho lasa eo ary hitazona ny premùier tour de vita satria toa tsy hisy hahatohitra azy ireo zalahy iretsy ankilany iretsy.
Raha tsy milatsaka Rajoelina sy Ravalomanana dia marina ny an'i kidoro fa raha misy milatsaka fotsiny ireo dia hisy ny deuxieme tour vao vita.
Raha candidat potentiel dia i Pierrot aloha izao no ho henjana ary efa manao izay hahamafy orina ny fototra hiaingany eo amin 'ilay resaka "amnistie" no hahataraiky azy satria toa tsy hjino mihitsy aho hoe avelan-dry zalahy ho afa-maina ami'izao eo izy satria hanelingelina ny fahalaniany.

Tsy resaka merina na tanindrana no hatao filoha fa hoe iza no hahavita hitondra ity firenena ity ao anatin'ny fahamarinana sy fankatoavan'ny vahoaka maro an'isa azy ary koa azo harahi-maso ny fitondrany ny firenena ary ny fintantanana ny volam-panjakana mba tsy ho gaboraraka sy ho tantely afa-drakotra intsony i Madagasikara mamalatsika ity
8. ra8enforce ( 15/05/2009 15:17)
kidoropamba:

Io izao no tetik'ady mandeha izao mikasika an'ity fifidianana ity.
Ny Merina dia manana an'i:
- Ravalo
- Ratsirahonana
- Rajemison
- Razafindravaha
- Andry TGV

Ny tanindrana indray dia manana an'i:
- Pierrot
- Voninahitsy
- Pety
- Lahiniriko
- Monja

Mazava tsara hoe iza no favy ary iza no tsy izy.

Amin'ireo merina ireo dia Ravalo sy Andry TGV no mety manana hery be be kokoa noho ny hafa. Saingy raha milatsaka ry zareo roa ireo DIA VAKY NY SAFIDIN'IARIVO. Ka mety ho sarotra ny handresy ny kandida tanindrana. Vaha olana: Mila eliminena ny IRAY: Ravalo sa Andry?
I Andry aloha mety ho lasa raha TSY MILATSAKA ingahy pierrot.
I Ravalo koa mety ho lasa raha TSY MILATSAKA ingahy Pierrot.
Satria ry VJE, Pety, Lahiniriko, Roland izany dia poid plume e.

Raha milatsaka anefa ity le sola Pierrot ity dia mety ho rava ny fitondrantsika Merina. Kanefa Andry sy Ravalo tsy mifanaraka mihitsy.
Raha eliminé Ra8 kanefa milatsaka Pierrot dia atelin'ity tanindrana ity Andry raha fifidianana no jerevana.

Raha eliminé kosa Andry ka Ravalo no halatsaka kanefa milatsaka indray Pierrot dia Vaky ao Iarivo ao ary hanamafy an'ity tanindrana ity ka lany izy.

Vaha olana: aleo aloha tazomina @ merina ihany ny fitondrana e. Esorina any ity Pierrot ity.

Amin'izay dia Ravalo sy Andry no miady eo ka Tsy manana safidy ireto tanindrana ireto ka voatery hanohana ny iray amin'ireto Merina anakiroa ireto.

Io hoa no tokony atao.


na milatsaka daholo aza ireo kandidat ireo logique be hoe ravalo tsy maintsy en final saingy ny choix misy roa dia no hiahona aminy ny iray pierrot ary ny iray Rolland ratsiraka saingy ny favori favori foana vitan'i ra8 mazava io , ravaolo lasa victime ary mora azy no handresy lahatrany vahoaka ,mety hiakatra aza ny vaton'ny raha mihoatra ani 2006
9. kidoropamba ( 15/05/2009 15:19)
Giravy mihitsy ity olona antsoina hoe Oay ity kle. Mba nihevitra aho tena favy aho fa kay toa misy mitady hi-doublé indray avy atsy an-kavanana.

Ka raha tena marina mantsy io hoe "Tanindrana" no safidin'ireo vahiny dia izay mihitsy no mahatonga anay milaza hoe raha @ Merina aloha ny fitondrana amin'izao ka aleo tazomina mafy fa ho raraka an-tanana izy ity.

Ity lesola Pierrot ity ange ka tena tsy ho resy raha fifidianana no atao e. Ny fanafodiny dia tsotra: Esory aminy ny Zo-ny; aza omena azy ny amnistie na dia ny Haute Cour de Justice no tokony hitsara izay noheverintsika fa heloka nataony; Aleo izy eliminé-na politiquement é.

Satria raha Andry TGV na Ravalomanana dia tsy aharesy azy HAFA angamba raha MANAKAMBANA hery izy roalahy ireto.
Io ange no mahatonga anay manao vy very ny ainay manosika an'ity le sola Pierrot ity mba ho very zo e. Ny fahaverezan'ny Zo-ny ihany no hanavotra ny fahefantsika.

Misy milaza hoe: Que le meilleur gagne, ka izay tiam-bahoaka ihany no avelao hitondra. Loza hoantsika izany. Le sola ity tena danzéré.

Mikasika an'ingahy Zafy indray aloha dia tsotra e: Ray aman-dreny izy iny avy any anindran-tany any fa tena novitaindry zalahy t@ resaka rova e. Demokraty angamba lery fa tsy maharaka ilay afetsefetsena mahazatra anay sy ramarisely (Ranjeva io).



10. locl ( 15/05/2009 15:57)
alefaso ny fifidianana fa handray avion zahay hody hifidy rav8 e!
vitany matavy ireo, tokoa moa izany an!!!
11. Oay ( 15/05/2009 16:07)
kidoropamba:


Giravy mihitsy ity olona antsoina hoe Oay ity kle. Mba nihevitra aho tena favy aho fa kay toa misy mitady hi-doublé indray avy atsy an-kavanana.




Misaotra @ ilay fandokana kanefa na izany aza d mametraka fanontaniana i Oay manao hoe "Tena mendrika an'izany fandokan'i Kidoro izany tokoa ve elah ry Oay"

Momba ilay safidy d samy naheno isika fa niteny Andry Rajoelina fa noho ny FANIRIAN'NY FIANANKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA (selon les voeux...language diplomatique oblige) d nanaiky izy fa tsy hirotsaka raha toa ka izay no hitondra filaminana eto @ tanana nasiany condition kosa anefa ilay izy (io condition io moa d efa mazava izao fa avy @ fianakaviambe iraisampirenena ihany koa) d ny hoe raha tsy mirotsaka ny efa nitondra ...

Nipetraka fona ny fanontaniana nanao hoe avy aiza ary io hevitra io?
Raha manaraka tsara ny fizotran'ny tantara isika d tsy misy magie eo fa zavatra efa voavolavola hatran'ny ela é!

Décembre 2008 wa tonga d tsy nodébloquén'ny FMI ilay 35.000.000$ d ny condition napetrany d hoe azavao ny nahitanareo ny 60.000.000$ nividianana an'ilay forsa oanina koa!

D iny nikorapaka be iny i Ravalomanana satria nazava ny resaka fa rehefa tsy mazava ny fandehan'ny fitantanana ny volampanjakana sy ny volan'ny TIKO d mihidy ny robinnet efa nolazaiko teto fona moa fa ny iny tsy nidébloquén'ny FMI an'iny 35.000.000$ iny no nanamora ny fanonganana an'i Ravalomanana satria pris de panique Ravalomanana sy ny Tiko boys d nanaonao fona!

D dinganiko ny tantara d tadidio ilay resaka nifanaovan'i Pasitera sy ingahy ambasadoro ny USA é! ozy ingahy ambasadoro raha nibitsibitsika t@ Pasitera:"Nanome ny fahefana ny miaramila i Ravalomanana ka fametrahampialana ny dikan'izany", iny moa efa nolazaiko fona hoe "ingahy ambasadoro d nanizingizina fa tsy nisy fanambanana basy t@ iny andro nanaovan'i Ravalomanana an'iny famindrampahefana iny satria ingahy ambasadoro d nivezivezy sy niaraka t@ i Ravalomanana nandritra iny andro iny"

D tsy mety mankatoha ny HAT ny fianakaviambe iraisampirenena @ filazana fa fanonganampanjakana iny natao iny, ny tena marina anefa d hoe "Nampiana ny TGV hanongampanjakana satria efa tsy mandeha @ nilavany anazy intsony Ravalomanana d rehefa voahongana i Ravalomanana d apetrany @ izay izay tiany sy izay efa nanao fifanarahana taminy tany ambadika tany"

Ny zava-doza d jereo fa ny miaramila izao efa manomboka mivaha é!
Afaka mivazavaza sy milaza izay tiantsika holazaina isika eto @ serasera fa i Oay kosa d miteny hoe "MIDINA ETY AMBONIN'NY TANY MIJERY MARINA NY ZAVA-MISY FA AZA MANONOFY"
Ny zava-misy d i Pierrot efa vononkofaty satria jereo fa nody aty izy na d efa natao daholo aza izao resaka rehetrarehetra izao.
ireo AREMA nivadika ho TIM d efa niverina ho AREMA.
ny miaramila d efa vonona hanaraka an'i Pierrot
ny fianakaviambe iraisampirenena d efa resiny lahatra fa izy ilay fédérateur.
ilay alliance atsy ambadika atsy moa d tsy holazaiko aloha satria sao d prématurée.
za efa manahy fa raha vao mi-se pronnoncer eo i Ratsiraka mahakasika ilay hoe tsy tokony hilatsaka d vita ny tantara fa tonga ny réconnaissance klé.
Wait & See é!




12. xxx ( 15/05/2009 16:12)
locl: tsara ny olona rehefa manampinoana, kanefa tadidio fa misy foana ny indro kely hoe ny mpandrafitra :

iza moa no nanampo fa hiala ra8, ny teo @ 13 mai ange ka efa olona vitsy kely sisa e, tamin ireny TGV niafina tany @ ambassade de France ireny, fa nivadika ny Capsat, noterendry zalahy ny Colonel lehibeny tao hanao fanambarana fa tsy hivoaka ny toby ka handray anjara @ Emmonat intsony no nahatonga sy nampahery indray any TGV. Dia nitohy teo ny tantara.

Ka izay no hitenenako hoe aza mitompo teny fatratra fa Mon ami ange ka henjana e!

Mon ami ange ka efa ela ny sainy no nanomana ny haka anio fitondrana io e!
13. xxx ( 15/05/2009 16:41)
nareo kely loha wa mampanopa mihitsy, nanongana nareo tsy nijery hoe merina ity ka zao vao hoe merina, tanindrana, tokony mbola ho merina no hitondra é! ka io koa tsy ho azony elisany merina tsony é, vita hatreo!
14. xxx ( 15/05/2009 16:45)
raha lany president lesy izaho indray andro any dia alaiko ho mpanolontsaina ela ry kidoro an
15. ravalotgv ( 15/05/2009 17:40)
ce n’est pas Ravalomanana en tant que MERINA que les légalistes regardent mais Ravalomanana en tant que choix de la population, élu, et c’est ce que les légalistes protègent, » dixit Alain Andriamiseza jeudi à Ankorondrano

sniff
tcrouff
misy voadona ndray ao

:@ :@ :@ :@ :@ :@
16. bazylou ( 15/05/2009 19:09)
Sept ans après son exil en France, l’ancien gouverneur de la province autonome d’Antsiranana est rentré au pays.
Il a foulé le sol de sa région natale lundi dernier dans la matinée, après avoir séjourné à Antananarivo trois jours. Sans trop comprendre pourquoi, les proches de cet ancien gouverneur, qui l’ont accueilli à l’aéroport d’Arrachart n’ont pas annoncé son arrivée à la population, dont un grand nombre pourtant se serait fait un plaisir de l’accueillir également ce lundi dernier. L’homme après ces sept ans, à part ses cheveux devenus entièrement gris a gardé le méme trait, le méme look et le méme goût. Gara Jean Robert aime les Jeans et ne peut pas s’en passer.
Il a fait savoir à tous ceux qui lui ont rendu visite à son domicile qu’il est très heureux de rentrer dans sa patrie et de se trouver de nouveau à Antsiranana. « Vous ne pouvez pas imaginer les souffrances que nous avons endurées pendant ces 7 ans d’exil. Mais ce qui m’a fait le plus mal et que je ne souhaiterai méme pas à mon pire ennemi, c’est le fait que je n’ai pas pu accompagner jusqu’à sa dernière demeure ma pauvre mère », a-t-il continué tout en essayant de retenir ses larmes. « Certes, certaines personnes vont penser que je chercherai à me venger sur elles, mais loin de moi cette idée et je tiens à ce qu’elles le sachent », a-t-il ajouté.
Touchant mot aux prochaines assises régionales qui devraient se tenir incessamment à Antsiranana, Gara Jean Robert a déclaré qu’il ne manquera pas d’y participer activement. « C’est une opportunité que tout le monde doit saisir afin d’enrayer pour de bon tous les maux qui minent notre pays. Nous n’avons plus droit à l’erreur et devons laisser de côté notre égoïsme », a-t-il insisté.

Enfin, il a fait part de son intention d’inviter toute la population d’Antsiranana à un grand festin pour la fin de cette semaine et a demandé à Manoely et Justine de l’Arema de l’organiser, de concert avec toutes les organisations existantes, en attendant son retour d’Antalaha où est enterrée sa défunte mère.


17. rakaroka ( 15/05/2009 20:08)
'Za koa naharaka fa tsy tian'ny "FIANANKAVIAM-BE IRAISAM-PIRENENA"
i "RAR" (tena tsy mamorona aho!) satria rehefa natao ny analysen'ny personnalité dia heu....somary "MA-NA-HI-RA-NA" satria lé perso miovaova mivadibadika tsy hita izany ze tena "position"-ny rehefa tena zohina! 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432