Miandrasa ny proclamation nle faminanianao afaka 27jours e!

1. andrywui ( 12/05/2009 14:36)
D'efa toro hevitra ho anao ty ry tsy tononiko !!
--ato ho ato mandrapahatonganlé fotoana nolazainao fa hidabohan'ny HAT sy hiravan'ny TGV tanteraka ka hiady antrano sy hiongana ho azy hoy ianao d'efa mitadiava ianao ry rahalahy hevitra hivoahana amzay teninao zay fa miha antomotra ny fotoana !!
Izay no antony tsy de hipoiran'i Oay matetika eto fa miandry mafy io PARI nataonao io koa izy !
novalian'i ravalotgv ny 12/05/2009 22:50
2. Mirananirina ( 12/05/2009 14:41)
Ary tena mikoty andro mihitsy ianao an,27 jours,rahamppitso 26 j sisa :(
3. xxx ( 12/05/2009 14:42)
Efa zatra mikaonty fadim-bolana e!
4. Mirananirina ( 12/05/2009 14:46)
Efa zatra mikaonty fadim-bolana e!

hihihi :lol: :lol: :lol:
5. hery ( 12/05/2009 14:48)
Efa maika mafy mihitsy angaha? I Monja Roindefo aza niteny hoe 50 andro izay no vita :-)

Aza maika fa tsy ho ela io dia ho rava e.
6. essera ( 12/05/2009 14:49)
ô lti ra-andrywui, ny irin-ko faty ihany ange no ela velona e. Ny mieboebo sy milaza ho mahay rano no maty an-drano. Vao nanomboka ny fihetseham-bahoaka tam janvier d tena tsy noraharahian'ny mpiondana mihitsy le fitakiana fa nomeny ny be sofina. Ka izao izy io. Izaho alou tsy hiteny wé ndao hiara-hiasa raha ny foto-pisainan'ny ireo mpiondana ireo, na tsy nirevy an- deba aza aho misy azoko raisina ihany fa tsy tena mampiseho "exclusion be" ohatran'lé 8.
7. andrywui ( 12/05/2009 14:49)
Vao teo le hi s'adresseko no teo donk mahita tsara an'io lery fa aleony misafidy ny mody faninnnn ! fika antitra be io !! ka raha mbola tsy mipoitra eo le hi s'adresser ko de ho tononiko amin'ny anarany mihitsy amzay izy angamba satria efa akaiky le fotoana izy tsy milaza ze tena heviny fa miodikodina ! io ihany no mahakivy an'i Oay !! fa rehefa tsy miala pà alou d'efa tsara zay !! miandry isika tompoko !!!! a
8. andrywui ( 12/05/2009 14:53)
hoy Hery :
Efa maika mafy mihitsy angaha? I Monja Roindefo aza niteny hoe 50 andro izay no vita
Aza maika fa tsy ho ela io dia ho rava e.


aleo hazava ny resaka a !!aza atao banal be oe tsy ho ela de ho rava zany le kozitsika Hery fa nisy fotoana mazava nolazainao teto!! Pari no azoko hilazana azy ka 27jours sisa raha ny fikotianay sy Oay azy !! ka mbola manaiky sy mitana io teninao io zany aloha ianao hatreto a???
--rah vao miova eo ianao manko na mivilavila valiteny tsy mahitsy tsara oe eny defa zavatra hafa ndray no hitondrana ny resaka !!!
9. essera ( 12/05/2009 15:00)
Zah alou tsy miala eto izany e. Ary sao d adinon'lah ry andrywui fa mbola nampiany kôzy voretra hoe : "tsy handray karama intsony ny mpiasam-panjakana". Mbola voarakitra ao ireny, ary aza vonoina ao am base-nareo ao Rahery a.
10. andrywui ( 12/05/2009 15:04)
Hay tokoa moa letsy ry Essera ! tena marina lety zany a !! tokony haverina adika madio daholo anie ze kozinlery tam reny e !!! sady otran efa mitaditady lalana manko izy aminle koziny hafahafa ao io !! hita be oe mitady hirika lery fa voafatotra mafy de mody tsy mikofoka !!
11. essera ( 12/05/2009 15:12)
Mila omena ny copie-coller ilay izy (dinika tany aloha tany). Tsy adala ny antitra niteny we tandremo fa : "singam-bolo mandavo ny vositra". Irariana fotsiny raHery tsy hiasa amina toeram-piasana mamofona politika fa mody an-tanindrazana tsy fidiny ange.
Ry lerony efa niteny ny HAT fa :
"Raha mahay miara-miasa am zareo ireo masoivohon'i Mcar isaky ny firenena dia tsy misy antony mihintsy hi-rapatrier-na azy". Soa ihany aloha hatreto fa mbola tsy nampandraisina anjara tamina seza politika ny tenanay ary tsy maniry koa.
12. AndriambyII ( 12/05/2009 15:34)
Izao ataonareo izao izany ilay hoe chasse a l'homme sur le net ! Tadidio fa ny teny atody ,ka raha foy manan' elatra . Na dia ny papoose kely ary aza dia mikôpy an' zany!Pehana ambadika lay fananan' oul dé aveo alefa ny resaka conttrole fiscal sy ny imposition barbare! Sitonin' Andriamby daôl ny paitra rehetr' aveo!! llolll!!!ah ah ah ah !!! =)) =)) =))
13. locl ( 12/05/2009 15:51)
Ny tena nahagaga ahy dia ity andrywi sy essera ity nisy fotoana nangiana sa mafy ny attaque dia mirediredy eto indray e!

14. locl ( 12/05/2009 15:57)
Dlamini sera l’homme de la SADC sur le terrain, chargé de coordonner et de répondre à toutes les parties concernées et de faciliter le retour pacifique du président évincé Marc Ravalomanana. Une de ses tâches sera d’assurer la paix, des élections libres et équitables avant la fin de l’année où un nouveau leader sera élu démocratiquement » dixit le ministre swazi des Affaires étrangères Lutfo Dlamini à propos de Absalom Dlamini, l’envoyé spécial de la SADC

Sa lainga indray io ry essera
15. Noue ( 12/05/2009 15:59)
AndriambyII:

! Sitonin' Andriamby daôl ny paitra rehetr' aveo!! llolll!!!ah ah ah ah !!! =)) =)) =))



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. AndriambyII ( 12/05/2009 16:12)
andrywui:

Vao teo le hi s'adresseko no teo donk mahita tsara an'io lery fa aleony misafidy ny mody faninnnn ! fika antitra be io !! ka raha mbola tsy mipoitra eo le hi s'adresser ko de ho tononiko amin'ny anarany mihitsy amzay izy angamba satria efa akaiky le fotoana izy tsy milaza ze tena heviny fa miodikodina ! io ihany no mahakivy an'i Oay !! fa rehefa tsy miala pà alou d'efa tsara zay !! miandry isika tompoko !!!! a


Eny tokoa ré e ! andrasantsika i benoit XVI hitondra mana latsaka avy any @ , dé tsy misy mkandra fa manalava lela eto @ sera² eto ihany lou !

17. pikatti ( 12/05/2009 19:29)
essera elah tsy ao anty konty fa aza misolelaka eo e,i oay aza iny efa mba hendry fa andrywui ty mbola marary fo be any @ urgence any sainte anne :-D :-D :-D
18. fijo ( 12/05/2009 22:21)
na 3 volana io na 9tsy olana fa io tsy maharitra eo.
19. ravalotgv ( 12/05/2009 22:50)
inona ny pari atao ee amidy i madagasikara raha eo ny hat sa amidy i madagasikara raha tsy eo ny hat

aleo rangaha hamidy aa
sniff
tcroufff

amizay tsy misy mahantra tsonny ny gasy de mody daholo ny diaspora rehetra

sady libre zao ny fivarotana vinany eto

sniff
tcrouff
toy ny any amerika io

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1458