Rossy lasa kolonely tampoka lolll
21. essera
(
12/05/2009 14:52)
Ngah tsy tadidinareo i le8 nanao akanjon'a miaramila indray taona iny??? namoaka lalana i lery hoe tsy azon'ny civil atao ny manao tenue militaire na vert arme aza tsy azo nanaovana nefa i lery no nanao tenue militaire nefa i lery anie ka civil koa e!!! tena nampiana-dratsy mihitsy i dada iny ka nifoteran'ny rambony.
Tsy mila ampiana na analàna ity kôzy ity Rahery fa tsy wé tsy miteny akory ny bandy.
22. andrywui
(
12/05/2009 14:59)
hoy hery
tena mba ataovy serieux kosa ra-hery fa aza atao anzany 40andro zany fa betsaka anie no vavolombelona teo e !! aleo mihitsy aho aloha hianatso an'i Oay fa tena mitady lalana hialana nareo zany klé !! (telo volana !) zay no nambaranao teto (ary 1volana sy 3andro zay no afaka)
---zavatra tsisy dikany zany e !! eboebon'olona manokana tsisy hidiran'ny fanjakana sy ny HAT zany !! ka inona ary no mahaosaosa andranamana ty !! ary nety angah ra8 manao akanjona miaramila foana isak'izay te hizesta iny ?!!!
--mety angha izy manao akanjona mpitsara reny nefa tsy manana fahalalana na kely amzany aza ?
dia avy eo rehefa tena gravy be ny situation (afaka 40 andro ry tsy mahay manisa) dia kivy lisany hoe rava ilay HAT
tena mba ataovy serieux kosa ra-hery fa aza atao anzany 40andro zany fa betsaka anie no vavolombelona teo e !! aleo mihitsy aho aloha hianatso an'i Oay fa tena mitady lalana hialana nareo zany klé !! (telo volana !) zay no nambaranao teto (ary 1volana sy 3andro zay no afaka)
Hitako mafy mihitsy ry essera sy ry andrywui miteny hoe tsy mety kosa zany ataon'i Rossy izany kanefa moa resaka TGV ilay izy dia tsy hita izay tenenina
---zavatra tsisy dikany zany e !! eboebon'olona manokana tsisy hidiran'ny fanjakana sy ny HAT zany !! ka inona ary no mahaosaosa andranamana ty !! ary nety angah ra8 manao akanjona miaramila foana isak'izay te hizesta iny ?!!!
--mety angha izy manao akanjona mpitsara reny nefa tsy manana fahalalana na kely amzany aza ?
23. halloween
(
12/05/2009 15:13)
za kou alou naheno anlé 3volana nolazain'i hery e , tena marina io ary vavany no nilaza anzay sady mbola nampianay koa hoe tsy misy handray karama reo de hiady antrano , de hirodana , naheno anzay daholo kosa ny olona hery a ! ref zay de zay e
""aoka ny teninareo ho dia ary rah tsia dia tsia fa izay miohatra noho izany hoy ny teny dia avy amin'ilay ratsy ! """ ka fidio zay tianao !!
""aoka ny teninareo ho dia ary rah tsia dia tsia fa izay miohatra noho izany hoy ny teny dia avy amin'ilay ratsy ! """ ka fidio zay tianao !!
28. xxx
(
12/05/2009 15:43)
ntsôôô !!! Mbola tsy niova mihitsy lay rossy kely fa mbola lay toe-tsaina lomorina h@ zay ihany nefa mba azo lazaina fa mba nijanona ela tany am-pita tany tokony mba efa voataiza fa eeeee !!! Zao ndray ty leiry lasa Kolonely tampoka teo dia hoe " Tongava elah raha Dada e ! " Ohatran`ny tsy hitako ery leiry lay vao hoe ho samborina dia nifori-drambo sy nitalaho tamin`izany nefa tsy nisy olona nanao inn azy akory teo . Niampy Rastà iray ndray zany ny CAPSAT ! hihiih !
30. locl
(
12/05/2009 16:03)
Tsy mahagaga Rossy raha manana grady fa lamaody ity fitondrana TGV ity ny misalotra na dia tsy manana diplôme aza.
Izy lohany aza moa misalotra anarana président, koa aleo koa Rossy mba hisalotra.
Fa ny mampalahelo dia ny valeurntsika Malagasy no mietry andro aman'alina.
Izy lohany aza moa misalotra anarana président, koa aleo koa Rossy mba hisalotra.
Fa ny mampalahelo dia ny valeurntsika Malagasy no mietry andro aman'alina.
31. gasmlay
(
12/05/2009 18:02)
za koa nahita an'le 3 volana de rava ny HAT! tena lasa mailhol 2 le ranama ito marina!
32. Noue
(
12/05/2009 18:29)
locl:zay indrindra manko eee!
Fa ny mampalahelo dia ny valeurntsika Malagasy no mietry andro aman'alina.
33. caprio
(
12/05/2009 19:27)
Ra-hery kosa mandainga fa taiza Ra-hery no nilaza we tsy mety ny tany namidy t@ Daewoo,enao mintsy Ra-hery no mahita lazaina foana refa tsy mety ny ataon-dRa8 fa aza be resaka enao an,efa mba nadresy kaloha ny TGV matoa izy no eo de anjaranareo ndray no mitady fomba hialany eo fa aza ato @ity sera2 no mifanasa vangy,aza kivy fa mbola azo atao tsara ny manala an'i Adry eo fa nareo tonga dia mikorapaka dia lasa ato @sera2 sisa no manala vokony,fa raha i Ra8 sy i Andry kaloa dia samy tsy misy hilana azy reo fa ny iray mpanao ankeriny maka fitondrana dia ilay iray ndray manao ankeriny mangorona fananampajakana
35. pikatti
(
12/05/2009 19:52)
be zany hors sujet zany ato ry zalahy fa tena hita le tgv fa fanompoana olona no tena fika be na mety natsy mety , very elah andrywui kely a, mety maty ihany reny fa aza de manompo be fahatany eo é,hanompo an'i rssy koa ty elah farany ,elah aloha zao mbola vatatay fa refa manompo tsara ela de atao kaporaly
37. pikatti
(
12/05/2009 20:43)
aza mitomany sarontava leity ry andrywui ataovy sarin-tava dia zay vao hita , elah koa anie tsy mahay mampiditra sary e de raHery no omen'elah tsiny eto!!! maninona zao raha mba manontany , inona no mahamenatra ,ao fa tsy alazako eto é, inona no tsy hain'elah? efa misy video fanazavana ao ! ny lohanareo ve mbola ao tsara é
38. vale
(
12/05/2009 21:09)
Ngah tsy tadidinareo i le8mba asio fanajàna ry XXX le oul fa na de miafina ambadika ny XXX aza enao de tsy mendrika ny toetra ataonao izao, raha enao no misy manevateva anao ve de mba ahona? zay ihany e, mandreraka be ny mamaky ny zavatra ohatr'itony!pffffffffff!! :{
39. ravalotgv
(
12/05/2009 23:01)
ary ra hery zany tena tim be mintsiny an sady tsy tgv be mintsiny
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@