Rossy lasa kolonely tampoka lolll

1. hery ( 12/05/2009 13:30)
Izaho kosa ve hozy i leiry tsy mba omenareo toerana. I Sareraka indray no lasa membre-n'ny HAT talohako... dia iny Rossy fa naka tenue sy gradina Kolonely.

Dia falifaly ery ny miaramila kolonely sasany nefa tsy fantany hoe fanambaniana azy tanteraka izany.

Samy maka ny toerany marina aloha e. Ny sasany aza tonga dia miditra hoe izaho indray no prezidà.
novalian'i fijo ny 13/05/2009 21:01
2. kidoropamba ( 12/05/2009 13:33)
Izaho indray hijanona ra-hery mpanao sita interonety any andafy ka favy be fa tsy taranaka fozaorana.

hin hin hin hin hin
3. Mirananirina ( 12/05/2009 13:36)
ity ilay tonga aminy hirany Mahaleo hoe:ny ministerako
4. xxx ( 12/05/2009 13:37)
Asa i kidoro raha mba ho lasa fandriana na canapé :-D :-D :-D
5. Samoana ( 12/05/2009 13:39)
Efa nomen-dradidi azy taloha iny akanjo iny fa izao vao lera hozy lery :-D . Famonoana vorona iny milaza fa izy no tena sefoben'ny capsat hisambotra an'i andry atsy ho atsy :wink:
6. essera ( 12/05/2009 13:41)
Ary le rdv raHery manaôna ????

7. xxx ( 12/05/2009 13:48)
i essera ho lasa i etsetra ;-) ;-)
8. xxx ( 12/05/2009 13:49)
Ngah tsy tadidinareo i le8 nanao akanjon'a miaramila indray taona iny??? namoaka lalana i lery hoe tsy azon'ny civil atao ny manao tenue militaire na vert arme aza tsy azo nanaovana nefa i lery no nanao tenue militaire nefa i lery anie ka civil koa e!!! tena nampiana-dratsy mihitsy i dada iny ka nifoteran'ny rambony.
9. Samoana ( 12/05/2009 13:57)
xxx7/ chef des armées koa ny filoha-panjakana raha tsy diso aho.
10. xxx ( 12/05/2009 14:00)
chef des armees tsy midika hoe armee??? aza afangaro
11. xxx ( 12/05/2009 14:03)
Chef des armees ve letsy de ho voatsokan'ny armee leeeee!!!!
12. Samoana ( 12/05/2009 14:08)
xxx10/ voatsoka rehefa tsy misy intsony ny "discipline" . Jereo fotsiny fa na ireo jeneraly aza lasa ompaina vatatay!!
13. xxx ( 12/05/2009 14:11)
Jeneraly vendrana sy mal former letsy no filaza ireny a! tsy mahay ny asany. Iza no ni-former ireo vatatay???? Ra8
14. essera ( 12/05/2009 14:20)
xxx:

i essera ho lasa i etsetra ;-) ;-)


Raha olona tsy mahafehy saisie.
15. essera ( 12/05/2009 14:25)
Rahery, inona izao no mba toerana mba tianao rah tany ti ka misy poste vacant ?
16. bozyboleta ( 12/05/2009 14:27)
Efa ataon'ny adala sy gaigy tsisy dikany intsony le foloalindahy.
Zao ny miaramila vao tena miaramila gasy mina-taiparasy.

Na ny fomba nanaovan'lery azy aza tsisy vidiny. Izy @ io miloloha an'iny bozaka be eny andohany iny.
Hay koa ny rasil zao afaka manao rasta. Nefa tadidiko ery t@ zay nanao fanompoam-pirenena izay lehilahy lavalava volo avy dia nasaina nanao pompe aloha avy teo netezana t@ harezabe tsisy fitsitsiana mihitsy fa hetin'akoho.

17. xxx ( 12/05/2009 14:28)
Autoproclamer amiral des ordinatera
18. xxx ( 12/05/2009 14:31)
Na ny fomba nanaovan'lery azy aza tsisy vidiny. Izy @ io miloloha an'iny bozaka be eny andohany iny


Mba te hanao Che Gevara gasy i lery e :-D :-D :-D
19. hery ( 12/05/2009 14:47)
:-)

Hitako mafy mihitsy ry essera sy ry andrywui miteny hoe tsy mety kosa zany ataon'i Rossy izany kanefa moa resaka TGV ilay izy dia tsy hita izay tenenina :-)

Izay anie ilay manompo olona e :-)

Ny anay rehefa nolazaina hoe misy mivarotra an'i Madagasikara t@ Daewoo dia anisan'ny nitsangana niteny hoe tsy mety kosa izany ataon-dRavalo izany... dia nanova famindra izy.

Lisany zao manaiky foana hoe mety daholo izay ataon'i TGV na dia hitan'lisany hoe tsy mety aza, izany hoe mamitaka an'i Andry Rajoelina, dia avy eo rehefa tena gravy be ny situation (afaka 40 andro ry tsy mahay manisa) dia kivy lisany hoe rava ilay HAT :-)
20. xxx ( 12/05/2009 14:51)
Toa hoatra ny hiisy prolongation ny baolina raha izao no fandehany!!! ny tena atahorako dia sao dia iafara @ tirs au but ity kle!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.781