Raha izao no mitohy mety tsy hiasa intsony k'le

1. niryna ( 12/05/2009 12:07)
Mahavariana indraindray ny fandrosoana an.Eo ny hoe tsy mila mankany amin'ny banky intsony ny olona maka vola fa vita eny amin'ny machine fotsiny.Tsy mila mahandro vary intsony fa pihina fotsiny ilay machine kely dia avela eo ny vary asiana rano dia laozana ka afaka 30 mn dia masaka ny vary.Marobe no vitan'ny robot ka dia tsy mila mpiasa intsony ny orin'asa.Maty aho volako aiza indray no ahita asa mila mampiasa ny vatana?
Izao indray dia ny mpampianatra no atao robot .
Tianareo ve izany? Dia ahoana raha misy fanontaniana manitikitika ny tena ?
Tsindrio eo amin'ny sary ambany fahafito
http://news.yahoo.com/page/week_in_photos_rss?fid=20090508-1241751553

Inona koa no mety hipoitra atsy ho atsy?
novalian'i niryna ny 10/06/2009 18:51
2. Mirananirina ( 12/05/2009 14:09)
efa ela anie io ry irina e,eritrereto hoe orinasa mpanamboatra tomobile,ny mpivarotra sisa no olona
3. xxx ( 12/05/2009 14:22)
Na vady aza efa robot ko! :-D :-D :-D
4. niryna ( 12/05/2009 16:04)
Mirananirina:

efa ela anie io ry irina e,eritrereto hoe orinasa mpanamboatra tomobile,ny mpivarotra sisa no olona

ka izany anie no itenenako hoe na mpampianatra ao an-tsekoly koa aza dia ataondry zareo ho robot.

:D
5. niryna ( 12/05/2009 16:06)
xxx:

Na vady aza efa robot ko! :-D :-D :-D

dia amin'izay tsy miteraka sy tsy mianaka ny aretina kou ooops

6. Mirananirina ( 14/05/2009 13:40)
ka izany anie no itenenako hoe na mpampianatra ao an-tsekoly koa aza dia ataondry zareo ho robot.

mety marina izany an,betsaka no tsy misy intsony izao fa ordi dia samy vita.Nahita reportage ireny fiompiana sy fivarotana ireny akoho ireny hoa izaho,fa talanjona fa kay machine daholo na manapaka ny lohany ,manala ny volony,mandidy ny vatany,mamatotra sisa no ataon'olona.
7. niryna ( 15/05/2009 10:29)

tsara ilay fandrosoana fa maro no tsy an'asa intsony noho ilay fandrosoana.Ny tena tsy tiako dia izay atao dia tsy misy miteny ao anaty telefonina fa automated dahono ka raha misy zavatra tiana ho tenenina dia e,e ,tsy mandeha any fa averimberiny eo foana satria tsy misy ao anatin'ilay fandaharana nataony.Dia ny tena no laony be avy eo

:D
8. endrika01 ( 02/06/2009 10:13)
niryna:

Mahavariana indraindray ny fandrosoana an.Eo ny hoe tsy mila mankany amin'ny banky intsony ny olona maka vola fa vita eny amin'ny machine fotsiny.Tsy mila mahandro vary intsony fa pihina fotsiny ilay machine kely dia avela eo ny vary asiana rano dia laozana ka afaka 30 mn dia masaka ny vary.Marobe no vitan'ny robot ka dia tsy mila mpiasa intsony ny orin'asa.Maty aho volako aiza indray no ahita asa mila mampiasa ny vatana?
Izao indray dia ny mpampianatra no atao robot .
Tianareo ve izany? Dia ahoana raha misy fanontaniana manitikitika ny tena ?
Tsindrio eo amin'ny sary ambany fahafito
http://news.yahoo.com/page/week_in_photos_rss?fid=20090508-1241751553

Inona koa no mety hipoitra atsy ho atsy?

dia mety ho robot koa atsy ho atsy no ho filoham-pirenena ! oops :-D
9. endrika01 ( 02/06/2009 10:15)
De amzay tsisy miady seza tsony! =))
10. sakaymena ( 03/06/2009 10:24)
nahoana no manahy ianareo manana finoana hoy le rangahy iny

ho zaraina isa-tokatrano ao aorina anao
ny robot mpanamboatra VOLA de vita ho azy e;
tsisy intsony ny mahantra nge manana finona
11. niryna ( 03/06/2009 23:52)
endrika01:

niryna:

Mahavariana indraindray ny fandrosoana an.Eo ny hoe tsy mila mankany amin'ny banky intsony ny olona maka vola fa vita eny amin'ny machine fotsiny.Tsy mila mahandro vary intsony fa pihina fotsiny ilay machine kely dia avela eo ny vary asiana rano dia laozana ka afaka 30 mn dia masaka ny vary.Marobe no vitan'ny robot ka dia tsy mila mpiasa intsony ny orin'asa.Maty aho volako aiza indray no ahita asa mila mampiasa ny vatana?
Izao indray dia ny mpampianatra no atao robot .
Tianareo ve izany? Dia ahoana raha misy fanontaniana manitikitika ny tena ?
Tsindrio eo amin'ny sary ambany fahafito
http://news.yahoo.com/page/week_in_photos_rss?fid=20090508-1241751553

Inona koa no mety hipoitra atsy ho atsy?

dia mety ho robot koa atsy ho atsy no ho filoham-pirenena ! oops :-D

:D dia vao maika tsy mandeha amin'izay laonina angamba e :D
12. endrika01 ( 05/06/2009 12:33)
niryna> ka efa makany makany anie hono amzao e,tsisy mihemotra intsony,sady mandreraka reo mpiady seza kou :wink:
13. niryna ( 10/06/2009 18:51)
endrika01:

niryna> ka efa makany makany anie hono amzao e,tsisy mihemotra intsony,sady mandreraka reo mpiady seza kou :wink:

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0286